Ndriiiii Zay sy ny ankizy dia eto ihany ,atsarovako any mamany ty hira ty
@rojonarindra1819Ай бұрын
Ity no spectacle nojereko farany talohany nandaozako any Mada, merci Rossy ❤❤
@floretteedmond7864Ай бұрын
❤
@dadandry2 ай бұрын
Mankasitra e! Efa ela, tena efa ela no nitadiavina azy ity ("miodina hatrany" no notadiaviko)
@RojoLalaina2 ай бұрын
Mankasitraka e ❤
@onjarabetokotany25002 ай бұрын
Lay version Nanie vao haingana henoko. Tonga d ty version ty tao antsaiko
@yannpayet54002 ай бұрын
❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤❤
@hansrakotondramonjy82423 ай бұрын
Tsy mitana izay tsy tamana (Dillie) Tsy mitana izay tsy tamana Tsy mitana izay tsy tafandry Tsy miantso izay tsy tana Lasa izay tsy mahandry Avy hatrany dia mandeha F'izaho tsy hiandry an'iza Misaina f'efa lehibe F"izao akory tsy iza Ô ry neny an.. na na na na Toa mila vanina ny anao Ô ô Angolainy aho, iangaliany aho Zay teny mety handroboka Angolainy aho, iangaliany aho F"izaho tsy ho roboka Fa voin-kazo tsy voankazo Tsy malazo tsy mora azo Tsy sakafo na hanim-pý 'Zay tsy tia dia tsy tia Avy hatrany dia mandeha F'izaho tsy hiandry an'iza Misaina f'efa lehibe F'izaho akory tsy iza Ô ry neny na na na na Toa mila vanina ny anao Ô ô
@ombiasa112 ай бұрын
Amin'ilay faharoa Ô ry neny na na na na Tsy mahandry tantana ny anao
@IandritianaFabienneRAHELIARIMA3 ай бұрын
ça aussi c'était quelque chose; l'époque où il n'y avait pas encore de bus menant jusqu'à Antsomjombe🥰
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz3 ай бұрын
Mafy e❤
@ludger2053 ай бұрын
Volohana
@NjaraRAVALIARISON3 ай бұрын
Tsy mis mahavita ny vitan Rossy teo Amin ny mozika
@NjaraRAVALIARISON3 ай бұрын
Tsarà loatra
@RezidGOULAMHOUSSENSATSOU3 ай бұрын
Rossy restera toujours l un de meilleur Artiste Malagasy j❤
@TTARasamoelina4 ай бұрын
Avereno Roissy ilay ''Tapolaka gilady'' eeee
@OliviaRasoaniaina4 ай бұрын
2024 ?🥹
@Funky944 ай бұрын
Dommage, tena ratsy ny qualité ilay son.🙁
@mireillenasseuer49485 ай бұрын
FITIA AFO-VATO Iza izao? toa mangina ao Ao alan-trano ao Moa va ianao Lay nandrasako omaly No miandry, miandry ao Efa namolan-tena aho Niandry anao Toa tsy mandry saina vatany aho Nitady anao e Atao ahoana e? Nandefa hafatra aho Teny atsipy ihany ireny o Asa lahy , Tsy mamy taminao angahy ireny Fa mangidy no azoko Koa inona no mahatonga anao Tsy hita hiara-hitafa aminay Moa adinonao fa Vato roa midona mafy e Mitselatra hazavana Mora maty Hazavana mora maty Hazavana mora maty....
@larry79206 ай бұрын
Black
@MevaNambininjanahary7 ай бұрын
Ndriii😢aatsiarovako an'i papako
@NassilaAbderemane7 ай бұрын
Msaotra betsaka Rossy tena tsara be le ira
@MegaKitai8 ай бұрын
❤❤❤🎉🎉🎉 Top top mbola hoavy izy eeeee
@NassilaAbderemane8 ай бұрын
Tikobe mintsi le ira za matsaro Madagascar msotra Rossy
@siakadaoud40408 ай бұрын
1'10 tiakou tsara ❤🥰🥰🥰🥰
@siakadaoud40408 ай бұрын
1'10 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
@TokyDallas9 ай бұрын
Tiko loatra ty vazo ity
@saidali94809 ай бұрын
Merci
@philibertsolondrainy319210 ай бұрын
Artista mampiray ny Gasy rehetra Ich 👍🏿👍🏿
@philibertsolondrainy319210 ай бұрын
Rossy mazana e
@miamalika204010 ай бұрын
❤❤❤
@poundalee528111 ай бұрын
Isan'ny hiram-pitiavana rsara indrindra uty hiran' Rossy ity❤❤❤❤❤ Tsara ny tenue n'i Rossy, tsara ny tenue n'i Josephine👌👌👌 Teto no hitako tsara indrindra ny duo n' Rossy sy Joseohine sur scène 🎙🎤
@fastdiscountparis Жыл бұрын
Iza izao toa mangina ao Ao alantrano ao? Moa va ianao ilay nandrasana omaly No miandry, miandry ao? Efa namolaka e, niandry anao Toa tsy mandry saina, vatana aho nitady anao e Atao ahoana e? Nandefa hafatra aho Teny atsipy ihany ireny ô, asanao Tsy mamy taminao angaha ireny Mangidy ny ho ahy tokoa Inona no mahatoga anao Tsy hita hiara-hitafa aminay Moa adinonao fa, fa toy ny dona mafy Mitselatra hazavana mora maty Hazavana mora maty (x3)
@henintsoajocelynrazafimaha2908 Жыл бұрын
Mankasitra ny tarika rossy
@rojovolarakotoarimanana3884 Жыл бұрын
Mba misy manana tonony?
@the_real_sej Жыл бұрын
Andraso kely fa alefako eto aza
@razanadrasoabaholysandra5380 Жыл бұрын
Mbola ho avy izy fa aza malahelo...cette chanson fait vibrer tout le monde ❤
@maeraz4334 Жыл бұрын
Aman-taonany maro no nitadiavako an'ity hira ity fa hitako ihany
@WardaARASSY Жыл бұрын
Eeee tsara sady tiko ary naha be zaoTanana ambilobe❤
@MsKellyGrace Жыл бұрын
malahelo foana za rehefa mijery an io
@vlogmadagascar Жыл бұрын
des frissons sur tout le corps en voyant Rossy sur scène avec ce public toujours au rendez-vous et conscient de son talent. il me semble que c'était son premier concert à son retour à Madagascar (à la suite de son exil politique en France) Je me souviens que ses larmes ont coulé sur la première chanson, ému d'être de retour parmi les siens, c'est-à-dire ce public qui sait et qui a toujours su à quel point Rossy est talentueux et unique. Je ne rentre pas dans son parcours politique, mais d'un point de vue artistique, Rossy est un génie.
@VavihelysaminaSimon Жыл бұрын
Azalah mandrapihaona tongava soa ❤
@nanamad2403 Жыл бұрын
❤❤❤❤ mamptehody 😢😢😢
@herytovo4096 Жыл бұрын
Misaotra betsaka fa efa nitadiavako ity hira ity
@razanamparanyandry268 Жыл бұрын
😍😍
@randriasonjoseph-gc6bt Жыл бұрын
Merci Roissy pour musique aussi merci
@Ikalartiste Жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Kanto. Mankasitraka nizara. :-)
@kiniainaaina-mi3se Жыл бұрын
Manaja Zoky Rossy a.
@bienvenufaniriantsoa9217 Жыл бұрын
Mankasitrakp
@rasoloerling5620 Жыл бұрын
Tsara loatra. Hafa iany ilay version taloha, raha tsy diso ny tenako, i Tompokolahy Toty no nanao ny arrangement.
@dinarako40632 жыл бұрын
dommage que le son ne soit pas top mais sinon EXCELLENT