À quelqu'un que j'ai fais connaissance il y peu de temps ❤❤❤❤
@IandianaIranjaАй бұрын
J aime totalement votre chanson .i like the music🎉🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤100. 4:23
@IandianaIranjaАй бұрын
Mampalahelo be mintsy ny hiandry Nefa tsara be❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂😂😢😢😢😢😢0
@TantelyRanaritsitoАй бұрын
Tiako be❤
@yrdnaonarАй бұрын
🫶
@tianarakoto9539Ай бұрын
Tiko fona ty hira ty ❤❤❤❤
@TatianaVololona-q8u2 ай бұрын
😊
@DomoinaMihajarilala2 ай бұрын
Tsara foana 🙏🙏🙏
@SambatraRazafimanantsoa3 ай бұрын
Tiako foana ty hira ty❤❤❤
@malantonirinarakotoarisoam13683 ай бұрын
😢😢😢😢😢😢
@CHRISTIANRABENJA4 ай бұрын
la diva MALAGASY incontournable
@lovaranaivoarimanana99986 ай бұрын
❤
@tojoherylazz9106 ай бұрын
tena izany mihitsy , marina izany, efa ahtry ny ela ny fitiavana no ifandimbiasana sento sy tomany.
@nirinaramangasalama58687 ай бұрын
❤
@gilbertrakotomandimby54447 ай бұрын
Tena Kanto e
@DomoinaNiainaRakotoarive-qb6eg7 ай бұрын
Dédicace à mon AndyHeryFylepetit❤❤❤❤❤❤❤❤ c'est toi
@Kol.Rah168 ай бұрын
Merci à la personne qui m' fait découvrir cette chanson..j'éspère que t'es heureux maintenant, sans moi!
@nirinaramangasalama58689 ай бұрын
❤😂❤
@gilbertrakotomandimby544410 ай бұрын
Msotra ny mpamorona s n ilay mpihira fa Lanto lotra❤
@NoroRatoadroarimanana10 ай бұрын
Mankasitraka e, tena tiako ity hira ity 💖💖🥰
@teddysinclair987211 ай бұрын
Tonony : Ny teny atsipinao Izay niniako tsy ho re Toa tsapako eto anio ny fahamarinany Ny tolotolotrao Tsy nahataitra hatramin’izay Dia fantatro eto anio ny lanjany Hatramin’izay Tsy nisy naha-rototra ahy Satria ianao teo foana teo anilako Nihevitra aho fa Na inona fitrangany eo Ianao efa napetraka ho ahy Nefa izao toa tampoka foana Nilaozanao aho tsy ankiteny Mipenipenina ny foko irery Fa tsy ianao vao fantany fa ilainy O! ny fisianao Tsy nohalaliniko hatrizay Satria nataoko ho efa izay ny làlana Ny mety ho hevitrao Tsy noheveriko satria Jambenan’ny fitiavan-tenako aho Nefa izao toa tampoka foana Nilaozanao aho tsy ankiteny Mipenipenina ny foko irery Fa tsy ianao vao fantany fa ilainy Ka mamelà ahy Raha misy fihetsiko indraindray Nampisy alahelo ao am-ponao ao Mamela ahy Henoy na tsy mendrika F’izaho tsy feno raha tsy eo ianao
@AnjaRAKOTOARIMAHEFA11 ай бұрын
❤❤❤
@hanitraandriamparany9084 Жыл бұрын
Tokony mba averin i Poopy daholo ny hirany en Anglais rehetra fa tsara an! Mampahatsiaro ny fahatanorana. Sa ahoana ozy nareo????
@sandratrafinaritraelarabea4981 Жыл бұрын
tena hoe voix du coeur e, ny tonony... ny feony....😍😍
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Tsaroana avokoa ❤
@velosoanokoloinamirantonya1617 Жыл бұрын
tiko loatra 😍😍❤
@rabesoajoelle2567 Жыл бұрын
Tsiaro tokoa...
@annielu-ann5153 Жыл бұрын
Tsiaro 😢❤
@tatianamiarintsoa5973 Жыл бұрын
Mamy fona ny mihaino an'ity hira ity indrindra rehefa lavitra ohatr'izao, 😔🥰 Nandao anay aloha ianao, anio izao ny tenanay no tsy ho anilanao ny fo sy saina mahatsiahy ny momba anao aza manadino anay tena tia anao...😘 Mars 2023