Mitoetra ao am-ponay ny fitiavana ny kanto nataonao
@SamuelHerinirina3 ай бұрын
Trop ilay tononkira...Respect hoany OM-GUY 💔🙌
@fleuriarahantarisoanote93428 ай бұрын
Le 3 Avril 2024 mbola mihaino ny aty ❤ny atsika roa fitia manadala, adala fa tsy mifankafoy❤❤
@jeremiarabarijoelina593910 ай бұрын
Mafy koa reto bandy ireto raha qualité vocal no resahina a,Bodo moa efa tsy lazaina intsony
@ReMac-ft7hd Жыл бұрын
Mankasitraka tena feno souvenir mitsy ity hira ity
@mickaelamitahirisoa Жыл бұрын
mankasitra ee
@JoelyThierryRANDRIANARISOA Жыл бұрын
Tiko be zany vazo zany mankasitraka ny mpamorona mahay ny mpihira azy ko milay
@rajoandrianaivo8230 Жыл бұрын
Tsara ilay hira, mankafy be koa ny mpirihra fa ilay sipa mandany tsaky an!
@JeanRobbieNjaramahasolo-ks8ql Жыл бұрын
Ity hira ity dia anisany tena tiako sady madona ny atipanahiko trop. Mafinaritra eee
@fidyanjaramanasoa1913 Жыл бұрын
Izaho dia tsy dia mpanaraka ity hiran ny Ainga iray ity fa tamin ity naovan dry zareo azy ity tena nanaraka hatramin ny farany.
@marysue1146 Жыл бұрын
Hono akia e ! mba lasalasa saina aminao manontany Fa andro iray izay tsy ahitana anao Toa tsaroana ho andro foana re Ny maraina sy ny alina mangina Manontany tena foana akia e Ny ampitso tsy handriko haraina ahitana an-dry Hono akia e ! Mankaiza moa ny fiafaran’ny lalana iny e ! Mba iriko ho fantarina tokoa Fandalovanao matetika e ! Fa iny mirakitra isan’andro ireny ventsonao mangina Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry iny e e ! Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry . Te-hamangy anao hatrany Te-hamangy retsy aho Izay tiana no tsy mba manahy Fa ny tia dia maro ahiana e Oriory ho'aho ny saiko Te-hiantefa ho any e ! Hono akia e ! mba aiza moa ny ankaninareo avy aty e ! Ilay ankany izay namolavola an-dry Ilay ambanimbanivohitra e ! Ny ampitso aho hiserana mankany Mba hamangy harivariva e ! Hakany aho fa mahasondriana akia Ilay tantaran-dry iny e e ! Hankany aho fa mahasondriana akia ilay tantaran-dry. Te-hamangy anao hatrany Te-hamangy retsy aho Izay tiana no tsy mba manahy Fa ny tia dia maro ahiana e Oriory ho'aho ny saiko Te-hiantefa ho any e ! Eny akia e ! Mba sarotra adinoina tokoa ho'aho ny antsika e ! Iny tsikinao mandroso mankety Avy ery an-kodi-mirana e ! Ny fonao tsy mahafoy ny tiana Niaritra ny mafy anie e ! Hamangy aho hametsoventso akia Ny tantaran-dry iny e e ! Hamangy aho tsy hanadino akia Hatramin’ny farany! Sara-tiana tsy hanadino Tsy hanadino retsy aho Ny havan-tiana tsy mahalavi-tany Fa mba manimanina anie e ! O ry alina mangina Tsy hanadino ireny e e ! O ry volana eny ambony Tsy ho adino ireny e e !
@hyacinthejosia2 жыл бұрын
tena hira farany tiako misaotra lucien !!!!❤❤
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Mahafinaritra bé. Mankasitraka 🙋♀️
@lantoherynirinarazakasoa82732 жыл бұрын
❤
@jouadr12822 жыл бұрын
Noble
@marieclaireaugustave23372 жыл бұрын
5 juin 2016 6ans sahady nandehananao toy ny vao omaly oa
@rasolofontsalamarija42402 жыл бұрын
Mafy le i Lucien. Milay foana e!
@marysue1146 Жыл бұрын
trop be ny feony. tsy dia nanaitra ahy ty hira ty taloha fa depuis an'ity version ty tena lasa hira isan'ny nakafiziko manokana
@papathirisha75462 жыл бұрын
Makasitra eh! Tohizo fa tsar raha kiaraka atraminy farany nareo tsar feo daholy 🙋♀️🙋♀️
@marienarsama43652 жыл бұрын
Tres belle chansons peux êtres une chansons triste que Dieu tes benis dommage on comprend pas