Mankasitraka Manasa anao ihany koa amangy ny rohy kzbin.info/aero/PLpiP6tClcMhrty6NjFfUvex4jGjgdy8z7&si=Cc_p_YOFjbrsd1d8 Mirary soa
@HanitraAndriantsizafy6 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tamin'ny fizarana rvvy Laza , thJesosy ianao sy ny ankohonanao 🙏🏻😘❤🔥
@laurinehoareau30957 ай бұрын
Bonjour,j,aimerais que ce soit traduit en français, merci c,est pour 1 malade
@lazasoarahari18717 ай бұрын
Bonjour, Par la grâce de Dieu ,j’essaye de la mettre en sous titres français. Merci pour le commentaire Soyez bénis en Jésus-Christ et le malade sois guéris en Son Nom,car Il ne change pas.
@MamdNavi7 ай бұрын
Aleloiaaaaaa Deraina Jesosy Dia miarahaba anao ihany koa sy isika mpanaradia an i Tompo ihany koa
@andreahjhennie20809 ай бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany . Misaotra Tompo ô ny @-izany fampianarana izany. Matoky Anao izahay Jesosy fa Ianao no efa naharesy izao tontolo izao amen amen amen ✝️🛐🙏 .
@MamdNavi Жыл бұрын
Misaotra ny amin ny fanafahanao ahy
@fleuristeamada50592 жыл бұрын
Amen mankasitraka indrindra tompoko 🙏
@lazasoarahari18716 ай бұрын
Deraina Jesosy Kristy
@bettyraony61562 жыл бұрын
Amen ❤
@nantenainamelodie10882 жыл бұрын
Amen
@delphinemarie64542 жыл бұрын
Amen 🙏🙏
@delphinemarie64542 жыл бұрын
Amen mankasitraka indrindra Tompoko
@princeanakao23313 жыл бұрын
Alleluia anap irery ny voninahitra Jesosy o. Misaotra aminy fampianarana, atolotro anao ny fanapahana izay heveriko sy izay ato am poko Tompo o. Tahio ny mpanompanao mizara izao teny sy hafatra avy aminao Jesosy o. Misaotra noho fitiavanao Amen
@lydiarandriamihoatra15363 жыл бұрын
Deraina ny Tompo ! Mazotoa hatrany asan'iTompo !
@nirinanoel20933 жыл бұрын
Misaotra betsaka <3
@karoal98153 жыл бұрын
Amen
@masiniainaniela3 жыл бұрын
Mankasitraka rahavavy Laza a, tahian'iJesoa hatrany enao
@rozrozy62043 жыл бұрын
Makasitra tompoko o voninatra ho hoany jesosy irery ihany 💖🙏
@lyyaveje90933 жыл бұрын
Misaotra an'Andriamanitra, sy ny fanahy masina, amin'ny anarany Jesosy kristy avy any Nazaret, ary tena misaotra anao ravavy Lazasoa fa tena sakafo- Panahy tsara loatra no azo avy aminao. Deraina ny Tompo. 💖🙏🙏🙏
@mathealouane69863 жыл бұрын
Fiadanan'ny Tompo ho amin'ny mpanompony
@kuwaitmobile23884 жыл бұрын
Amen
@lyviadinahdubois68074 жыл бұрын
Amen
@lyviadinahdubois68074 жыл бұрын
Amen
@issoufeddysadabasse60314 жыл бұрын
Mamelombelon aina mihintsy ny mihaino ny vavaka sy ny toriteny ataonao
@rubisseschaffer18664 жыл бұрын
miasotra indrindra amin'ny teny fampaharezena
@tsialorafaranirina56264 жыл бұрын
Ho an'i Jesosy Kristy irery ihany anie ny voninahitra.Amen!
@tsialorafaranirina56264 жыл бұрын
Deraina Jesosy!Amen.
@reevarev66664 жыл бұрын
Amen mankasitrak indrindra ravavy Lazasoa Tahiny Jesosy enw s ny ankohonanao