🖤🌸🖤🌸🖤🌸🖤 Zay no tena marina. Merci anareo. Ilaina ianareo
@mirindrasolofoniaina3 ай бұрын
Milay rangah nareo a!!!!
@RianaRAHAJANIAINA4 ай бұрын
Mba asio live le OG 18,3 zoky ah
@malalatianarakotonarivo76715 ай бұрын
Le version taloha no tsara kokoa :)
@tantelyrabekoto92335 ай бұрын
Tsy hoe ratsy fa hafa ihany ilay taloha
@rakotoa19oadrianni6 ай бұрын
Ie ie milay ry bandy akama isany
@Raneyteamtmnt-20048 ай бұрын
Norma be zoky be ahhh
@rajoelinafandresena1049 ай бұрын
merci e ! (y)
@rivojaonarazafindrakoto88819 ай бұрын
Ny GRAND dia GRAND foana
@zorakotomalala177411 ай бұрын
Reveko ty 👍
@moonwave1018 Жыл бұрын
Pffff niovainry zala le izy fa tsara iany eh
@moonwave1018 Жыл бұрын
ANJANAMASINA Any Anjanamasina feno adala mitsikasina Misy razoky mpanaran-dalamby mankany Toamasina Mitondra kalesy lazainy fa lamasinina Kanefa tsinona fa Razoky tsy mahazaka mifoka kininina Anontaniana hoe: hoatrinona lesy ny saran-dalana? 20 Milliards hoy Razoky dia ny olona nialangalana Feno voadonan’ny fiainana any feno vita tanteraka Misy vehivavy vao mahita omby dia misaveraka Lazainy fa iny ny vadiny ( 2 ) Kanefa maty Razoky, dia lazainy fa nivadika omby fa tsy tantiny Any Anjanamasina misy zavatra zava-doza Misy manenjika alika misy mitaingina voritsiloza Ny antony efa simbasimba izao ny fiaraha-monina Ny pokona efa valabalaka sady ny sasany ilaozany mingonongonona Matoa miha-betsaka ny adala betsaka koa ny MIVIKA Satriaa ny fiainana efa lasa ady alika ref ( 2 ): Be dia be ny porna, mifondrana, mivika Anjanamasina no antenimieran’saina mipika very tsy hita izahay telo m’tsam adala tia mozika an! Telo manifika 3 manifika, manifika. Variana mijery fitaratra izy tonga dia midoka tena Nefa ny tarehiny jereko ity izy hoatran’mivadika HORERA Tsy sahy mivanitika aho satria olona mitovy am’tena Misy nofo sy ra saingy tsy salama ny siany Ahitana karazany mifondrana, m’nday, mivika Manao kiraro sachet ny sasany, ny sasany mitondra sobika Tao y nalefan’ny mozika, ny sasany kosa matahotra sioka Ny ery mikonetaka, ny ery mihomehameha adin’ny valo Ilay Razoky tena misenina mahakobo domy double valo Amidy hono izy fa tsy azon’iza n’iza hatkalo Eny daholo rehefa tsy ampy saina na GENA na ZARA na TSALO Na misy harena na tsy misy harena na ny manota fady Na ny tsy mahazaka tambavy na nasian’ny sasany tamin’vehivavy Rehefa korontana raikitra hatramin’ny ompa anabavy Rehefa averina zero dia alefa alatsaka amin’ilay tady Izay ilay izy any amin’ny 18 mifampitady Ref x2: Anjanamasina fonenan’ny adala tsy miraharaha fahatongavan’ny apokalipse Ny sasany vao haingana napiditra Rayban dia mijery eclipse Mba misy hono misaina dia mitsiker: ’’ ty koa miporona mandany lera ’’ Ka ny hitako tsy hitan’ialahy fa ny lohaben’ialahy sy ny jupiter an! Adala am’solfa mihirahira eny dia izao foana ny refrain Choco-la, choco-do, choco-mi, chocomin Ny sasany rehefa mamindra dia manao hoe Voom! > essence lesy ty an! Pip-pip sao voadoom! Tavoahangy na Aluminum na kapoaka vidiana o! Ao ambadiky ny tranonay ao misy maro vao narianao! Manga et mora, manga eto mora Tsy henoko mihitsy ny kozin’ialahy fa ataovy hoe: manga eto mafy ( 2 ) Adala iray no efa sitrana. Salama saina angamba i Johnny Gasy Nialan’ilay fanahy ratsy angamba gitara nisolo baiboly lasa Radada pasy IAPA no tsy azoko manoratra amin’ny la craie manao sarina Roplan Teny tsy fantatra, mitaty rakitra alohan’ny hanaovana an’ilay zavatra Ref x 2.
@navalonasylviaravelojaona5288 Жыл бұрын
Je kiff ❤❤❤❤
@JoséWaitan Жыл бұрын
Ary aiza Davy?
@ismaelratsimandresy16662 жыл бұрын
🇲🇬🇲🇬🇲🇬✨
@leroyvalery3762 жыл бұрын
👏
@erwinrazanakolona35092 жыл бұрын
Mlay eh
@youngdev13992 жыл бұрын
Tsy tadidiny lisany tsony gamba ilay original ? tsy koi fa revenay fona nareo
@herijaandrerarindrianariso98703 жыл бұрын
Kkkk ay ve misy version vao2 e tsara letsy ry akama
@oliversaerus2003 жыл бұрын
milay rangah ty vazo ty a, six b lisany
@mbolatiananandrianinaraman84164 жыл бұрын
Manaja e
@mahazosoafaniryrakotomanga20914 жыл бұрын
Hafa ihany mihitsy ny fahiny ...
@fanoujrabesa31544 жыл бұрын
Siora ry lerony e, mbola makafy foana, fa ilay parole rangaha aza ovaina a. Sinon milay foana e
@comptablehautematsiatra79924 жыл бұрын
Mlay nareo eh!!
@zionmanmadadada4 жыл бұрын
Ez ra dav
@hyuniel164 жыл бұрын
milay
@hariadrian19935 жыл бұрын
Mlay fa hafa ihany le ra Davy ny troisième
@randriamaharokajiniaina80405 жыл бұрын
Mbola milay fôna e. Alefa le taloha de ampina an'ty de matsiro be. Hotran'ny hoe sipa telo zan le nande tany any andafy ra le anarana no enoina.
@sandrinepantaleo19815 жыл бұрын
:D
@Rabdalzak5 жыл бұрын
Jador 7 musik Je mabone direkt Tro bi1
@nathandenfer16355 жыл бұрын
Pierre Augustin Bosse ta trau rèsont mek
@hasimbolaniainarobson22095 жыл бұрын
Tiako foana e
@aychaanna96925 жыл бұрын
Kifeko be
@kenansc-oficial75445 жыл бұрын
Desde Colombia FT France🇫🇷🇫🇷🇫🇷ft 🇨🇴🇨🇴🇨🇴
@jackyrandretsavola37695 жыл бұрын
reveko be eh!!#peace tsara lay taloha fa ity koa norma be!! mlay le manala azy eh