Io silamo io dia tsy malagasy . Modia any amin'y tany fiavinao ianao . Mpanjanaka sy manararaotra ny fahantran'ny Malagasy !
@SERVICEALTO-zr7zn2 ай бұрын
Tiako iarivo
@MalyounRakoto-pb3jr3 ай бұрын
❤❤😢😢
@PierrotAlbert3 ай бұрын
Très intéressant beaucoup ça
@PierrotAlbert4 ай бұрын
Très intéressant beaucoup ça
@paulinetsiky62384 ай бұрын
Aiza ao Bao e misaotra ny hira
@ravaomaria7644 ай бұрын
mahafinaritra ny fahiny
@tianarakototovao50794 ай бұрын
Niangaran'A/tra tsika, fa ilay politique mihintsy no taraiky. Aiza koa andro ririnina mbola misy voankazo, aizs any andafy misy izany? Efa tany Florida zany za, fa mbola tsy nahita bananier iray......
@tianarakototovao50794 ай бұрын
Oui coco, fa azo ameliorer-na koa ny coco. Ohatra poivre vert...Mila mikaroka koa ny saina., fa tsy afaka mijanona amin'ny revolution coco. Ny Gastronomie Francaise zao dia tany amin'ny 1700, ny Anglisy tamin"nyandron'i Mpanjaka Henry 8th/..Ary ny Faritra hafa tsy mba hanao?/ Sawaba zany zao efa aman-taonany, efa nalaza amin'ny faritra SAVA.......
Miarahaba tompoko. Tsy nanana fahafahana nihaino ny hevitra tamin'izany andro raha tsy izao. Efa ela mihintsy izany no mianjady ny MALAGASY ny fahantrana lalina😢. Samy manana ny hanitra ho azy ireto kandidà. Tsara fikasana daholo. Atoa Laza Razafiarison moa no tena arahako hatramin'izao satria manana ilay atao hoe charisme. Ny fihazonany io traikefa avolenta io dia hisaorana azy. Mendrika ampiana tosika @ tanjona "citoyens responsables" izy. *** mba hiriana ny mahita azy rehefa mampanofana olona maro (vahoaka). Maha laza tsara ny tiany hataon'ny mpiofana ve izy ? Izany hoe maharesy lahatra ohatry ny izao ataony eny @ plateaux haino amanjery izao. Bon courage Mr Laza Razafiarison 💪🍀
@danielliesamuella8051 Жыл бұрын
Afak miverina micommente daholo amzay😂😂😂
@Africaball1701XD Жыл бұрын
La Verde En La Terminal De Transportes De Tunja Juana Velasco De Gallo
@xabin5268 Жыл бұрын
lasa ratsy be le feo kira a!!!
@sederaramanitra7877 Жыл бұрын
Eny aki kou
@tsalamarandriamanalina8332 Жыл бұрын
Rehefa nizara kilalao tany am-piasanan'i dadanay tamin'ny mbola kely dia Ny Nanahary no mpihira mpanentana tamin'izany...❤❤❤
@elanirinaarmand362 Жыл бұрын
Mbola saro-kenatra kely i Honorat t@ izany! 😂😂😂
@NexusMan92Productions Жыл бұрын
0:36 Look like a Windows 95 Background
@Tsicloh Жыл бұрын
Ary Silo ve ilay pianiste io?
@MikeAinasoa4 Жыл бұрын
Tsara be ny mahita ny ambiance taloha , (voyage dans le temps )
@richardrakotondrasoa8570 Жыл бұрын
Ny mampalaelo dia ry zareo maurician no milaza fa tompon'io papier atemoro io
@IsaiaAndriatseheno Жыл бұрын
Zoky be tsy lefy laza Mba mangataka fiakarana antsehatra avy aminareo indray izahay e
@richardrakotondrasoa8570 Жыл бұрын
Mankasitraka anao I HAJA RATSIMBAZAFY fa tena mazava sady matsiro tokoa, katolika ny tenako ka dia Finaritra aok'izany (singaniko manokana eto ny fanomezana ireo voambolana malagasy)
@florinaabigail6200 Жыл бұрын
misaotra anao deputé o fa tena tsara raha ataonao ary ilaina marina ny fampahafantarana ny fombandrazana satria zazantsika avy afara reo efa tsy hahay izany e mankasitraka
@Bumacbende Жыл бұрын
Mihasitrana haingana ny olona any amin'ny toerana tsy azo antoka. Misy misionera àry mividy taova ho an’ny olona ambony.
@etienneRamandimbisoa Жыл бұрын
Mba nijery anty documentaire ty za de gaga hoe fa manina no vehivavy foana no omena ny rariny.
@giseleramasiarinivo4697 Жыл бұрын
Mahery ianao Andriamatoa Razafiarison,mitombona ny fotok'hevitra
@herverasamison2511 Жыл бұрын
vao hitako androany fa tena sefo hafa kely mahay manorona sakafo vita malagasy , aiza ny restaurant anazy ? fa ho avy izahay .