Zany n'y fiainana mila mandinitena refa mitombo n'y taona eh
@AndritianaHerilala2 ай бұрын
Mankasitraka tompoko❤️🎧🇲🇬
@doseup4892 ай бұрын
Ao tsara izany hira izany an 🥰😍🤩😘
@JeannetteRalison4 ай бұрын
12/04/2024 🥔🥔🥔🥔🥔 😀 Efa herin- taona Tsy mamboly Ovy intsony fa mividy toy Ny Rehetra
@apop37715 ай бұрын
Merci bcp
@poundalee52815 ай бұрын
Misaotra nizara, fahatsiarovana 🌼💐🌼💐
@cedrickmoisetodisoanyary38046 ай бұрын
Zany ka tena hira❤
@JeannetteRalison10 ай бұрын
👋😻💟🧓👋
@JeannetteRalison10 ай бұрын
🧓😘😻🎆😇🤩👏
@JeannetteRalison10 ай бұрын
😍😊🌞😇😻😜🧓🤥🤩😇😘😭😀
@JeannetteRalison10 ай бұрын
🧓🎆👏🪷🥦
@jeannetteralison545 Жыл бұрын
👋🧓💟💐🤩🐖🦤🐠🍓🍔🥞🍟🍕🧀🍗🌮🦞🥣🫕🍨🍰☕🍷👋
@jeannetteralison545 Жыл бұрын
👋🧓💐🤩👋
@sylvoalias Жыл бұрын
Lasa nody ilay masoandro...indrisy 😪
@03897267242 жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara o, Mampihetsi-po ny tononkira 👍👍
@lasourcecyber66252 жыл бұрын
aleo ho avy izay ho avy izaho tsy hirona fa manana anao
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🌞💃😅👋
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭🤭
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
😜🐟🐟🐠🐠😋
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
😻🤣😹🙏. 🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔🥔
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🤪😅😻😹🤓😀🤣
@03897267242 жыл бұрын
He! izany tokoa ny fiainana chacun son tour..... misaotra anao nizara o. tiako be na ny hira na ny tonony sy ny feon'i Lefona
@ndremarandriananja34453 жыл бұрын
Mankasitraka e!
@rafelyjean18573 жыл бұрын
NY aty Ivelan mbola velona ampon NY mpiarabelona aminy sy tamin i Mozart, Bach, Tschaikowski, Chopin, Ravel. FA nahoana NY antsika no tsy asandratra, Jerome Randria, Barijaona, Naka Rabemanantsoa, Rajoro, Ratsimbazafy io, Rakotozafy, Rakotofiringa, Ossy, Jeannette tropy, betsaka Maurice Halison, NY Antsaly Tohizo
@rafelyjean18573 жыл бұрын
Izaho Aloha dia mankasitraka iry Tarika iray ity. Isan ireo nahavita be t@ firenena mihoatra NY Pastors, mopera NY mpanao gazety ary indrindra NY mpamao politika. Isany hoy aho, tokony hisy Tangambato fahatsiarovana ho any taranaka mandimby
@oliviaranaivoson12453 жыл бұрын
TSARABE O
@sylvoalias3 жыл бұрын
Reviko foana oooa Nareo ry Nanahary.....tena manja.....mandria ampiadanana daholo nareo
@sylvoalias3 жыл бұрын
Ity indray no mbola tsy henoko mihitsy....manja loatra fa misaotra tompoko o...
@sylvoalias3 жыл бұрын
Forever the NANAHARY.....Je les adore á tout ♥.....
@fanjasylvie48423 жыл бұрын
Tiko be ilay hira Payet a. Misaotra indrindra fa mampatsiahy ahy zavatra maro.
@zoubl3 жыл бұрын
❤️ tsy ho fantany akory, fa n'inona hidona hotiaviko ianao ❤️
@nirintsoanomenjanahary11743 жыл бұрын
hisaraka ! nostalgique mitantara mamie ( affectation NIALA AMBOHIJAFY) equipe solide rakotomanga, nanahary, et les SN PROMOTION 75-76
@christianrakotondrazafy20033 жыл бұрын
Misaotra nizara izany hiran ny fahatanorana izany.
@baovolarakotobe33993 жыл бұрын
Hafa mihitsy ny toninkira tena mampatsiahy ny fahazazana
@rasoanjanaharyfifalianaken21894 жыл бұрын
Merciiii💖.zah tena Tia tantara mapatahotra otrnreny😂
@jeannetteralison5454 жыл бұрын
Tsara Be, Misaotra
@andrianjakahery-tiana18564 жыл бұрын
Mankasitraka
@fanrama044 жыл бұрын
Misaotra indrindra mizara. Azafady, tsy ry zareo CCC Guitare ve no mihira eto? Ilay "original" mantsy toa ny zanakin'ny mpamorona, S. Razaka no mpihira.
El'izay tsy nihaonana, nisaran-toeran'izaho sy ianao, f'ankehitriny de mifankahita el'izay tsy nihaonana…Refrain:.Ianao ankehitriny, ianao mandrakizay, no hany, hiangotingotiana sy hitositosiana,(bis),Iny volana sy kintana,hany teto mba sakaizako , nefa tsy nety ho eto anilako ny volana sy ny kintana,Ref..Zary nofinofy ihany izany,eto anilako ianao mibanjina ahy ianao...zary nofinofy ihany,...zary nofinofy ihany…Happy end...
@sylvoalias4 жыл бұрын
Tout court J'ador...toujour les měme mpakafy...,1,2,3,4
@sylvoalias4 жыл бұрын
Hatsikana an-kira...hihihih loza ty sanabavy... misaotra anareo re ry Nanahary...lay Kala manjoko..hihihih
@sylvoalias4 жыл бұрын
Harivariva,izany andro, lasa nody ilay masoandro, injany any ho any ,heno manako, feom-boronkely,mitomany samy irery.(bis) Rivo-tsoa mitsoka, malefaka fitopa,toa mandrotsirotsy,ny voahary manontolo,volana baliaka, hita manjopiaka,no maneran'eny manavaka ny (voa)hary....."Ny fahazazako niara nihira ity hira ity niaraka t@ireo zandriko teo antokotany matetika ny takarivan'ny alahady rehefa vita ny entimody sy ny fianaran-desona fiomanana ny alatsinainy....."
@sylvoalias4 жыл бұрын
manja loatra misaotra ny Nanahary sy ny tariny.... hommage á eux....je tire chapeau devant tout ce qu'ils nous ont laissé comme trésor. ca a une valeure culturelle inéstimable que j'apprécie á tout coeur toute ma vie.."ZARY NOFINOFY IHANY"
@baovolarakotobe33994 жыл бұрын
Ny anay Beby ihany e! Vaut tard que jamais 😄
@daniellenirinasoa17454 жыл бұрын
Tikobe ,misaotra betsaka ohhh
@christianratoanina14964 жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara, mamoha fahatsiarovana mamy. Sendra misy manana ny original ve ? I Bera (angamba) no mihira, ary Harly Rajaobelina no clavier. Mbola tsy mety afaka fa mirefarefa ao an-tsaiko ilay synthetiser (Moog ?) . Mirary soa e
@sylvoalias4 жыл бұрын
Mbola tany @ epp aho tamin'zay.... tena manja.....tena kanto....sniiif. misaotra anreo re ry Nanahary