Midoboka mafy ny fò! voadona ny fanahy mahare lay tononkira zany heriny fitiavana aminy maha mpinamana izany ! Misaotra anao Tilay nohon'ny fanomezamboninahitra anilay olomanga nanome fahasambarana taminy vahoaka maro be tsy ho voahisa 🙏 Mandria hampiadanana Rak Roots🙏
@miraytsilavina9412 жыл бұрын
mlay le vazo
@oceanerenatta32702 жыл бұрын
😥😥
@diaryvanessa89042 жыл бұрын
Courage les amies
@nirinaramarosoa71952 жыл бұрын
Bola tsy mampatonga saina an'olo foana sy ba mametra panontaniana v reto mpanakanto sy olo malaza eran tany lasa daol na nisy aretina na tampoka na tsy hay zay nahafaty?!! zany aza bol tsy tafiditra ny any Chine na Inde fa maro d maro koa reo celeb nodimandry ary ny Corée tananan'ny manga tsy resahina ntsony fa b reo mpihira tanora kely lasa! Jereo tsara nge ny vaovao fa isan'andro misy foana Ary Céline dion tsy re tampoka ntsony fa marary ono😲🤭 Tena nalain lay andriana manitra "andriamanitra" ba ho eo akaikiny daol zany koa🙊
Mandria ampiadanana Rak roots ny hiranao tinay foana
@dorafanini732 жыл бұрын
😪😪 nous sommes de passage sur cette terre repose en paix💔 et courage à toutes la famille 👪
@bethinaandrianne29322 жыл бұрын
Thank you so Much Loïc for All, and Thank's an Tilay your Song was really💘. ..RIP little Brother 🕊🤍🤍🤍🤍
@carlitogarofani67362 жыл бұрын
Ça me touche au fond de mon coeur ,repos en paix frero.
@mariedorotheerakotomalala45962 жыл бұрын
Mahereza indrindra Tompoko.
@mireillejohnson11762 жыл бұрын
Mankasitraka e🙏🙏. Tena tsara ny hira sady mafonja ny tononkira. Misaotra Tilay 👍👍
@estellerandrianasolo7112 жыл бұрын
Mankahery Ireo Fianakaviany ! De handry am-piadanana anie Izy.
@elsaducoq76602 жыл бұрын
Très touchant, RIP RakRoots
@andriamanampisoageraldrako32192 жыл бұрын
Mandria ampiadanana RakRoots🌠🙏
@r.snante.crisnahaugustine89132 жыл бұрын
Tsy mampino fa zay ny lahatra tsy maintsy manaiky🙏🙏
@jaytexxyaimfree98012 жыл бұрын
Ao tsara..Courage la famille
@fabbierazafindrabe20182 жыл бұрын
😢
@ashleynomenjanahary6942 жыл бұрын
ndriii, rest in sing Loïc 😭
@fanomezantsoasantatra13112 жыл бұрын
Mandria-ampiandanana zokibe rak roots aa , ts andino mandrankizahy n soa vitanao
@tantelyrafanomezantsoa78072 жыл бұрын
Tena tiko be le hira merci bc 🙏🙏🙏🙏😥
@andriamihajanoellah32652 жыл бұрын
Tsy mampino nef zay no lahatra💔😪😭😭😭😰
@mahafalybeauty90052 жыл бұрын
Nous sommes de passage sur cette terre, Hélas ! Rak Roots a laissé un Méssage d'Amour pour tous ," rest in Peace" , il est en paix maintenant au côté de Notre Seigneur . ...Amen fa ianao no anjarako e ! Fitiavako anao anie ka Mamy Mamy e ! Mamy e!Mamy e! Mamy e ! Fitiavako anao tsy ho lany e ! Ra mbola tsy ampy , de mbola ampiko o! F'ianao no tena tiako e ! ...
@habibiikalasoa41722 жыл бұрын
Rest in peace 🕊 Rak Roots Ndrii mamy mamy eeeee 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
@nwa9742 жыл бұрын
non c'est pas possible, pas lui, il était malade ? il s'est passé quoi ?
@michelanita3302 жыл бұрын
Il était asthmatique. Il a fait une grosse crise d'asthme qui lui a été fatal 😭
@andonirinasolomiharintsoa20182 жыл бұрын
😭😭😭
@raarabe31652 жыл бұрын
RIP RakRoots
@hajarabe20682 жыл бұрын
Efa mandry am piadanana sy sambatra izay izy, mino aho fa mitohy ihany koa ilay mozika mafinaritra nataony léry. Peace !!!!😥😥
@tantelyrafanomezantsoa78072 жыл бұрын
Za de ts mbola mino fona atram zao 😭😭😭😭😭
@menjarazafy31792 жыл бұрын
Mes sincères condoléances à sa famille😑😑😑
@floranciarazafy62112 жыл бұрын
😭😭💔💔
@judithsofia46272 жыл бұрын
Veloma e!
@nomenjanaharyrafalimahazo29312 жыл бұрын
😥😥😥
@avotrahendryrabe80192 жыл бұрын
cc
@miangalyandy20322 жыл бұрын
Tena lasa tokóa veloma mandrakizay 😭😭😭 Mandria ampiadanana Rak Roots 🙏🏻🙏🏻🙏🏻