"nofo moa k'hisy fiafarany, hody vovoka ho tany, raha tonga ny fotoana". Lalam-piainana nataon'i Levelo hira ho antsika🙏🙏
@rafidisonnomenjanahary6464Ай бұрын
Mankasitraka fa tena tsara❤️❤️❤️🎩🎩👏
@JocelyneRakotosonАй бұрын
KANTO DOKOTERA SY NY EKIPANY E .
@ClaudeRichardRAHARIMANANTSOAАй бұрын
Nankafiziko hatramin'ny fahatanorako ity hira ity ary tsy afaka am-bavako na an-trano, na teny an-dalana na teny an-tsaha manao lahasaha...mbola tsy miova ny fankafizako azy ankehitriny ary inoako tsy hiova mihitsy. Fa nahavery ahy tao anatin'io tononkira io ny matoateny hoe NIFOKO nitomany, noheveriko ho NY FOKO NITOMANY.... fa azoko ihany moa taty aoriana satria avy amin'ny fiteny mahazatra "nifokofoko nitomany" izay teny verin-droa moa no filaza azy tany am-pianarana, kanefa hain'ny mpamorona ny hira ny nanao azy ho nifoko mba hilahatra amin'ny Ngadona (Gadona)... Fa fotsiny, fanitsiana kely amin'ny tsipelina malagasy, HANTSOIKO fa tsy HO ANTSOIKO ANATRA fa tsy HANATRA, ERITRERITRO fa tsy HERITRERITRO, IVERENO fa tsy HIVERENO (amin'io farany io, ny matoateny mandidy, miangavy, mamporiska na mandrara sns,dia tsy misy ho avy...)... TSARA MANTSY RAHA TSY ATORO DISO IREO TARANAKA AMAM-PARA, fa dia samia miezaka isika mitandro ny teny sy ny fitenintsika. MANAKASITRAKA TOMPOKO O