Deraina ny Tompo Mankasitraka indrindra Pasteur Ny Tompo anie homba anao sy ny ankohonanao 🙏🙏🙏
@appskwt82916 күн бұрын
Voninahitra ho ankAndriamanitra irery ihany amen
@louistterasoanindrina873816 күн бұрын
AMEN 🙏 ❤️ . Mankasitraka nizara pasteur .
@jeanbessonprosper822117 күн бұрын
Pasteur ooo azafady momba ny Ray amandreny am panahy izay voizina ankehitriny koa raha mety mba hatao video eto satria nahoana no henjehina ny Mpino katolika ny @Marene sy Parin nefa ndray tena voizina mihitsy ny hoe Mila manana Ray ara panahy eto amboniny tany ity ny olona ???? hoatrany sarotra amiko ilay izy !!!misaotra Tompoko!
@jeanbessonprosper822117 күн бұрын
Ka tena mahagaga mihitsy fa hoe hatao tsy maharaka ianao raha tsy manaiky de mijery fotsiny no azo.hatao ! mankasitraka feno Tompoko @Anatra manitsy ho @marina !
@mariaangelina402617 күн бұрын
Amen ❤️ ❤️
@arivolamirasoa410919 күн бұрын
Mankasitraka Pasteur,za amin'izao mints izany😌
@appskwt82920 күн бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra amen
@estilefoucu390620 күн бұрын
Soihany fa teo Ianao ry Tompo Tsitoa . Andriamanitra no mitanarana amin'ny . Misaotra indrindra Tompo Mahery o ! 🙏🙏🙏 ❤️
❤Ianareo any Asie indray izao!❤ Mikasa hamangy sy hampianatra mivantana antsika Malagasy any Singapour sy Malaisie aho ny 7 - 14 Oktobra ho avy izao. Misorata anarana amin'ity rohy ity raha liana dia omenay ny andinindininy rehetra. forms.gle/S4VmddzHrpBrruFKA "Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo ka mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra" (Marka 16: 15) Fanazavana fanampiny: [email protected] SOLI DEO GLORIA
@odileandrianarisoa649Ай бұрын
Efa henoko fa rarement
@MaminiainaRAKOTOMALALAАй бұрын
Za mihintsy zany a
@louistterasoanindrina8738Ай бұрын
AMEN 🙏. Mankasitraka indrindra pasteur.
@RakotoarinororijasonАй бұрын
Misaotra foana amin'ny fizarana, Ekena ary tena mahasoa ny fanekena ny fitondran'Andriamanitra, vao avy nampandaloviny an'izany fa tena mahatsiaro mafy saingy tsaroana ihany koa ny fanamboarana goavana Fanontanaina hoe: ilay izy tsy amin'ny fotoana tokony ahitana voa, misy heviny hafa ve?, fa ny fahefany tena ekena
@شمسهالوهيبي-ط9ضАй бұрын
Misaotra Pasitera fa na izaho koa aza Zao vao mazava amiko😊
@CarolineRAZAFINDRASOAАй бұрын
AMEN ❤
@radisonmamyrakotonirina125Ай бұрын
Amen mankasitraka PASTEUR
@rajaonarisonnorotiana5184Ай бұрын
Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Tahiana manamafy ny fahalalana hoan'ny RAD tsirairay,ny tokony ivimbinana mandrakariva ny arapanahin'ny taranaka mandimby.Hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA 😇
@luttequessmich1741Ай бұрын
Mankasitraka tanteraka Pasteur, ary ny Tompo anie hanome hery sy fitahiana ho anao sy ny ankohonanao 🙏🏾🙏🏾🙏🏾
@juliettenalys5992Ай бұрын
Tena marina mintsy Pasteur Tahini Tompo daolo 🙏
@estilefoucu3906Ай бұрын
Marina tokoa ny lazainao Pastera. Misaotra betsaka tompoko!