Misaotra Jesosy fa manokatra ny masopanahiko Ianao
@MartineCorineRASOAZANAMANGAКүн бұрын
Misaotra Jesosy fa manokatra ny masopanahiko Ianao
@Michelesandra-gv1vyКүн бұрын
Ana jesosy
@nathanaelandriamiharisoa600715 күн бұрын
Amen ❤
@MartineCorineRASOAZANAMANGA15 күн бұрын
Foanako ny teny tsy mahombiazana sy miendrika ozona izay niantso faharesena, fahakiviana, tahotra, ahiahy, fisalasalana. Ambarako fa Mahery, Matanjaka, manana ny zavatra rehetra aho. Tsy raraka, tsy mihemotra, tafavoaka amin'ny adiko aho. Amen
@MartineCorineRASOAZANAMANGA15 күн бұрын
Eo ampelatananao no ametrahako ity tontolo andro ity, sy ny fanamby rehetra . Mahomby aho, mahavokatra aho, Tahiana amin’ny Zavatra rehetra aho. Amen🙏
@Michelesandra-gv1vy15 күн бұрын
Vitako io
@falinajarichranaivozandry746216 күн бұрын
Alefa sefo a
@MartineCorineRASOAZANAMANGA16 күн бұрын
Vitako io amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy 🏆
@ZaratongaVenora18 күн бұрын
Amen 🙏
@haingomalalaandriamiarisoa706221 күн бұрын
Amen
@hortensiarandrianarivo041729 күн бұрын
AMEN
@kwtali7827Ай бұрын
❤Amen🙏🏻
@bebymarielouise4488Ай бұрын
Mino aho
@RaharimalalabodoharivolaangeleАй бұрын
❤❤
@Mode-u4nАй бұрын
Makasitraka tompoko, fa tena mangorakoraka mihintsy ny fo ampanahy !Deraina ny tompo 💒💌💌💌🎉🙏🙋
@sitrakaharivonyfetranirina8921Ай бұрын
Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko
@sitrakaharivonyfetranirina8921Ай бұрын
Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako aho
@sitrakaharivonyfetranirina8921Ай бұрын
sitrana ny fo maratra
@MartineCorineRASOAZANAMANGAАй бұрын
💞🙏💞
@natanielrakotonirina4663Ай бұрын
sitrana ny fo maratra
@MartineCorineRASOAZANAMANGAАй бұрын
Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako
@natanielrakotonirina4663Ай бұрын
Tsy matahotra aho fa hanatanteraka ny antom-pisiako
@ANA-v8zАй бұрын
Amen🙏 💓❤🤲
@anathalievazaha3012Ай бұрын
Merciii
@MartineCorineRASOAZANAMANGAАй бұрын
Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko
@TIANARANDRIANASOLOАй бұрын
Tompo o! Midira ary manatre ato antokatranoko
@kwtali78272 ай бұрын
Amen ,🙏🏻
@sitrakaharivonyfetranirina89212 ай бұрын
Arovy aho Tompo🙏
@MartineCorineRASOAZANAMANGA2 ай бұрын
Arovy aho Tompo🙏
@natanielrakotonirina46632 ай бұрын
Arovy aho Tompo.
@Mode-u4n2 ай бұрын
Makasitraka râla,fa tena mazava bé ! Deraina n'y tompo💒💌💌💌🙏
@sitrakaharivonyfetranirina89212 ай бұрын
Misaotra Tompo fa manokatra ny masom-panahinay Ianao. Ampio aho hanao ny sitraponao. Amen🙏
@MartineCorineRASOAZANAMANGA2 ай бұрын
Misaotra Tompo fa manokatra ny masom-panahinay Ianao. Ampio aho hanao ny sitraponao. Amen🙏
@natanielrakotonirina46632 ай бұрын
Misaotra Tompo fa manokatra ny masom-panahinay Ianao. Ampio aho hanao ny sitraponao. Amen🙏
@JeidaMaria2 ай бұрын
Amen ❤
@MartineCorineRASOAZANAMANGA2 ай бұрын
Ampy ho ahy ny Fahasoavanao ary aoka ny Fiadananao hiaro ahy. Eo Ampelatananao no hametrahako ito tontolo andro ity ka izay rehetra ataoko ho voninahitrao. Amen
@MartineCorineRASOAZANAMANGA2 ай бұрын
Aoka ny tananao mahery hiaro, hiandry sy hitarika azy ireo amin'ny fotoana rehetra. Amen🙏
@MartineCorineRASOAZANAMANGA2 ай бұрын
Misaotra Jesosy fa maty nohon'ny fahotako teo amin'ny Hazo Fijaliana arynandatsaka ny Rànao mba hanadio ahy. Manaiky Anao aho ho Tompoko. Hisafidy ny fiainana aho! Amen
@natanielrakotonirina46632 ай бұрын
Raisiko ho marina sy ho tanteraka amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy
@MartineCorineRASOAZANAMANGA2 ай бұрын
Raisiko ho marina sy ho tanteraka amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy
@sitrakaharivonyfetranirina89212 ай бұрын
Raisiko ho marina sy ho tanteraka amiko izany amin'ny Anaran'i Jesosy
@natanielrakotonirina46632 ай бұрын
Hitsahatra aho, hitony aho ao anatin'ny Probleme, ady sy endrika tafiotra fa Jesosy no Andriamanitra
@OliviaDorysEpala3 ай бұрын
Amen 🙏🙏🙏
@natanielrakotonirina46633 ай бұрын
Raisiko ny Fiadanana sy ny Fitsaharana avy amin'Andriamanitra 💞🙏💞
@sitrakaharivonyfetranirina89213 ай бұрын
Raisiko ny Fiadanana sy ny Fitsaharana avy amin'Andriamanitra 💞🙏💞
@MartineCorineRASOAZANAMANGA3 ай бұрын
Raisiko ny Fiadanana sy ny Fitsaharana avy amin'Andriamanitra 💞🙏💞