Salama M. Anatole. Journaliste izaho dia mi-intéresser ahy ity festival ity. Sao mba afaka mahazo ny contact-nao direct za ahafahana miresaka tsara. 0348916586 na [email protected] ny contact-ko, mba andefaso message kely ao izaho dia hatsoiko ianao. Misaotra!
@sammyrama20008 жыл бұрын
Kanto e!
@clairebourlier40678 жыл бұрын
hafa avao ty androy
@ninaraha47348 жыл бұрын
hafa ihany n vazo avy any atsimon i Gasikara eee,bravo areo
@miartsoasandra76448 жыл бұрын
Tsara e! Tokony hanao spectacle hamelomana ny kolontsaina avy any atsimo.
@anatoleart18 жыл бұрын
+MI ART SOA Sandra , Efa manao foana isantaona rehefa volana Jona ao paris
@jimrajao8 жыл бұрын
Mahafinaritra be ny mijery anareo amin'ny mozika, sy ny randrana ary fitafy tena Malagasy!