Sorona Masina 19 janoary 2025
7:02
14 күн бұрын
Sorona Masin'ny Noely 2024
8:27
Fanambadian'i Thomass sy Anna
6:16
Rado - "Mitomania ry Fireneko"
3:09
Arison Jaha - "Good bye angel !"
2:15
M'aa - "Ny atý"
3:41
5 ай бұрын
Solomiral - "Embouteillage"
4:27
5 ай бұрын
Pumpkins - "Toerana iray"
2:45
5 ай бұрын
Пікірлер
@antsaandrianirina-h9q
@antsaandrianirina-h9q 18 сағат бұрын
❤❤❤
@razafindrakotoravo2947
@razafindrakotoravo2947 3 күн бұрын
Ho melohina va ny foko raha niantefa taminao Rotsirotsy, safosafo no natolotro ho anao Eny raiso sombin’aina, tsy an-tery tsy akory Raha tsy tianao hangaina izany foko oriory (x2) Eny, eny ho aho ry foko kely Izay mizaka izao rehetra izao Mba zakao na mangidy na tantely Fa any andro hifalian' izaho sy ianao Ho melohina va ny foko raha niantefa taminao Asanao ry nantenaina, asa izay sitrakao
@ionyrodile4824
@ionyrodile4824 19 күн бұрын
😊😊😊mafinaritra ,
@andriamihamintsoarichardan9338
@andriamihamintsoarichardan9338 20 күн бұрын
Tamin ny Taona firy tany ho any io Rakitsary io
@ikalalonjo
@ikalalonjo 16 күн бұрын
taona 60' tany ho any angamba r'ise.
@rakotmalalajosehubert9505
@rakotmalalajosehubert9505 25 күн бұрын
Brought back to a good memories .
@dinaandriamalala2615
@dinaandriamalala2615 28 күн бұрын
Tiko lotra❤❤❤
@ChrystelFitiavana
@ChrystelFitiavana Ай бұрын
Tantara malagasy
@Tefusun
@Tefusun Ай бұрын
Tsara b
@MichelFrédéricRandriamanampiso
@MichelFrédéricRandriamanampiso Ай бұрын
Faniry
@irdingilcamananjaka8038
@irdingilcamananjaka8038 Ай бұрын
🎉🎉🎉
@tokyrandrianarivelo1928
@tokyrandrianarivelo1928 2 ай бұрын
Kanto loatra.. tiako eh ❤ (novembre 2024)
@nonrmms6052
@nonrmms6052 2 ай бұрын
Oula Maha jerijery e Iza marigny nihira io hira io zay azafady e
@LouisianeEvitaPierre
@LouisianeEvitaPierre 3 ай бұрын
Merci Tatie Rondro
@tianaparlato3258
@tianaparlato3258 3 ай бұрын
@randrianandrasanaharison2531
@randrianandrasanaharison2531 4 ай бұрын
Tiako
@allinone-ou7nk
@allinone-ou7nk 4 ай бұрын
@dorisdoris7458
@dorisdoris7458 4 ай бұрын
Misaotra betsaka 🙏❤️❤️❤️
@Rondro_Volantsoa
@Rondro_Volantsoa 4 ай бұрын
am-pitiavana o 🙏
@miarozoseerakotoarison4353
@miarozoseerakotoarison4353 5 ай бұрын
Za mbola mihaino hatramin izao ❤
@hantaraniriseheno8129
@hantaraniriseheno8129 5 ай бұрын
Mankasitraka tompoko.
@HantaHanta-h2f
@HantaHanta-h2f 6 ай бұрын
Mampalahelo mihintsy ity hita ity
@DawilleAmsterdam
@DawilleAmsterdam 6 ай бұрын
Nangigna jyaby tellement tsara 😍😍😍❤️ , arovy Tsara ny viavanantsika Malagasy 💪💯
@livaandrianaivo
@livaandrianaivo 6 ай бұрын
Mamelovelo
@LouiseBotomiasako-o8h
@LouiseBotomiasako-o8h 6 ай бұрын
Tsaraaaa
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 7 ай бұрын
07/24 tena mahatsiaro ny taloha aho ! toy ny fahatanorako é! La vie passe trop vite !!!!
@businessforAll376
@businessforAll376 7 ай бұрын
THANK YOU MBOLA HITRAKA IANAO AZA METY HO KIVY
@RamanandraisoaHantaRAKOTOMALAL
@RamanandraisoaHantaRAKOTOMALAL 7 ай бұрын
Hira ankafiziko ❤❤❤
@rodriguefanilo
@rodriguefanilo 7 ай бұрын
afa iany izany mihanoka ny hira taloha,
@RamanandraisoaHantaRAKOTOMALAL
@RamanandraisoaHantaRAKOTOMALAL 7 ай бұрын
Mankasitraka e❤❤❤
@Tsaradia_madagascar
@Tsaradia_madagascar 7 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤
@MegaDrala
@MegaDrala 8 ай бұрын
Madiodio izany daholo ry zareo.
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 8 ай бұрын
Zao Aho vao naheno Ty hira Ty fa tena tiko be❤
@andonirinalapierre783
@andonirinalapierre783 8 ай бұрын
@volatahina3978
@volatahina3978 8 ай бұрын
Mampanembona ny taloha izany foana rehefa mihaino ity hira ity... tsy ahy haverina ny lasa😢
@anjaraandriambelo5320
@anjaraandriambelo5320 11 ай бұрын
kanto dia kanto
@Richard-r9p
@Richard-r9p 11 ай бұрын
@RajaonariveloAndriantahiana
@RajaonariveloAndriantahiana 11 ай бұрын
Andriamanitra Lehibe no isaorana, nefa isaorana ihany koa ireo Relijiozy fa tena tsara ny hira sy ny fiderana Misaaotra
@lhoannerasatason8978
@lhoannerasatason8978 Жыл бұрын
Mahafinaritra NY Midera ny Tompo, misaotra antsika rehetra FPMR
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
Misaotra nizara 💐💐💐
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
Zaho tsy fan Liva Andrianavalona, fa tiko ny mihaino ny hirany taty aoriana, fahatsiarovana ny jeunesse. Tsara ny arrangements
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
Fahatsiarovana❤❤❤ Misaotra nizara💐💐
@miangolatianarijaandrianar8377
@miangolatianarijaandrianar8377 Жыл бұрын
Mitomany, mitomany, aiza ary izao ianareo nody mandry
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Manakory aby❤😊
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 Жыл бұрын
Merci bcp j adore❤❤😢😢
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 Жыл бұрын
Merci de partager j adore en etant enfant❤😢
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 Жыл бұрын
C est déjà très loin O S et Barijaona mais ça fait plaisir j étais encore enfant merci❤❤❤
@lygie-cn5kk
@lygie-cn5kk Жыл бұрын
Mampieritreritra mafy izany hira izany. Nandalovako ny volana Mars 1947. Tany anaty zetra no nandositra izahay mianakavy mponina tao Andromba Imerimandroso/Alaotra, no nandositra ireo mpamono olona tamin'izany fotoana izany. Toa miverina amn'izany indray ankehitriny. INDRISY !!!. MAHEREZA RY VAHOAKA MALAGASY. Kely fotsiny sisa dia ho tody ny sambontsika.
@jeanyves3999
@jeanyves3999 Жыл бұрын
Kanto loatra 👍
@MandrosoMahefaANDRIAMAMPIONONA
@MandrosoMahefaANDRIAMAMPIONONA Жыл бұрын
hiran'i bebenay dia isaky ny makao amin'azy dia tendreko amin'ny gitara dia ampiako ry toera maanirery.