Пікірлер
@domoinajudiahVolaherimirantsoa
@domoinajudiahVolaherimirantsoa 4 ай бұрын
Mbola Domoina iany.. tiko le tantara de miverina mihaino e
@JeannedarcRavaoarilalao
@JeannedarcRavaoarilalao 5 ай бұрын
Iza ny mpanakanto mihira tompoko azafady
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 6 ай бұрын
Tsy fanahy ratsy izany ilay Bebe. Bebe tokoa no miaro ny vevavy taranany reefa reefa misy mampirafy sy mitady hangalatra ny volamena fananany...tsara izany ilay Bebe fa tsy mpamosavy malemy. Zara aza mba misy Bebe miaro ny taranany
@rabarimalalarabari56
@rabarimalalarabari56 8 ай бұрын
C’est ennuyeux 😮
@ravakasoarazanamalalasoaan9141
@ravakasoarazanamalalasoaan9141 10 ай бұрын
Le hira mba iza no mihira azy
@nyfahasoavanynyfaliko7043
@nyfahasoavanynyfaliko7043 Ай бұрын
Matsubara
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@cintsmati5009
@cintsmati5009 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko tsy hita ny fizarana 1
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Merci bcp
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Tena tapaka n'y tsinay aminareo Telo lahy misaotra tompoko nizara
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara tompoko tena mahafinaritra bé n'y tantara merci
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 2 жыл бұрын
Mankasitraka
@arlettearlette91
@arlettearlette91 2 жыл бұрын
Misaotsa betsaka
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa nomenareo n'y suite n'y Dina merci beaucoup
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Makasitraka fa misaotra betsaka nizara tompoko
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Misaotra be tsaka eh 😍 🥰
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@ravaoolyvia4667
@ravaoolyvia4667 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka eee, zovy Kay mihira "manan'andro" mba omeo kony izay mahay.
@anissaharisoa8054
@anissaharisoa8054 2 жыл бұрын
Matsubara
@zhoufelana4854
@zhoufelana4854 2 жыл бұрын
Mamoladahy izany fianakavin izany.
@sarahlanosy7769
@sarahlanosy7769 2 жыл бұрын
Manahona tompoko misaotra anareo pilalao tantara fa tsr be ary zahay aty Mayotte koa MBA mitia manaraka tantara nao monsieur Simon fa MBA kaza ampijalina ré fa tena mpankafi tantara nao ne zahay ato eee matoky fa amaly fangatahinay piaino anao tompoko misaotra koa
@isabellaisabella5742
@isabellaisabella5742 2 жыл бұрын
Misaotra betsak nareo mpilalao fa mankafy anareo fona zahay aty na lavitra Madagascar aza 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏❤ iza anaran lay olona mihira lelahy managn'andro zan azfd?
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 3 жыл бұрын
Misaotr betsak nizar 😍😍🙏🙏
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 3 жыл бұрын
Mankasitraka e🔥❤🇲🇬
@danidanielspussycat5281
@danidanielspussycat5281 3 жыл бұрын
Ay!zai vao azoko ny mahtong an'ity tantara ity tsy enoko hatrpn farany fun!Mahkamobe lai fitomanin'ilay vehvavy ,mahsostrbe
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Mankasitraka feno an Kanto Gasy f Zao ndray vao naheno ny tantaran RFM ; tena mankafy tokoa ny tantaran RFM k d mankasitraka anao Kanto Gasy ary mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa ary ts adino indrindra 2 ny RFM ary vao hanomboka hiaino k d hankafy tokoa eh
@mioraralison8170
@mioraralison8170 3 жыл бұрын
Mahay milalao kosa Rondro an
@marcelafrancette8834
@marcelafrancette8834 3 жыл бұрын
1er coms o ela2 zay tss tantara tao@RFM zao ve nisy Mankasitra re eto ampihenoana azy 🎧🎧🎧💖💖💖💖💖💖🙏🙏🙏
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Aiz tohin azafd fa ef ail nef ts mbol hitak ato ny tohin 💞💕💕💕💝💝💝🙏🙏🙏
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Msaotra anareo atrani ndray 🙋‍♀️🎧❤ tara be za zani 🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️
@liziameet320
@liziameet320 3 жыл бұрын
Mankasitraka topoko oooo 🙏🙏🙏
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Zao ilay hoe aza hatositosika ny ondry botry fa tsy Hay izay hiteraka kambana
@alyahmayah937
@alyahmayah937 3 жыл бұрын
Salama tompoko fa iza ilay fizarana faha 2 azafad
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Tiko be tantara reto ary mankasitraka tompoko oo
@marielesage370
@marielesage370 3 жыл бұрын
Miarahaba anaro tompoko Toa tsy mbola nitohy lay tohiny tantara miandry ny tohiny izahay Misaotra betsaka anaro tompoko magnantena zahay fa mbola hitoy e❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@pungaroda1234
@pungaroda1234 3 жыл бұрын
Mankasitrakiee mangatak tohin
@ماريماري-ت2ض
@ماريماري-ت2ض 4 жыл бұрын
Makasitraka indrindra tompo 😍😍😍
@harivelorix747
@harivelorix747 4 жыл бұрын
🌹🌹🌹🌹❤️❤️❤️❤️👏👏👏👏👏💕💕💕💕💕💞💞💞💞🌹🌹🌹🌹
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Misahotra betsaka miandry tohiny Tompoko 🇲🇬😍!
@raniraniranirani7423
@raniraniranirani7423 4 жыл бұрын
Merc fa tena afapo tateraka aho miheno ty tatarany ramoche ty
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 4 жыл бұрын
Maro ireo tantara izay fahita , maro koa anefa no voafafa tamn ireny, maro nefa ireo vaovao mbola tsy faheno mihintsy 🤫🤗, nefa de mahafa-po hoany aty apitan ranomasina ny mihaino azy ireny... Mankasitraka anareo hatrany a🥰🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 4 жыл бұрын
Miandry tohin tompoko
@kantogasytv8479
@kantogasytv8479 4 жыл бұрын
Abonnez-vous ee!! Hizara aminao hatrany !
@FH_KWT
@FH_KWT 4 жыл бұрын
Mba mangataka film gasy kiala pam's moderne azfd
@kantogasytv8479
@kantogasytv8479 4 жыл бұрын
ABONNEZ-VOUS !! Hiezaka hizara izahay !!
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Salut mba mankataka tohiny Tompoko!
@hawraamatar8492
@hawraamatar8492 3 жыл бұрын
Miandry tohiny tompoko Dia ilay MIARAMILA sy lay SAFIDIKO 2 Manantena tompoko izahay
@sidonie6764
@sidonie6764 4 жыл бұрын
Raha misy ny radio tiako indrindra d ity Radio Feoanimany ity! 💗💗💗
@cathialopez827
@cathialopez827 3 жыл бұрын
Misy @ play store v ki io radio io?
@kantogasytv8479
@kantogasytv8479 3 жыл бұрын
Tsy misy io
@cathialopez827
@cathialopez827 3 жыл бұрын
@@kantogasytv8479 salama o! MBA afaka ALEFA amizay ve ary ny tohiny?😊
@sidonie6764
@sidonie6764 4 жыл бұрын
Mankasitra indrindra Tompoko fa tena afampo @ trainkefanareo. Tiako be anareo!♡♡♡
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka 🥰😘😍💗🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼
@auziaauzia17
@auziaauzia17 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko ô miandry tohiny
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra miandry ny tohiny indray e❤❤
@tamdangerartist9305
@tamdangerartist9305 4 жыл бұрын
C'est vraiment nécessaire, c'est facile. Merci bcp pour cette astuce !!