ffpm 643 fa tsy 653 io, tompoko. 653: Sakaiza, raha tia ny Tompo ianao
@TTARasamoelina4 ай бұрын
Nohirain'i Remi , fahiny tany Fianarantsoa dia tsy heno intsony . Soa fa misy an'i Dina namerina mihira azy indray . Misaotra be dia be oooo
@musicbytouve5 ай бұрын
Misaotra Tompoko ❤
@hary312004 ай бұрын
Mankasitraka anao nihaino 🩷🩵
@gertrudebernadette55845 ай бұрын
Merci bcp ❤❤❤❤❤
@gertrudebernadette55845 ай бұрын
HIRA TIAN PAPANAY B MIHITSY IO HARY A M RAMANANTOANINA MATY VAO TAPABOLANA LATSAKA IZAY TAO CITE ITAOSY
@oilisoarodolpheratavilahy14886 ай бұрын
Kanto ❤🥰
@hary312006 ай бұрын
Mankasitraka mme OlisoaRodolphe❤️❤️❤️
@oilisoarodolpheratavilahy14885 ай бұрын
@@hary31200Mr zaho fa tsy Mme ka ! 😆😍
@VelonjanaharyRazafindramanitea6 ай бұрын
Bravo be mihitsy👋👋 Tiko be nanaovanao azy ka averiko jerena foana❤
@hary312006 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤❤❤
@hary31200Ай бұрын
Mankasitraka tompoko❤️
@VelonjanaharyRazafindramanitea6 ай бұрын
Bravo bé👋👋Tiko be mihitsy lay nanaovanao azy, d averiko jerena foana❤️
@hary31200Ай бұрын
Mankasitraka tompoko❤
@hary312006 ай бұрын
Mankasitraka Olisoadolphe❤️❤️❤️
@oilisoarodolpheratavilahy14886 ай бұрын
Kanto loatra ! ❤❤❤
@sidonieralalaoharimbola36917 ай бұрын
Tena marina ao tsara ho an'izay natao mariazy
@hary312008 ай бұрын
Mankasitraka tompoko
@hary312008 ай бұрын
Miarahaba Tompoko , aleo mba hajaina fa oul efa 2 efa maty , aza bloquer na fa aleo mba mba hipetraka ho an'ny taranany fa aza miady @ ny oul efa lasa samy mbola ho any daol ihany
@lilianelala41568 ай бұрын
Mahafinaritra aok'izany, mankasitraka ny fizarana.
@alineomegamahe91408 ай бұрын
Un grand merci pour le partage Hary ! 🙏Tena ontsa ny fo no sady afa-po nijery an'izy mirahavavy, toy ny vao omaly !!! 💘
@JustinRamanantsoa-do1wg8 ай бұрын
Tsara be, tsy hay ny hangina tokoa. Soa fa afaka manohy isika eh!
@TahiryRahantarisoatahirynomenj9 ай бұрын
701
@andreedestigny25719 ай бұрын
🎉❤AMEN NA inona n'a inona HITRANGA JESOA KRISTY ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY ❤🎉❤🎉MATOKY NY FONAO BE FIAINANA 🎉❤NY MPANOMPO nao JESOA KRISTY ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY AMEN ❤🎉
@hary312008 ай бұрын
Amen 🙏🏻
@hary312009 ай бұрын
Tsar mihintsy nanaovana an' ilay hira manohana fo
@mihandrian13079 ай бұрын
waouuuu
@mihandrian13079 ай бұрын
mankasitraka nizara
@mihandrian13079 ай бұрын
mamiko ny hiran i Mr Razafy. tsaroako foana ilay fandaharna : les cinqs natolotry Francine tao @ TVM. Tiako be ny feon i Dina.
@mihandrian13079 ай бұрын
tiako be.
@hary312009 ай бұрын
Souvenir Mamy sy Lova le afovoany sy le a droite efa nodimandry🙏🏻🙏🏻
@oilisoarodolpheratavilahy14889 ай бұрын
❤😢
@ericjullino863610 ай бұрын
Tsy lefy laza. Kanto ary tena kanto. Rip Mamy.
@fanjatianareneerandriamana611310 ай бұрын
Ndriii zoky mamy tu me manques, mahereza aki chérie fa zay no fandaharan ny Tomponay
@hary3120010 ай бұрын
Merci Fanja❤
@RAKIRA22086210 ай бұрын
Ndriii !!! Mampanembona ny taloha le mijery anareo manao répétition. Mbola Kely Izaho sy Feno amin'izany... Tsy adinoko le tsikinao mijery anay sady mihira...
@hary3120010 ай бұрын
Merci Zandry❤❤
@nivoarisoarakotomalala546510 ай бұрын
Mipetraka mandrakizay ny Kanto nareo. Mankasitraka indrindra👏👏
@hary3120010 ай бұрын
Merci Zandry❤️
@jeddy67710 ай бұрын
Tsy ho adino mandrakizay ny kalonao
@hary3120010 ай бұрын
Merci beaucoup❤
@hary3120010 ай бұрын
Mankasitraka indrindra ❤️
@hantajoe265310 ай бұрын
Mandriam-piadanana akia Mamy a! Mbola hihaona indray e! Tsarona foana ndry refa mihaino NY feo manga ndry izahay.
@parfaitandri240410 ай бұрын
Tsy ho hadino mandrakizay ny kalo natolony ho antsika ❤