Пікірлер
@RavalisonSylvie
@RavalisonSylvie 2 ай бұрын
Zao ndray vao manaraka fandaharana
@RavalisonSylvie
@RavalisonSylvie 2 ай бұрын
❤❤❤❤
@narindraRalaihova
@narindraRalaihova 3 ай бұрын
Dia mbola tsy tonga saina ihany tsika hoe ilay RAFITRA NO MATY ? ataovy zay ataontsika eo fa ohatran'izao fona io rehefa tsy miova io RAFITRA io, mitabataba , mandania connexion sy rora sns fa ny eo ihany no eo eee
@billiotte8811
@billiotte8811 3 ай бұрын
Anao mahay mitolona fa modia e ! Ahoana ny atao hiarovana ny safidim-bahoaka ?
@billiotte8811
@billiotte8811 3 ай бұрын
Ady sy tolona be vao afaka niaro ny vatony i Mily sy reo vahoakany Faratsiho ka tsy mitombina ihany zany resakao zany ! Isika malagasy mihitsy no mila miady miaraka mba tsy ho mpamendrofendro ntsony betsaka !
@konsultmerging1342
@konsultmerging1342 3 ай бұрын
Un (im-) patient
@joetkeshub
@joetkeshub 3 ай бұрын
wtf! C'est quoi ça? un gros lard qui écoute des chansons! Franchement... 5 minutes et PLUS sans rien dire, on ne peut s'empêcher de penser qu'on a à faire à un gogooool...
@konsultmerging1342
@konsultmerging1342 3 ай бұрын
Un (-im) patient
@lemamahefa8630
@lemamahefa8630 3 ай бұрын
Diso enao fa za zanak i soavinandrina ka mba midina any raha tia ahita n'y usine madinikazo an i mily ary mily tompoko professeur universite ao soavinandrina n'y usine fitotom bary écran i Madagascar ry Mily no micree azy fa aza manavendrana an i Mily kosa a
@rakotomalalafleury4080
@rakotomalalafleury4080 3 ай бұрын
MISAOTRA @ fanamarihana
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 3 ай бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Misaotra avo indrindra hoanareo Malagasy rehetra izay tena mbola mitondra ny fanamarinana sy mijoro ny fisian'ny Malagasy naman- tsika @ fahamarinana ! Ny tena mampalahelo sy zava- doza manimba ny Culture - ntsika sy mampirongatra ny olombelona Malagasy lasa ratsy fanahy sy mifamono dia : io toe- tsaina ( fanambaniana ny hafa , tsy fanajana ny hafa ) .Tsy tokony tsaraina ivelany ny olona iray oh:( raha maintimsinty ilay olona , na malotoloto fitafy ilay olona , ns tsy tsy be resaka ilay olona ) koa ny fomba fihetsika sy fijery @ ireo voatanisa ireo tompoko dia zavatra mifanohitra raha ny tena marina ! Koa ny fanovan- tsika ny toe- tsaintsika zanaka Malagasy rehetra io tompoko , no tena zava- dehibe hampandroso ny tanindran- tsika Madagaskar ity ! Masina ny tanindrazana !