Mb tehianatra fa ts dia mazava feo ts dia regn ilay toninkira sarotr be manaraka azy
@NicoleRABE-fo4yq8 ай бұрын
Mandona fanahy be
@monalisa29639 ай бұрын
Toy ny taratr’hazavana ’Zato endrikao misariaka Ny fitsikinao mijery Toy ny masoandro mibaliaka Nampitsiry vetsom-po Tsy mba ho haiko ho tantaraina Manafana ny ao anatiko Manodikodina ny loha Maha lasalasa saina Ka manjary nofinofiko. Tsy mety ho afaka ao an-tsaiko ao Lasa nofy.vita sary. Tsy mba ho adinoko.ho lalaiko. ’Lay masonao mibaribary. ’Reo molotrao raha mitsiky Masoandro vao maraina Manazava ny tontoloko Voninkazo tsara loko Voleko an-jaridaina Mba ho haingon’ny tanànako. Miboiboika tsy tàna Loharano tsy hay fefena Mandresy lahatra avy hatrany Tsy mba haiko noresena Ny fitsirin’ny fitiavako Ianao ve mahalàla. Fa ny foko anie. Efa babo tsy ankisala. Efa babo tsy ankizara. Efa babo tsy ankisala. Ny mba tsy aritry ny saiko Dia ny ho eo anilanao Raha vao nanomboka ny andro Nahafantarako anao Tiako ho lazaina Ho bitsihina aminao Ny ao anatiko mangina Tsy foiko raha ho Zaraina Fa ho antsika sy ianao Satria ianao no mba namako. Na ny oram-pahavaratra. Na merik’andro ’ty ririnina Raha toa ka ho eo anilanao aho. Dia ho foana tsy hisy ho inona Fa lohataona lalandava Diavolana mazava. Fa ny amin-tsika anie. Dia ho iray tsy ho rava. Dia ho iray tsy ho rava. Dia ho iray tsy ho rava.
@norolalainarakotomalala680610 ай бұрын
Sitakabonanesitaka
@norolalainarakotomalala680610 ай бұрын
Sitaka❤🎉😊
@norolalainarakotomalala680611 ай бұрын
Sichca❤
@norolalainarakotomalala680611 ай бұрын
❤
@norolalainarakotomalala680611 ай бұрын
❤
@nirinavoarisoadavidsonmana8277 Жыл бұрын
😢❤
@SitrakaMamitianaRANDRIANARIVOS Жыл бұрын
Asio hafa indray ......
@jeannetteralison545 Жыл бұрын
🙏💟💟🙏
@halokuwait5769 Жыл бұрын
Mbola zaza aho ity nivoaka 🥰🥰😍😍💖
@laminamariealicerazafindra1856 Жыл бұрын
Efa tsy mila mihira eky are fo avilay fo zahay agnano izy2🤣❤️❤️❤️🙏
@andriamalalafenomananamami3771 Жыл бұрын
Tsara loatra❤
@fenoratovimboavy7812 Жыл бұрын
J'adore Jésus
@moio14202 жыл бұрын
Mahafinaritra be ny anaovanareo dahy ilay sketch
@lucasantonio18142 жыл бұрын
Ao vivo e muito melhor
@lucasantonio18142 жыл бұрын
Canta de ++🥃🥃
@rabemananjarapatrice97982 жыл бұрын
Mankafÿ Mr sayda fôna izahay
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🙏💟💟🙏
@jeannetteralison5452 жыл бұрын
🙏💟💟🙏
@davidraha89132 жыл бұрын
Matsiro lotra <3
@aikytsilavinatsirihajasont39172 жыл бұрын
Milay foana e🔥 fa mangotraka koa ilay bandy ray a🔥
@holiarisoarakoto74272 жыл бұрын
Love aminao za Jesosy ah❤️❤️
@fararakotomanantsoa10652 жыл бұрын
Waoooouh j'adore ❤️❤️🙏🙏 Merci bcp
@domoinarandrato45923 жыл бұрын
Tiako loatra Io hira Io. Ekeko Jesoa
@akonfan35993 жыл бұрын
Lasa love shyn déjà papa d un garçons bg Denise la future byence oui de madagate cate mdrr
@andriarorambeloson96213 жыл бұрын
Tsara e.
@ainamorgann3 жыл бұрын
Quel vacarme 😂
@sederaramarolahy38683 жыл бұрын
💞💞💞👍
@yangalyrandriamiarisoa3 жыл бұрын
1. Indro eto anoloanao no anekeko Andriamanitra ô Fa izay sitraponao Tompo ô no aoka hatao Hanaja ireo fefy izay nataonao hotandremako Te ho tsara tefy, mba ho mahitsy fo… Tefeo hahatana, finoana sy fanantenana Amboary ho fiasana, hampandeha ny asanao Tsy zavatra mora no hiseho ka mba hiomananay Tsy fantatra ny ora sy ny andro hiverenanao. Ref : Jesôsy ô, nanandrana aho ka nahita ny hery sy ny hatsaranao Tsy kivy intsony aho miampita Izao tafiotra sy onja izao Manaiky anao, ety ka hatrany an- danitra Nasehonao, ny ety dia tsy mba maharitra Fa ao aminao, ao no hahitanay Ilay fiadanana, fahasambarana mandrakizay Izay rehetra maniry izany tsy maintsy manaiky hotefenao, Izay Tompo ô no iankohofako aminao. 2. Hijery anao foana, ka ny làlanao no làlako Na manao ahoana, mino anao aho Jesoa ô Hiezaka hanatratra ilay amboara izay napetrakao Ho fiarovan-tratra, hilona am-bavaka aho Ekeko fa mafy ny làlan’ireo irakao Matoky aho mitafy ireo fiadiana omenao Lovako ny mihafy, ary efa niomanako izany Ny herin’ny mpandrafy, efa resinao izany.
@rantotinarandraiambelonion49443 жыл бұрын
Merci saida
@naominirina48533 жыл бұрын
❤❤
@fanajarazaka81153 жыл бұрын
bonne soir ma chantese preferer
@nirinaandria51493 жыл бұрын
Hisaorana tokoa ny Tompo ❤❤
@joolienana33933 жыл бұрын
❤️❤️🇲🇬🇲🇬
@paulinetsiky62383 жыл бұрын
Kanto an
@sitrakarasoasimbola18543 жыл бұрын
tsara be
@lydierajaona4243 жыл бұрын
Misaotra tompoko, tsara be
@mandaarosetrarazafimpahana25973 жыл бұрын
Tsara loatra eh, tena ilaina tokoa amin'izao fotoana izao