Sao mba misy lay "irakao" an'i Rado iny re mba alefaso eto e.
@niryfarafarimanintsoa8530 Жыл бұрын
Tsy mbola nahita aloha hatreto. Raha mahita dia halefa eto ihany tompoko
@antemaandriamihaja4843 Жыл бұрын
Tsara tena tsara
@nirinaramangasalama3265 Жыл бұрын
Mihaino vavaka Ianao ka isaorana Tompo o. Finaritra mahatsapa ilay fiadanam-po nomenao Mpamonjy Tia Ianao. Misaotra Anao. Matoky Anao. Amen
@santatriniainanathalie50952 жыл бұрын
malala eo imasony aho IZY no ahy averiko sy anteriko IZY no ahy
@santatriniainanathalie50952 жыл бұрын
misaotra Anao , tena misaotra Anao fa mihaino vavaka azo itarainana Ianao
@hasambaranamiorasaotraride37572 жыл бұрын
Jesosy tena harena sarobidy ho ahy
@sidonie67642 жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️🙏♥️♥️♥️♥️🙏♥️♥️♥️♥️♥️🤲🤲🤲🤲
@andoranaivo62942 жыл бұрын
Tsara,tena tsara
@niarovanaramanana47972 жыл бұрын
Tena tiko be ity hira ity
@coco-fk2hz2 жыл бұрын
TENA tiko be mihintsy ity hira ity mihaino vavaka azo intarainana ny tompo ka mihomana fah mialoha lalana ny fitiavany Sady tsifantatra izay amaliny anao misaotra ny mpamorona 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏!!!
@jeanninerabeson25092 жыл бұрын
Tsara loatra, misaotra tompoko
@sitrakaraveloson63882 жыл бұрын
Amen
@sylviarakotovao59372 жыл бұрын
Tsara loatra 🙏
@fanjarambelo12892 жыл бұрын
Tena tsara loatra 😍😍
@ranchordasbodo82702 жыл бұрын
tena tsara sady tena mampahery tokoa mankasitraka bdb tompoko
@estilefoucu39062 жыл бұрын
Misaotra Jesoa Tompo Mpamonjy !
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Soa ré ry Ray raha eo akaikinao. N'y hazo fijaliana ho Tonga maivana.
@andriamamonjytahiana1432 жыл бұрын
Mirary fiononana feno ho an Fianakaviana sy ny antoko Mpihira NY MPITORY
@tsipikatantely49622 жыл бұрын
Tohina ny fo!! Mandria am-piadanana Dada Laza. Isaky ny mihaino hira dia mahatsiaro anao!!
@christianeandrianasolo-rat78792 жыл бұрын
Mandria am-piadanana Dr Laza. Hanakoako hatrany ny hira ho fiderana Azy. 😢
@arivnana94743 жыл бұрын
Gaga Dia gaga ny ankaso Nahita ahy nitony Tsy latsa-dranomaso Na mitomany intsony. Satria ny Tompo tsara Nisinda ny toloko Raha Ianao no anjara Izay nofidin'ny foko. Ho gaga koa ny vola Raha nanalavitra ahy Nahita anay tsy tola Na reraka am-panahy. Satria Jesoa malala Ny harena nitokiako Sy vitsy mpahalala: Ianao Ilay nofidiako. Ny rofiko mikiky Ho gaga manoloana Ny endriko mitsiky Toa andro lohataona. Satria ry Jesoa tiako Ianao no tena hery Manohana ny diako Ka zakako ny fery
@andriamaholisonjulien37203 жыл бұрын
Mankasitraka atrany ny @ hira fa tena mampahery🙏🙏🙏♥️♥️
@zolalainarobson35503 жыл бұрын
tsara loatra, tena mitarika ny olona hiantoraka amin'Andriamanitra!
@jocelinrakoto25183 жыл бұрын
Aoka tsy hisalasala intsony ,manatona an Andriamanitra ,ndriiiiiiiiiiii ela no niandrasany ,mbavalio izy ,marina izany
@elmondmaury76643 жыл бұрын
Kanto tokoa deraina Mandrakariva ny Tompo lehibe indrindra dia ho azy irery ihany ny voninahitra Mandrakizay Amen Amen Amen 🙏🙏🙏❤️💒