Tena waouh , tsy napanenina ny namarana niaraka tamin'i Jesosy ! Tsy maintsy hijoro vavolombelona amin'ny fahatsarany sy fahalebiazany amin'ity taona vaovao ity 💪
@njararakotozokiny724014 күн бұрын
The best plan 🎉
@njararakotozokiny724014 күн бұрын
Misaotra an i Jesosy tamin'ny 2024 rehetra
@ArmandMamba_14 күн бұрын
io leroa tsy ival mitsn a, bla bla bla no betsaka
@Elisa-xl6rh21 күн бұрын
DERAINA JESOSY
@Elisa-xl6rh21 күн бұрын
Misaotra JESOSY
@NantenainaJeanRolland22 күн бұрын
mankasitraka Zoky Fenohasina, Tena hatao zay jery todika zay fa tena important🤗
@DatooToot25 күн бұрын
Miala tsiny aminao 1/ ny titre ataonao mifanohitra : « Tsy miaraka amin’ny olona miaraka amin’Andriamanitra » sa tsy miaraka 2/ tamin’ny 1923 no hitan’i Fleming Ny PÉNICILLINE voalohany taorian’ny fikarohan’i Pasteur. Tsy nisy nataon’i JC tamin’ireo matin’ny peste 1300 à 1800 hatrin’izao aza any Dago 3/ tamin’ny 1953 no hitan’i Delay & Denickere ny CHLORPROMAZINE. Tsy nisy nasian’i JC sirany ny schizophrènes fa lasa nodiaboliser-ny any amin’ny kisoa nivarina sy devoly 3/ Aza manahy ny ampitso fa ho hitantsika fa ny hafa no hanahy ny amin’ny ampitsotsika MAUVAIS citoyens Sady tsy urbanisation no tsy protection sociale no tsy prestation familiale. Donendrina efa gidamaimbo isika mbola tsy hiahy ny ampitso ihany. Resaka dika vilana tsy mahay mamaky Baiboly izay miresaka ny amin’ny ATARAXIE sy STOÏCITÉ Mila miahy amin’izay fa efa bakoavin’ny vahiny ny harentsika mbola zezefana ny rongonin’ny tsy miahy dika vilana an’ny mpanararaotra rakitra kamo velona hii
@elodierazanakoto26 күн бұрын
tena marina, misaotra amin'ny torohevitra
@johannarazanakoto26 күн бұрын
Tena ilaina mihitsy , merci beaucoup amin'ny fampianarana sady ho atao
@TsizarayMOSA29 күн бұрын
Marina izany, mankasitra anao
@RivoHarizakaАй бұрын
MISAOTRA BETSAKA @ FAMPIANARANA .FA AFAKA MISOTRO RANO(TSOTRA) VE ?