Пікірлер
@ritacostadossantos6804
@ritacostadossantos6804 Күн бұрын
Amo essa música 😊
@VirginieBommartin
@VirginieBommartin Ай бұрын
Merci Fr Xavier
@MickAngelsonRakotomalala
@MickAngelsonRakotomalala 2 ай бұрын
Maniry koa aho mba ho jesosy no hanova ny foko sy ny fonao Amen!
@MickAngelsonRakotomalala
@MickAngelsonRakotomalala 2 ай бұрын
Haleloia sakaiza tsara izy❤
@lisarama
@lisarama 3 ай бұрын
Tsara be fa mba asio paroles azafady indrindra tompoko 🙏
@bommartinmarieanastasie8047
@bommartinmarieanastasie8047 3 ай бұрын
Tsara ne io hira il!
@TianaFelixANDRIAMIHAJASOA
@TianaFelixANDRIAMIHAJASOA 3 ай бұрын
Anisany hira namahery ah loatra ty hira ty ary tsy ho adinoko mandrakizay
@Ernesffaranirina
@Ernesffaranirina 8 ай бұрын
Allellouaa
@niainalapixx5231
@niainalapixx5231 9 ай бұрын
tsara aloa le improvisation fa mamy kokoa le version taloha sady misy aim-panahy mihintsy😇
@Jean-MarcoM.C
@Jean-MarcoM.C 9 ай бұрын
Mahafinaritra mihaino hiranao frere
@AmirahFiandrianana
@AmirahFiandrianana 9 ай бұрын
Mankasitraka mampahery ana zany tiko be
@coletclara1157
@coletclara1157 Жыл бұрын
Mbola manantena ny misimisy ihn zahai fera eee tohizo fa tsara ho any jesosy irery ihn anie ny voninahitra de tahiny jesosy daholy
@TianaFelixANDRIAMIHAJASOA
@TianaFelixANDRIAMIHAJASOA 3 ай бұрын
Hitsangana indray anie ny malemy sy kivikivy ara-panahy raha maheno ity hira ty misaotra an'i Jesosy sy ny mpikarakara .
@ravakarahenitsoa
@ravakarahenitsoa Жыл бұрын
tsara le feokira fa tena tsara raha tsy nasiana effet be le feo
@FanevaLeaHeoniqueLea-xq8zd
@FanevaLeaHeoniqueLea-xq8zd Жыл бұрын
Tsara be
@randrianirinarivodaniel-sq1zb
@randrianirinarivodaniel-sq1zb Жыл бұрын
Aleloia
@karimxavier5022
@karimxavier5022 Жыл бұрын
Tsara fa ataova teny gasy ihany. Raha anao teny vahina ataovy teny vahiny daholo. Raha teny gasy gasy daholo. Aza
@MinistrieMinistere-cl9pi
@MinistrieMinistere-cl9pi Жыл бұрын
Tiako be,merciii
@lalatianarahajamanotrona7496
@lalatianarahajamanotrona7496 Жыл бұрын
Cristy mihitsy ve?
@xaviergasy134
@xaviergasy134 Жыл бұрын
Faute de frappe ma soeur Dsl
@rotilag3110
@rotilag3110 Жыл бұрын
Tena tsara loatra. 🤗
@xaviergasy134
@xaviergasy134 Жыл бұрын
❤Merci ma soeur Tahiny Tompo enao
@jennycolet6892
@jennycolet6892 Жыл бұрын
Merci bk frère fa tena mamelombelona ny fanahy ny hira rehetra
@xaviergasy134
@xaviergasy134 Жыл бұрын
Tsisy fisaorana ma soeur Tompo no isaorana
@andriambelotsarafaradenis8216
@andriambelotsarafaradenis8216 Жыл бұрын
Tsara jesosy ahatsiarovako ny reniko soeur marie jeanne nandany ny fiainany manontolo tao amin ny jesosy mamonjy indrisy fa efa tsy eo intsony izy
@amourandrianantenaina6455
@amourandrianantenaina6455 7 ай бұрын
mitovy tsy ka roa😪😪
@jennycolet6892
@jennycolet6892 Жыл бұрын
Merci eee oui seigneur entre te main ✋ j'abonde tous
@jennycolet6892
@jennycolet6892 Жыл бұрын
Tsara be daholy le hira Merci frère de tohizo fa tsara surtou le anaty fihirana
@daddyProsII
@daddyProsII 2 жыл бұрын
Tsara be ralah, mankasitraka anao, Jesosy hitahy anao
@jennycolet6892
@jennycolet6892 2 жыл бұрын
Maro tsara le hira tohizo fa tsara tahiny jesosy e
@bienaimedewaramjee5618
@bienaimedewaramjee5618 2 жыл бұрын
Hallelujah 🙌🏽🙏🏽
@andriambelotsarafaradenis8216
@andriambelotsarafaradenis8216 2 жыл бұрын
Tena tsara e merci jesus
@andriambelotsarafaradenis8216
@andriambelotsarafaradenis8216 2 жыл бұрын
Merci jesus tsara eeeh
@irisana9163
@irisana9163 2 жыл бұрын
Tsara Jesosy