Ny fiainana eto an-tany dia misy farany sy manam-petra 🥹 Ny fahafatesana no hitovizan'ny olon-drehetra 😭😭 Reposez en paix dada sy neny ❤️
@MichaelBrian-o8nАй бұрын
Owen Alley
@LeaCharline2 ай бұрын
❤
@AFPSIMADAGASCAR2 ай бұрын
la batterie sonne bien vous ne faites plus de covers pasteur? DIEU vous benisse, merci pour votre ministere
@AFPSIMADAGASCAR2 ай бұрын
jai limpression dentendre et voir feu mon #pere jouer, MERCI
@GgFamilly-yj2ox3 ай бұрын
TDL
@OlafRichardRANAIVOARISON4 ай бұрын
Marina be le hira
@miarinaravoninjatoarimamy11554 ай бұрын
mieritraritra be momba an'ilay hoe fahavalo sy ny ny fihetsepony ilay hira
@AlainPatricRAZANAJATOVO4 ай бұрын
❤❤❤❤🎉
@rasolofomananaandriatsitoh33144 ай бұрын
Hainareo ilay mamolaka mozika é
@BrunoJeanjacques-s9r4 ай бұрын
Tiko be ilay hira mamphery
@LaureRABETOKOTANY5 ай бұрын
Mety mahazo ny Toninkira n’izy ity ve tompoko?
@LaureRABETOKOTANY5 ай бұрын
Est-ce qu’in peut avoir la parole?
@NadiaMioraRAZAKANTOANINA6 ай бұрын
Tsisy harombaka tokoa izay eo an-tananao Tompo!Mon Dieu est omniprésent!Merci pour cette belle chanson !
@aloaloromeo35646 ай бұрын
Tena tsara, ny talenta dia fanomezan’Andriamanitra. Misaotra indrindra mampita ny hafatra amin’ny alalan’ny Jazz
@RabemananjaraVololoniaina6 ай бұрын
Kimil ambon morall
@ruiznathalie48856 ай бұрын
L'eclate Frère ! Tsara be
@vanilladobynantenaina37527 ай бұрын
Tompo oh! Misaotra hatrany 🙏🙏🙏
@Zacquellinefleurie-zi6yf10 ай бұрын
Tiako loatra ity hira ity
@mohmadKwt-xx3mv11 ай бұрын
❤️🔥
@ainaarbeit657811 ай бұрын
Maherezà foana ianao na mafy aza ny ady ety. Fa enao sy ny ankohonanao ho tahian'i Jesosy Kristy. Amen 🙏
@rabemananororindra930211 ай бұрын
tena tiako ty hira ity tena tsara be meri!
@Maminirinafyh Жыл бұрын
Misaotra Jesosy aa 🥺❤🙏🙏
@priscarasoarivelo5200 Жыл бұрын
Tsotra sadymahafinaritra ,Misaotra tena Tiako ilay tononkira!
@MbotinasyElina-te3cv Жыл бұрын
Tsapako zany ny halahelonao sy ranomasonao latsaka Jesosy malalako rehefa miala @ fitiavana voaloany aho ary indrindra ts miraharaha ny fisiananao za 😢. Androany atolotro anao tanteraka ny foko rehetra ary ny fiainanao rehetra ❤
@تلننلن-ب4ن Жыл бұрын
❤❤❤
@modestecharles8942 Жыл бұрын
Merci ❤
@manoaramamonjisoa8629 Жыл бұрын
Indray andro any ny ranomasonao hofafana Ka tohizo ihany ny filanjana ny hazo fijaliana Raha mbola eto an-tany Mifangaro ny mangidy sy ny mamy Tsy manan-tsafidy fa misotro ny rano tsy tiana Mety ho resy ianao androany Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany Adidiny ihany Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao Satria ny Tompo mbola hijery anao Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao Indray andro any hifarana koa ny tomany Ka adinoy any ny alahelonao mahatonga hakiviana Raha mbola eto an-tany Ny fahavalonao mandindona eny ihany Ka mba saino ihany ny mpanenjika Tsy maintsy any aoriana Mety ho resy ianao androany Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany Adidiny ihany Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao Satria ny Tompo mbola hijery anao Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao
@RamanintrandrasanaJeanMickael Жыл бұрын
❤
@RollandRasolofo-by1vj Жыл бұрын
Mandrakiza NY fanatenako anao jesoa
@lokohovet283 Жыл бұрын
ao tsara e
@lokohovet283 Жыл бұрын
miaiky ah
@patriciamomaly593 Жыл бұрын
Ameeeeen 🛐 Hallelujah ✋
@JenniAichaNomenjanahary Жыл бұрын
Tiako bé 💞🥰
@castianarakotondrasoa1219 Жыл бұрын
❤
@jasmiweltina5751 Жыл бұрын
Tiako ❤️🙏
@jiomajio4730 Жыл бұрын
Amen! !
@andriandrimananamialy5703 Жыл бұрын
Tsara
@herihaja5415 Жыл бұрын
mihaino ny tonokira aho dia lasa lavitra ny eritreritery ny mpanoratra ny tononkira !!!!! tsy dia misy hivadihan'ny atidoha ny Olona ny fiainana @ fiananao !!!! fa ny olana dia ny fahasahirananao dia olana @ fiarahamonina rehetra na inona fotompinoany
@randrianaivofaraniaina5253 Жыл бұрын
voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany amen , tena tsara ny fiderana misaotra 😍