This video made me reevaluate my life and realize that I need a cat in my frame too😚
@lovatianaRaheliarimanatsoal5 сағат бұрын
Zay ranga efa leo anareo fa miala daholo
@lovatianaRaheliarimanatsoal5 сағат бұрын
Tena ratsy saina mitsy reto volomboasary reto
@andrygetop30005 сағат бұрын
Salama Tompoko, misy bruit otran mikasosoka izany rehefa eo @plateau
@soavelokemba679111 сағат бұрын
Mila mifanaraka am dahalo ambony latabatra fona zany?
@ManoaRanaivojaona12 сағат бұрын
Mazava be ny tenin I Tintin, tsy maintsy ho voakapa vava ranjo izay tonga eo rehefa tsy zareo kanefa misy fahamarinany ny tenenin Toavina oe afaka mahaleotena io sady manana fidirambola autonome Fa ny Hevitry Tintin zany oe dinio tsara ry vahoaka fa raha tsy zahay no eo de hijaly nareo satria ho voakapa izay hafa tonga eo..
@jaonatina832315 сағат бұрын
samy tsis afera nefa manao débat. kkkk
@HajaRandimby16 сағат бұрын
IN ARY RARAHIN L CT DEPUTE IO NA I GASCAR FONA ARY NO AROTSANY ATRAMIN fiifdianana kom!ity fkt;tsizy mits zoki amin l ady hevitra
@andofanantenanaratsimbazaf368317 сағат бұрын
izy roalahy indray no miady hevitra; tsy cohérent mihitsy ilay mapar ee
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Tsisy miheno anao Rapiera aaaa efa hitany vahoaka madinika malagasy ary efa hita mazava tsara fa volomboasary no tena manambaka vahoaka
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Raha zany hitondrasanareo io Madagascar io dia tena marina ny resaka Amiral Didier Ratsiraka
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Mifamonoa eo fona anareo fa i Madagascar poritra mandrakizay io satria ratsy fanahy loatra reto volomboasary reto
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Matoalahy adala ty
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Ity Rapière ty no tena drondrona
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Izeo vao hanao forages kkkk
@Abdallah-e3k17 сағат бұрын
Raha volomboasary fona no mitondra io Madagascar io aza miheritreritra hisy fihovana zany fa maty eo fona vahoaka madinika malagasy
Politika mpamoritra vahoaka satria efa voavidy vola aby ireo io ooo
@andofanantenanaratsimbazaf368318 сағат бұрын
NINON'INONA TENENINAREO MAPARA.... EFA 15 TAONA NO NANOMBOKA NADAINGA IO FILOHA IO.... MBOLA MINO IHANY ENAREO NEFA NY VAHOAKA EFA HINANA NY TSY FIHINANA..... FA NGA REHEFA HOE BE KARAMA NAREO AO DE VOKY DAHOLO NY VAHOAKA...... HOY NY EVEKA : mbola hisy farany io....
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Tsy handroso anareo raha hikapa hikapa zany ny fomba ataonareo volomboasary reto ka miheno tsara anareo vahoaka fa tena ratsy reto volomboasary reto
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Niveau T3
@andofanantenanaratsimbazaf368318 сағат бұрын
Halabato no natongavana teo fa tsy hoe ny mpanohitra no tsy misy.... " mbola hoe izaho mino foana fa ho tafavoaka io...." TENA ADALA MIHITSY .... MINO VE ENAO FA AFAKA 30 TAONA TSY HISY DELESTAGE NY TRAFIC SY NY FITSETSEFANA HAREM-PIRENENA MANDEHA IHANY....
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Ka anareo zany mpanakana ny olona hampandroso Madagascar satria tena ratsy fanahy ratsy jery misakana ny olona hitondra vahaolana
@andofanantenanaratsimbazaf368318 сағат бұрын
tratra farany hono; ko inona ihany no mbola nidirana eo rehefa tsy vita; fa nolaingana fotsiny ny vahoaka eeeee. De tokony mba esorina le satroka fa miteny imasom-bahoaka
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Hita mazava tsara fa reto volomboasary reto no mamono firenena Madagascar
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Volomboasary no tena manambaka vahoaka
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Reto ve ny olona hitondra vahoaka madinika malagasy kkkk tena poritra mandrakizay io Madagascar io
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Volomboasary no ratsy fanahy sy manapotika io Tananarivo io oooo
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Raha reto fona no hintondra io Madagascar io kkk mahantra mandrakizay io Madagascar io
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Volomboasary no tena manambaka vahoaka eto Madagascar
@Abdallah-e3k18 сағат бұрын
Tsisy raha vitanareo volomboasary zany eo oooo
@aloaloromeo356419 сағат бұрын
Tena mampalahelo fa 1 ao anatin’ny mpiady hevitra 4 ihany no mahay manaja. TV Plus tsy tokony mi-inviter an’ireo 3 ireo intsony, ny modérateur koa mijery baolina fotsiny
@aloaloromeo356419 сағат бұрын
Enjana be ilay Rangahy manao lamba miantso raha hanapaka… mpanao didipoatra. Mme Silbela sy Abraham ihany no tsy mahazo kilalao, ny sisa voadidy daholo. Na i Mr Tintin aza tapaka koa anefa olondehibe😢
@guillaumerakotondravahy610823 сағат бұрын
Misaotra hatrany lesy Toavina a, sendra an'izay.......ela nefa hita ny maha ela an'ela, mankasitraka e
@RakotoDedeКүн бұрын
Le Betsileo koa malama lela😂😂😂
@感動金額按呢飢餓按額Күн бұрын
Sûr mihintsy Tompoko ô ! Aza Ataonareo kilalao Antananarivo é ! Avelao Antananarivo hanana ny Fahaleovan-Tenany Hanana ny Hasiny sy ny Heriny Tompoko ô !
@lemjahraherison9539Күн бұрын
ny vahoaka no voakenda am zany ka
@感動金額按呢飢餓按額Күн бұрын
Ny Téléphone ange ka betsaka escroquerie é ! Betsaka ianikoa ny Misandoka ho izao sy izao Misandoka ho banque, orin'Asa sinisisa sinisisa ! izao Manokana Alo dia tsimba manao Paiement Amin'ny Téléphone ko Mihintsy é ! Ny cartes bancaires tsimisy code ihaniko dia Tena Tsimba Ataoko mihintsy, Satria Raha Adino na Sendra latsaka na misy mangalatra ny carte banque Nao, Dia azon'nilay olona Angalana vola Hatramin'ny 50euros ny carte banque Nao, No hoizany tsimisy tsara Afatsy ny carte banque codé ihany Tompoko ô !
@ngedabe2515Күн бұрын
Ah bon ! Tintin Omeo an'i Razafinjoelina Tahina i Iarivo Hifanamby aminao izahako faha tsy mila ny Fitondrana Fanampmina izy Tandremo anefa Tintin faha raha Entina Hitsaotra Iarivo Tsy maintsy Rodana ianareo. Minable.
@ngedabe2515Күн бұрын
Tintin, toujours Be Saina, Caméleon tsy mahagaga. Solotena an'i Gascar Manao Revi-Ngadra ilay Solotenan'i IRMAR Halatra noho nahatonganareo eo aminy Fitondrana mbola ho avy ny Fitsarana Tandremo.
@philibertsolondrainy3192Күн бұрын
Ngoma anao Madagasikara... Mandria ampiadanana any Ankoatra Ary mitahia ny vahoaka
@PulcherieaiméPulcherieКүн бұрын
De amisao Aho lasa lmiakatra kely ny tension ako 13/9
@PulcherieaiméPulcherieКүн бұрын
Mba mila Fanazavana Docteur misaotra betsaka
@PulcherieaiméPulcherieКүн бұрын
Bonjour docteur 5 volana lasa Teo Aho de miseto tampoka de aveo 4 vola lasa de tampaka ny jiro taty aminay taminy 1 maraina de taitra tampoka satria nafana be taminy chambre de niakatra avy atrany ny tasion ako de nataotra be ny foko de amisao Aho vao misy zavatra midobo de taitra tampoka ka ny foko aretiny fo ve zany docteur makasitraka
@rolandalexandre-c1cКүн бұрын
Anareo mitsy namotikan i Madagascar
@rolandalexandre-c1cКүн бұрын
Tss mpizahantany tonga zany raha tsy misy fandrampalemana Maurice milamina efa lasa lavitra
@marrymarry8826Күн бұрын
Ny voninahitra sy ny fihadanana anie ho amitsika rehetra hatraminy taloha ary ho mandrakizay 🙏 Makasitraka hatrany tompoko
@christianrafelimanana5932 күн бұрын
Tsy manana olona inviter-na intsony n'y tv plus ka n'y Foza foana no hasainy ao!tv plus=Foza