Пікірлер
@hajaralaihova5598
@hajaralaihova5598 12 күн бұрын
izany no tena mozika sady art. Fa tsy ilay amin'izao mozika fotsiny fa tsy art
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz
@EzraRetsiatsikyRANDRIANA-xm1lz 2 ай бұрын
Mbola ato foana 2024❤️
@ainarasolomanana1734
@ainarasolomanana1734 2 ай бұрын
❤❤❤
@LucyUser-zw2vp
@LucyUser-zw2vp 4 ай бұрын
Fahatsiarova an'ilay zokilahy tsy foinay saingy nandao anay ❤❤❤❤😢😢
@heryghr524
@heryghr524 6 ай бұрын
2024 Veloma madinidinika i Lemena , Masina fatempatenana i Lemena.
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 6 ай бұрын
2024- Tena tsara ee
@AritianaRandrianantenaina
@AritianaRandrianantenaina 7 ай бұрын
Mbola tsy lany hamamiana
@fenosoarakoto336
@fenosoarakoto336 10 ай бұрын
tantara tena marina ve io tantaran'i Lemena io eh..otran oe bandy avy any manakara hono izy ?
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 Жыл бұрын
2023 Rendrika tsy tazana... indriisy😢
@nivoandrianasolo4114
@nivoandrianasolo4114 Жыл бұрын
Top ❤❤❤❤
@vololonirinarabarinarivo5413
@vololonirinarabarinarivo5413 Жыл бұрын
Indray takariva sembatsemban-drahona, Teroa ambinan’Itsilazaina ilay falehako Ny lakan-kely iray natopatopan’ny alona, Nikarenjy tanivon-drano tomorin’ny oram-baratra, Nanezakezaka ny hamonjy tora-pasika. Nalefako teny an-tanana ny fijeriko, Indreo eo ny mpianakavy e sasa-miandry amorom-pasika Ny vely lamako injao manakoako, Fa ho avy hono i Lemena ô! hitondra trondro vaoavao, Rahoviana ihany lahy no hiverina i Lemena. Naveriko teny anivon-drano ny fijeriko, Indry eny i Lemena, Lemena sy ny lakany, Natsipitsipin’ny onja ka naniditsidina, Nony farany nilentika e rendrika tsy tazana, Nantsoina ka dobok’onja no nanoina. Mba nanao ahoana ny tao an-tanana, Indreo eo ny mpianakavy mbola miandry amorom-pasika Ny vely lamako injao mbola manako, Fa i Lemena kosa e efa lasa nialoha lalana, Veloma madinidinika i Lemena , Masina fatempatenana i Lemena.
@tonamamy3435
@tonamamy3435 Жыл бұрын
Tsara ❤
@naval-os9fd
@naval-os9fd Жыл бұрын
Flo mahanjaga
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel Жыл бұрын
Tena sarin'ny fiainana izany Kaloin'i Fanihy izany !! tena mandona Fanahy!!
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 Жыл бұрын
Ndriii. 2023 mbola mihaino fona ❤
@ramanantsarabernard1801
@ramanantsarabernard1801 2 жыл бұрын
ela nitadiavako an ty fa hitako iany ,
@marionrobson4219
@marionrobson4219 2 жыл бұрын
Tsara be sy mampanembona ery izany hira izany
@rakotonandrasanaannefranci3065
@rakotonandrasanaannefranci3065 2 жыл бұрын
Histoire vécue, tu me manques Papa
@sehenoninin413
@sehenoninin413 2 жыл бұрын
2022 mbola mihaino foana. Any izay Madagasikarako izay
@sandrinaernestinerazafiari5033
@sandrinaernestinerazafiari5033 3 жыл бұрын
Zany ny hiranay sy Dada
@sandaniainaanjara3996
@sandaniainaanjara3996 3 жыл бұрын
rip lemena
@toavinaraoeliarison6460
@toavinaraoeliarison6460 3 жыл бұрын
Manina ny any antanana
@sandratrarandriamanana7348
@sandratrarandriamanana7348 3 жыл бұрын
Aout 2021
@sedranirinaonitriniainaeri3763
@sedranirinaonitriniainaeri3763 3 жыл бұрын
mafinaritra e
@fanevalalainarzk2863
@fanevalalainarzk2863 3 жыл бұрын
Juin 2021 mbola eto foana mihaino.
@valerienkevinmahaiavy5640
@valerienkevinmahaiavy5640 3 жыл бұрын
Sarotra ny hamafa anzan eo @ tontolony kanto malagasy ..
@lantoramanantsoa9345
@lantoramanantsoa9345 3 жыл бұрын
Hira tena tian mamako🥲🥲
@andriantsirajeanfredy1751
@andriantsirajeanfredy1751 3 жыл бұрын
Zany no tena hira malagasy afaka mitety vanim-potoana, aza avela ho faty ny hira tahaka itony ho izay manan-talenta fa vakoka lehibe ho an'ny taranaka any aoriana. Tena tsara amin'ny lafiny rehetra. Misaotra an'Ifanihy. Janvier 2021.
@ninieninie2368
@ninieninie2368 4 жыл бұрын
Nostalgie ! 2020 mbola mankafy
@doxiebotella896
@doxiebotella896 4 жыл бұрын
Décembre 2020 mbola mamiko hatrany
@ratiarijaonamoelisoamalala7890
@ratiarijaonamoelisoamalala7890 4 жыл бұрын
Décembre 20
@andryhelios4805
@andryhelios4805 4 жыл бұрын
Ahatsiarovana anlay Bandy akama mitovitovy cas @Lemena
@razanakolonanyando4624
@razanakolonanyando4624 4 жыл бұрын
2020
@yvesaurelien6131
@yvesaurelien6131 4 жыл бұрын
Juin 2020
@anahrazafy9699
@anahrazafy9699 4 жыл бұрын
Tiako 👄
@tsalamarafaralahy8292
@tsalamarafaralahy8292 4 жыл бұрын
Confinement,,mercie ifanihy!!Le mena
@fanirisoarkt2728
@fanirisoarkt2728 4 жыл бұрын
2020...avril...tiko😍😍😍😍😍
@candicehery9221
@candicehery9221 4 жыл бұрын
mars 2O2O😍
@dahtooyary1641
@dahtooyary1641 4 жыл бұрын
24/01/2020 Tiako foana
@fifalianamanantenafiainana8586
@fifalianamanantenafiainana8586 4 жыл бұрын
2020 I like this song!
@estellemadagascar3173
@estellemadagascar3173 5 жыл бұрын
😢😢😢...te ody e...
@fanomezantsoamiaratinarand4404
@fanomezantsoamiaratinarand4404 5 жыл бұрын
Novembre 2019 mbl mankafy. Te ody😢😢
@heritinatsilavo7305
@heritinatsilavo7305 5 жыл бұрын
Octobre 2019 mbola mankafy aty an-tany lavitra
@lucienepiphane3875
@lucienepiphane3875 5 жыл бұрын
Izany no tenavazo e
@zufaralahy7587
@zufaralahy7587 5 жыл бұрын
Iza no mianino 2019
@fanirymaholison942
@fanirymaholison942 5 жыл бұрын
2019
@yvonroberto6035
@yvonroberto6035 5 жыл бұрын
juin 2019.👍
@dinanandrianinaRakotoarimanana
@dinanandrianinaRakotoarimanana 5 жыл бұрын
mampalaelo le tantara,tsara le hira
@hobinandrianinarazafimanan5506
@hobinandrianinarazafimanan5506 6 жыл бұрын
Piment café.... Mlay be mjer ny cabaret anzareo... Ra Maitre a
@bijouxrafetiarisoa6603
@bijouxrafetiarisoa6603 5 жыл бұрын
Ndriii!!! Za koa ary ato manembona kely!!! 😍😍😍
@tsiriniainaemmanuel7410
@tsiriniainaemmanuel7410 6 жыл бұрын
mampanembomembona ny fahiny mints lay ira, indridra fa le any tany lavitra