Satry foana ihaino izany feo manga sy ny tonokira mitory fitiavana, misaotra Cludegeorges
@GilberteRandriamahavorisoa10 күн бұрын
Kanto e
@paulinetsiky623813 күн бұрын
2025 isika zao an
@paulinetsiky623813 күн бұрын
2025 isika zao an
@fabiennebaudoux84715 күн бұрын
Tres dur a vivre 😢
@marcandryrafalimanana924018 күн бұрын
Tsara loatra 😢❤
@JeanberthetRakotoarisôa-m6y18 күн бұрын
Tzara
@NatanaelaRavelojaona18 күн бұрын
Fin 2024, 31 decembre
@NatanaelaRavelojaona18 күн бұрын
Fin 2024 31 decembre
@WillerNantenainaHeryjean21 күн бұрын
Mbola mahafinaritra alo weeee🎄🎄🎄🎄🎄🎄🎄
@elianeleguerneve764722 күн бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@elianeleguerneve764722 күн бұрын
J'adore Herbert léonard
@DouzetMarieClaire27 күн бұрын
😢
@tianaramiandrisoa994629 күн бұрын
mahatsiaro ny faha zazako aho miaotra an'i Clude Georges
@tianaramiandrisoa994629 күн бұрын
misaotra azafady
@bodovohiranaandriamasinoro4604Ай бұрын
Akipy ny maso fa hita ao ihany....
@tantelyrabekoto9233Ай бұрын
Tiako ity hira ity. Fahatsiarovana be
@DoretteClaraАй бұрын
❤
@jimrajaoАй бұрын
Antananarivo fahiny sy ny Théâtre Malagasy. Tsy adino fa ao am-po.Mirary soa ireo taranany mbola manohy
@sahondrarey-vignau2071Ай бұрын
Hatsiarovako an' izay neny malalako zay 💔😢
@judithrabemanana6122Ай бұрын
Mandria ampiadanana Dadafara Jeannot (Risy)😢😢😢
@avotraniaina1838Ай бұрын
Mionona f’aza mba misaina akory Izay fiainana efa vita. Raha toa, raha toa manorisory, Miondreha, hodio tsy hita. Aoka anefa ho fantatrao fa ny eto Dia mandalo sady tsy ilaozan-tsento, Ka ny hany azonao atao, mionona ihany, Fa izay no fiainana eto an-tany.
@miarynampoinarasoanaivo6647Ай бұрын
Novembre 2024
@andriamalalatommy994Ай бұрын
Tiako loatra ny hirantsika malagasy eee
@elisajaobelina2727Ай бұрын
Azalay atsarana hira ❤❤❤
@NevAda-k5o2 ай бұрын
Mahatsiaro ireo dada be sy neny be misaotra betsaka ❤❤❤❤
@TefyRakotonirinaNelson2 ай бұрын
Mahakenda ahy le hira, malahelo aho
@hubertrandrianaivo96532 ай бұрын
tiako ity hira ity a
@UrsullaRamanantsoa2 ай бұрын
Tsara lotra eeee
@UrsullaRamanantsoa2 ай бұрын
Tononkira lafatra lotra
@SERVICEALTO-zr7zn2 ай бұрын
Isaky ny misy hira,......manonona fivavahana, fivavahana !
@SoarilantoRAKOTOSONHARSON2 ай бұрын
Tsara loatra
@JosianeAndriamampiandra2 ай бұрын
Tiko loatra ❤❤❤❤
@ramboloarisoalalao69292 ай бұрын
Salomon était aussi dans le groupe de Naly Rakotofiringa. Merci à lui d'interpréter ce chant de Ludger Andrianjaka. - ( Nb: Il interprétait "Vavaka" lors du décès de Ludger Andrianjaka au tombeau familial le 2 Novembre 2003 il me semble.
@mobileplus52432 ай бұрын
eeeee any zoky TSININDIHY zay .mahatsiaro re mirary soa ho anao lahy ❤❤❤❤❤❤
@randriatahinavonjiniainadi74053 ай бұрын
Octobre 2024 ♥
@maminiainaolivierrasoanaiv35853 ай бұрын
Indrisy mantsy ry Gasikara ko🥹
@ezrajeanmichelearimalala3 ай бұрын
Rotika tanteraka izy ity
@claudiaranaivoson69813 ай бұрын
TONONY Iny volana iny, tazanay manarangarana eo Itambaram-betsovetso, afaliana sy tomany Volana mitranga eo ambaravarakelinay Tsy tafana fifaliana fa mamo ny fahoriana Iny volana iny tazanay manarangarana eo Itambaram-betsovetso, afaliana sy tomany Volana mitranga eo ambaravarakelinay Tsy tafana fifaliana fa mamo ny fahoriana Any ho any anefa izao rehetra izao mahita anao e Volana ô lazao, lazao fa ny eto mitalao Efa ampy izay, ilaozy ny varavaranay Avelao ho maizina eto ny torimasokelinay Any ho any anefa izao rehetra izao mahita anao e Volana ô lazao, lazao fa ny eto mitalaho Efa ampy izay, ilaozy ny varavaranay Avelao ho maizina eto ny torimasokelinay
@974LTC3 ай бұрын
❤❤
@jimrajao3 ай бұрын
Hira Théâtre fahiny. Izany no Iarivo maminay taloha ka hatramin'izao. Misaotra an' Andriamanitra mbola misy mpandimby ao amin'ity Tropy ity.❤
@razanakotodidier89853 ай бұрын
❤🎉
@Voahangy244 ай бұрын
Fahatsiarovana ny "Tana in Love"1 💓
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli4 ай бұрын
Fitiavana ihany ❤❤❤
@olgarasanjimanana63984 ай бұрын
Merci je suis mere et grand mere mais je pense toujours a ma mere il ne reste que de souvenir merci