Vavan'olo malay lie Io Black Nadia tsy raha velomy drozy iha Io tsy raha mangataky amindrozy engao rozy hivavava avao
@cynthianomenjanahary3462 ай бұрын
Tsy manaja tena ty
@gabinazyraga25452 ай бұрын
Ny artiste olombelona hotrany rehetra fa tsy Pasteur n'a Andriamanitra, aoka hitorabato azy voalohany izay tsy nanota taminareo.ry olombelona ,aza mitsara fa mbola hotsaraina .ianareo hoy jesosy mitsara araka n'y fitsaranolombelona fa zaho kosa tsy mitsara n'a iza n'a iza. Ka raha vo tsy mikasika anareo n'y ataony sasany aza mitsara fa mbola ho tsaraina. Ka refa mamaly izy de mi se sentir victime amizay n'y jiosy,manaja ahy amin molony hoy Jesosy fa ny fony lavitra ahy .raha mbola mandia tany tsy maintsy misy tsiny ,raha vo miloloa lanitra tsy maintsy lena. Ze niteny azy no coupable fa izy mamaly amin maha olombelona azy.mila manana justement juste fa tsy ny hafa ihany no ratsy fa ny nanao ze tiany atao tsy ratsy. Tsy tsangambato n'y Ralaimboko kosa izy fa ny tsangambatoni Ralaimongo Antananarivo ao no azo atao amin ze tiavana hanaovana azy.mangery n'y voro andohany lohany eo de tsy misy olana mamany n'y alika amin tombony eo tsy misy olana mamany n'y olo akaikiny eo tsy misy olana ,fa Black kosa olona tsy tsangabato fa manana fo mitempo sy ny valeur n'y ary ny fitiavany n'y zanany. Ka mila mahatsapa tena aloha n'y olona miteny reny hoe inona n'y ratsy nataony Black azy vo miteny, si non refa voaompa eto vo mi papa papa ho victime.nefa izay olona zay no coupable nizao situation zao.fa raha tsy nisy niteny de tsy nisy ty vidéo ty. Hevitro fotsiny io fa tsy mi jugé niza niza zaho .
@bernardGrillet2 ай бұрын
✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️
@bernardGrillet2 ай бұрын
ETO VO ITAKO MAHA BLACK NADIA MA CHÉRIE EH ,JE T'AI CONNUE EN TANT QU'UNE BATTANTE,VAS Y MA CHÉRIE BONNE CHÉRIKOU,ZA TOMPON'I BUGGY 1000RZR INY LY CHÉRIKOU JE T'AIME
@nafissaravel19632 ай бұрын
Iza le zanahary asenao mitahy olo io?☹️
@nafissaravel19632 ай бұрын
Ary vulgaire be kay le madama ty!!!😮😮
@AngolainAngolain-tg4gg2 ай бұрын
😢😢😢
@EstelEstel-gl1jf2 ай бұрын
Fitahanao Kosa ny vahoaka Buzz😂😂
@gabinazyraga25452 ай бұрын
Ianao miteny fitaka io mihintsy no mpamitaka olona.,mitsangana anao devant n'y miroir, de alao n'y taimasonao de maka koa n'y sarinao anaty miroir ao,ka anao mahita fa namitaka vahoaka izy amin buzz, anao mihintsy no mpamitaka hotrizay satria zavatra anao ao zay no hitanao aminy.aza matoky n'y fihevitrao ,fa ny marina tsy any aminao fa aminy any de raha zaho anao tsy miteny. Ka n'a buzz n'a tsy buzz zay no fonctionnement n'y de n'y anao koa ataovy n'y stratégie nao hivelomanao.tsy hitanao reo mpanao politique mamitaka vahoka mivandravandra reo?n'y artiste ntsy mpanao politique fa manana choix n'y mankafy n'y artiste fa tsy obligé n'y vahoaka hitia sy hihaino azy. Mba avadibadiho impito n'y lela vo miteny ary mila ampahendrena fa tsy miteny ze tiana ho tenenina fa manala baraka tena fotsiny ary manimba ny esprit n'y sasany fotsiny nareo.ataovy ze hahasoa n'y fiainanareo fa aza lany ronindoha amin hafa .zaho zao manoro hevitra fa tsy mi jugé. Vakio n'y ezechiel 33 :8,9
Mampoum b ko ianao ndana kia mande psychiatre alo a
@ramelinalova46972 ай бұрын
😂😂😅😅😅😅
@Hugopetit-w3e2 ай бұрын
fa iza mo no mamoaka ny fiainanao eo @ FB tsy ianao iany? ko oe aza mihiditra @ fianaiko , ary ny olona forcénao hitia anao? vehivahy lehibe marary sainasy maivandoha
@JeanChrieBezaka2 ай бұрын
Zay mangina volamena black an
@norbertine36882 ай бұрын
Bol.malalak en amin 18 e
@ZafindraravolaZafiny2 ай бұрын
Marina gnanao black que , Zaho manohana anao drako.
fa tsy enao ihan ve no nitantara ny atsanga tsy amanorona teto @ fb e? de gaga enao @ ty fomba firesakao black!! tena mba mieritrereta
@ElisaTOM-l9h2 ай бұрын
Sady efa tsy manaja olona no mbola tsy manaja tena. Rehefa tsy tia anao ny olona dia mahaiza mangina fa tsy mitovy ny fomba fijery. Maharikoriko
@chantalhibon67192 ай бұрын
Izy koa nagina anao tsy ra hotrany zao.c toi qui parle de ta vie ici qu il faut pas faire
@chantalhibon67192 ай бұрын
Inonq anefa nanaovana aniny video iny 😢 faut pas pour eviter tous cela
@caesarweerasekara97192 ай бұрын
Ra nilamigna anao tsi mitabataba ee Ary tsi votery hamaly anao fa ny marigna tsi mba maty eee tsi voatery oe marigna na diso nenao
@papathirisha75462 ай бұрын
Mananja aki tena anao nge mitady problem ho anao sy arety po hoanao zao vokatriny laingany
@FaraharisoaZoubeidah2 ай бұрын
😂😂😂aia moa ranomsom-boay iny ee!!mbo be vavakoa anao fa anao tsy hiaky ny fadisonao!!anao ndro midelira fa mavozo maty laza ,anao no nampiditra vadinao sy zanakanao tato fa tsis olo afa!!!tokony izaka ny sazy anao fa aza be vava!!mavozo ho maty laza angah😮😂😂😂😂😂
@andriamalyaimeejacqueline40622 ай бұрын
Tsy mahay mandray zavatra tenenina ny mpanao fb Ny olona mivise azy sy miteny2 azy no opainy😅😂 Mahaiza mandray ny voalaza ný olona fa zay mahatonga ny rehetra manao filaza dìso
@OnjaFitia2 ай бұрын
Anao madame tena diso complexe loatra a!ef diso manenijaka anao loatra ny ratsy ataonao !amiko mazava tsara ny ten ny sipanao fa nisarka enao !diso menatra loatra enao satri ef ni werawera vadiko a!vadiko !mba mandiny madame de zai mb ahasoa le 3 pere 3 fils jerena fa mampalahelo ny ankizy mizak ny adalanao anaty fb😢
@suzannerasoa65572 ай бұрын
😮😮😮😂😂😂😂😂
@lalarafalinjatovoson16972 ай бұрын
Pffff.... enao iany nge no mijinja anle zavatra asehonao public e. Public zay efa hainao tsara ny toetrany. Zahay zao mihaino sy manaraka eny fotsiny...fa nanoratra anty coms kely ty iany moa zany androany😂
@NirinaRazafindranoro2 ай бұрын
Vehivavy lehibe tsy mahay manaja tena eh miboridana anaty fb! Ianao no te hitantara ny fiainanao sur fb fa nga nisy nanontany? Manalabaratena
@SalohyRAKOTOARIBAKO2 ай бұрын
aiza ny censure - ny ministeran ny kolontsaina am zao,
@AndreaPacellie2 ай бұрын
Ambarao mazava tsara black Nadia fialonana no Tena be reniny zany no atoa malagasy raha tsy fantatrao reniny be fialonana Courage anao ❤
@zadora31332 ай бұрын
Courrage ma belle
@MafredwolfArthur2 ай бұрын
Il faut Boycotter cette artiste 😢😢
@ArletteVolatiana2 ай бұрын
Mitezera fa aza manonta Madame a!Manjary hidirany devoly fahatany eo anao.❤
@vaonasolobernadetteflorenc73132 ай бұрын
Afaka tezitra madame an fa aza miteny ratsy fotsiny mba anajanao anao fa rehefa miteny ratsy dia tena lasa olona tss dikany izany ianao an. Aza kivy fa ny lalanao tohizana
@sharafhamidi95432 ай бұрын
Tena miaro anao aho sady manohana anao Black Nadia! Dra fahian'olo tsy misy raha atao io sady mialo olo tafita! Au top anao Black, ento avo ny talentanao!! Samby zanaky Farady tsika!
@Fatouma-u3p2 ай бұрын
aza miady havelao fona reo éééé manejika farany ho reraka la jalousie maro tsy fijaliany rano sy jiro ao aminy tanana no mampihasa loha reo fa fihainany Black Nadia no mampihasa loha reo ,mafy raha mahazo anao fa tsy reo no manefa hofa trano nao tsy reo mampihina zanaka nao avelao fona reo avancé fona anao zahay mankatiha anao zahay eo fona bonne continuations il faut la force 💪 💪💪 💪 ❤❤❤❤laisser parler des gens on sans fou
@haja99232 ай бұрын
Engaho reo li hivola mbo vory hihi ,neny mpanaraty baka afara avao neny ❤
@LauraJasmine-k2b2 ай бұрын
Nareo manao toliara meilleur zao lahy 😂!!!artiste zao lahy eeeeeh kkkkk😂😂
@Julia-k9i3d2 ай бұрын
Renareo mila azy io zay, fe, iha ly Black tianay fe zahay tsy mahavita alinareo zao, tsy hitanao va olo maro mijaly maro io , zaza tsy mahita ho hany tsy mandeha ampianarana ? Any tany misy guerre tena mampalahelo? Ty hainay avao mamorona hira iha le zahay mankafý, tianay hiranao, ty ilanay Black tsy maka laguy de vita , fa na maro ty manaraty anao tsy ahoanay ino zao, ndre iha koa tsy faly ka mamaly tsy ahoanay ino iaby zao, zahay mila hira handrotsirotsy, hisindrahanay de vita, fiaina toy mila raha hampifaly avao de point fa tsy La guerre fa arakaraky iha be famalia reraky koa zahay, aleo iha tsy maka laguy tianay maré biby, conseil ly ty ahy ma soeur
@Julia-k9i3d2 ай бұрын
Mahay anareo Black io nareo malay azy io ataonareo hanao akory i ao, fe angalangalao koa ly mamany eee! ka atao mare fa mapiakatry, tension ty tsy manantsiny, fiaina toy fa hainao fa fentreantena avao ro mampandresy, ty tea anao ro iasao loha
@RasoavelonirinaBaozenith2 ай бұрын
Tsy mahagaga raha simba ny tanora ankehitriny ko tony ve no atao oe artiste atao fitaratra
@Grace732782 ай бұрын
😃😃😃
@mariatecher80892 ай бұрын
Misy raha la terre
@emmaemma19945 ай бұрын
Tsara loatra hira zn ❤❤ tenga maringay🥺😥
@richardmounavaraly24575 ай бұрын
AZA MATOKY OLO KÔLA ! NA NY VOLON-DOHANY AZA NILEFA AN'ANJY
@richardmounavaraly24575 ай бұрын
MANKASITRAKA MONSIEUR LE DÉPUTÉ ! ... FÉLICITATIONS !!!
@ToniTsidiso5 ай бұрын
Mankasitraka hoan'i chefo sady mandihy no miasa 👏👏👏👏👏