Mage 4 Ianao no fahazavana.flv
13 жыл бұрын
Mage 4 Na dia maizina
14 жыл бұрын
Mage 4-Aza itserana
14 жыл бұрын
Mage4  Tsy hitanao ny aleha
14 жыл бұрын
Mage 4-Adalam-pitia
14 жыл бұрын
Пікірлер
@OniavoRAHARISOANIRINA
@OniavoRAHARISOANIRINA 9 күн бұрын
Tsy hitanao ny haleha Tonga handona ahy ianao Mitady hamerina ny lasa Hiainana indray Tomany ianao vao mahatsiahy Marary izay vao sahy Hilaza mbola tia Raha tsapanao mba mamy ilay fitia Nandena ny endriko hatrizay Nahoana ianao nandao *** Refrain *** Hay ve ianao mety ho resy ihany Fa nihevitra anao tsy ho tia Hay ianao hiverina ho aty Hiteny ahy ny hoe : Maizina ny lalana ka avia Ndeha hitantana ahy indray tsy ho very Tsisy hampangina eo Ka aza itomanianao intsony Izaho raha nitomany Tsy mba nampiononinao Aza tanana ela intsony aho fa Mba maika toy ilay ianao Tsy nety hiverina iny Efa lavitra aho Ka tsy hiverin-dalana aho satria Sasa-miandry ahy Ilay tiako any…
@andriamihaingoandry50
@andriamihaingoandry50 13 күн бұрын
Mampanembona an'Ambohitrimanjaka sy ny fiainana taloha.
@TahinaGérardANDRIAMIHAJA
@TahinaGérardANDRIAMIHAJA Ай бұрын
2024 toujours present
@chantalrakotomanana136
@chantalrakotomanana136 2 ай бұрын
Aiza i Hélian zao ? fan voalohany tonga tao Ankadifotsy za, nomena carte taminzany, tsy tadidiko tsara ny année fa mety à partir 1993. De coucou ho an'ilay zandrinareo nitondra 4x4 nandehandeha tany ivato
@chantalrakotomanana136
@chantalrakotomanana136 2 ай бұрын
Aiza i Hélian zao ? fan voalohany tonga tao Ankadifotsy za, nomena carte taminzany, tsy tadidiko tsara ny année fa mety à partir 1993. De coucou ho an'ilay zandrinareo nitondra 4x4 nandehandeha tany ivato
@HarenasoasilakyNyAinaRaveloari
@HarenasoasilakyNyAinaRaveloari 5 ай бұрын
Ilay hira tiako indrindra ❤
@onjarazafindrakotoo
@onjarazafindrakotoo 5 ай бұрын
2024 : ity no version tsara indrindra an'ity hira ity.
@andriamihajacathucia2984
@andriamihajacathucia2984 4 ай бұрын
Tena izany mihitsy
@onjarazafindrakotoo
@onjarazafindrakotoo 5 ай бұрын
🤍
@HoseaMario-uj8ed
@HoseaMario-uj8ed 5 ай бұрын
2024 tsika
@salamasolofo
@salamasolofo 8 ай бұрын
Hafa avao ny taloha
@akangamanga
@akangamanga 3 ай бұрын
Tsara daholo fa ilay feo taloha no nahazatra ny sofinao
@hermanandriasamizaka9272
@hermanandriasamizaka9272 9 ай бұрын
Tadidiko ity clip ity tamin'ny 2002, fahatsiarovana be
@SoloherinirinaPrincia-gj6wb
@SoloherinirinaPrincia-gj6wb 9 ай бұрын
2024 mbola mihaino oh😊
@fehizorofitahianadeyrus7232
@fehizorofitahianadeyrus7232 11 ай бұрын
izay aho vo nahalala fa hira efa ela kay ito...
@stephannsrak4376
@stephannsrak4376 Жыл бұрын
❤ milay nama le version taloha.. hafa foana mihaino
@chantaldupuis4002
@chantaldupuis4002 Жыл бұрын
Na ny tonony na feo avy dia mitondra ahy amin'ny tontolo hafa mihitsy. Mankasitraka nizara
@franciscaraharimalala-ne1vb
@franciscaraharimalala-ne1vb Жыл бұрын
❤ je l'adore ❤
@franciscaraharimalala-ne1vb
@franciscaraharimalala-ne1vb Жыл бұрын
Tsara e
@eliehobinirina5702
@eliehobinirina5702 Жыл бұрын
21 ans aty aoriana, mbola mankafy foana
@mimi7248
@mimi7248 Жыл бұрын
❤❤❤❤❤merci beaucoup mandona fo 😊
@tsiryherynyainapapy750
@tsiryherynyainapapy750 Жыл бұрын
mbôla tanora letsy lisany t@ zany lewazahhh. Milay fôna eeee
@josianeharrivel3845
@josianeharrivel3845 2 жыл бұрын
Ndry zany tokoa tsara feo ny mpihira!
@mariachristinerazafitiana121
@mariachristinerazafitiana121 2 жыл бұрын
Tiko loatra 🥰❤️
@lovasoaandrianarijaona7139
@lovasoaandrianarijaona7139 2 жыл бұрын
Ndriiii .. ohatran malahelo zn ah
@denisrasendranirina8726
@denisrasendranirina8726 2 жыл бұрын
efa tsara ny tarika Mage 4 taloha fa niampy an'i Ken vao miha lafatra
@fanevanirinarantoarivony9480
@fanevanirinarantoarivony9480 3 жыл бұрын
❤️
@johbee
@johbee 3 жыл бұрын
2021🤩
@herilantoelyseandriamifidi9150
@herilantoelyseandriamifidi9150 3 жыл бұрын
Ankatso... feno tsiaro....
@anjatahiana8103
@anjatahiana8103 4 жыл бұрын
❤️💗
@razakanirinahamison239
@razakanirinahamison239 4 жыл бұрын
Milay eh
@harrykohnenmergen3813
@harrykohnenmergen3813 4 жыл бұрын
Tiko be ❤❤❤
@titemimf9342
@titemimf9342 4 жыл бұрын
hafa ihany ny d'origine e
@razanajatoihary294
@razanajatoihary294 5 жыл бұрын
Kanto loatra e
@oi-bj2cc
@oi-bj2cc 5 жыл бұрын
hafa ihany ny mge4 taloha
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤
@kanahmpivahiny2968
@kanahmpivahiny2968 5 жыл бұрын
Ao tsara e! Pao-tsatroka kely ho an''ny mpanmorona tsy haiko hoe iza fa misaotra e!
@MsSambatra
@MsSambatra 5 жыл бұрын
Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao noeferiko ilay hany hasambarako
@elinahtasminah1021
@elinahtasminah1021 5 жыл бұрын
Mafnartr eeee💕💕💕💕💖💖💖
@mihalydomoinatianarandrian4382
@mihalydomoinatianarandrian4382 5 жыл бұрын
tsara be ity hira ity
@generationrock3901
@generationrock3901 5 жыл бұрын
Tins + lita + clavier + guitare sisa ancien
@VR-ih4qt
@VR-ih4qt 5 жыл бұрын
Elysé
@joseraza8597
@joseraza8597 5 жыл бұрын
Hafa ihany hoa ny taloha
@rakotosonelliot3452
@rakotosonelliot3452 5 жыл бұрын
mba tokony havaozina ihany koa ilay hoe ilay hira hoe ilay Sary iny o
@yrehonef
@yrehonef 5 жыл бұрын
Hay ve ianao maitresse Annie!!!
@daddyralefomanana4794
@daddyralefomanana4794 5 жыл бұрын
fa mievitra ana jodi
@randriambololonarova5641
@randriambololonarova5641 6 жыл бұрын
be inspiration be ny olona taloha
@rakotosonelliot3452
@rakotosonelliot3452 6 жыл бұрын
hahatsiarovako olona iray izay, milay be
@razafimandimbysitrakamalal5422
@razafimandimbysitrakamalal5422 6 жыл бұрын
Mahafinaritra ilay taloha. Fa ny amin'izao no tsara ka.
@mariedorothee6507
@mariedorothee6507 6 жыл бұрын
tonga teto ianao nilaza fa,,,,,tsara be!!!! <=>Tsy sahy❤❤❤
@manoutiana1890
@manoutiana1890 6 жыл бұрын
Hafa ihany Mage4 taloha....tiako be.. Lasany mintsy ny sentimaka❤❤❤
@rakotosonelliot3452
@rakotosonelliot3452 6 жыл бұрын
marina zany e
@elietsitohaina2818
@elietsitohaina2818 6 жыл бұрын
2018
@randriambololonarova5641
@randriambololonarova5641 6 жыл бұрын
tena be aingam-panahy be ny taloha!tena tsara