01 Arahaba tsivakivolo
3:25
3 жыл бұрын
02 Ny akanga sisa nanamborana
3:20
3 жыл бұрын
03 Vetson'ny kamboty
3:21
3 жыл бұрын
04 SATRIKO
3:33
3 жыл бұрын
05 Iarivo tiana
2:41
3 жыл бұрын
09 IANAO
2:34
3 жыл бұрын
10 Vazon'ny lavitra
3:41
3 жыл бұрын
17 TSY MATY
2:56
3 жыл бұрын
18 Mba rano anie aho ka rano
2:52
3 жыл бұрын
19 TAFASIRY
2:47
3 жыл бұрын
20 EMBONA
4:03
3 жыл бұрын
21 INDRAY ANDRO ANY
3:18
3 жыл бұрын
23 Sompatra
12:46
3 жыл бұрын
24 Mandra-pihaona
2:11
3 жыл бұрын
25 Dia veloma Ikaky sy Ineny
7:12
3 жыл бұрын
Maty ilay masoandro
3:09
3 жыл бұрын
15 Misy tonga tsy nantsoina
2:37
3 жыл бұрын
13 Iarivoko any ho any
3:31
3 жыл бұрын
12 BAKO
4:17
3 жыл бұрын
11 Tsy lainga
2:44
3 жыл бұрын
Ry fasa mahery
3:14
8 жыл бұрын
Vonimboahirana
3:02
8 жыл бұрын
Eto ry Lala Nomena Voara Malalasoa
3:29
Пікірлер
@VoahanginirinaRajonhson
@VoahanginirinaRajonhson 21 күн бұрын
Misaotra Tompoko Tsara i❤
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q 22 күн бұрын
Tsara ny kanto Malagasy❤
@sylviarakotovao5937
@sylviarakotovao5937 Ай бұрын
Arahaba tokoa (version Filadelfia ) Arahaba tokoa Ry havan drehetra Fa Samy notahiana Mifankahita tava eto indray Matoa tafahoana indray isika rehetra Ny Tompo tena tia No he mampiray Ny fanirian’ny fo miray Ho tanteraka androany Indreto zahay o Filadelfia ( Ndreto zay Filadelfia) Tsy misompatra, tsy azo sarahina ( Tsy misompatra ary tsy azo sarahina) Roy e, eny Roy e ( mierînerina eo an tampon’i Meaux Sady tiana ho hita ary Tsy maintsy topaza -maso) Ndreto izay Filadelfia Tsy misompatra tsy azo sarahina ( Ndreto zay Filadelfia tsy misompatra tsy azo sarahina) Mierinerinerina eo an tampon’i Meaux Tiana ho hita sady topaza-maso ( mierinerina eo an tampon’i Meaux Tiana ho hita sady topaza-maso) Arahaba no voalohan teny rahavana Raha sendra misy hadino manao azafady Fa masoandro be lohataona Ka Tsy mifidy Tsy mifidy olon’arabaîna ry lahy o Arahaba re Roy o Arahaba Arahaba ry havan-drehetra
@poundalee5281
@poundalee5281 Ай бұрын
👏👏👏👏
@salim-gu7pn
@salim-gu7pn Ай бұрын
❤❤❤❤❤
@MiaritraTSIKETA
@MiaritraTSIKETA Ай бұрын
Kanto loatra
@ElyMaury
@ElyMaury Ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompo ❤❤❤❤💯🙏🙏🫶🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@tsiryandrianjafy377
@tsiryandrianjafy377 3 ай бұрын
Tastsambo simon randia
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 3 ай бұрын
Hira taloha tsara fa omeo tanora mihira azy
@feonydemokrasia
@feonydemokrasia 4 ай бұрын
Mahangoly Fanahy!
@rajaoharivonytwavn2886
@rajaoharivonytwavn2886 5 ай бұрын
Izany ka Malagasy.
@tantelyrazafindranaivo
@tantelyrazafindranaivo 5 ай бұрын
Mamy ❤
@jeannoeleracama1709
@jeannoeleracama1709 5 ай бұрын
misaotra betsaka tompoko o. mankasitraka tompoko
@jonraha588
@jonraha588 6 ай бұрын
Kanto e, indrindra hoavy ny fetin' Ineny Alahady zao
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 6 ай бұрын
Kanto tanteraka ôôôô ♥️ Mankasitraka 🇲🇬
@garciazafiarifine
@garciazafiarifine 8 ай бұрын
2024 🎉 Coucou daholo nareo Zay mbola mankafy
@rajaoharivonytwavn2886
@rajaoharivonytwavn2886 5 ай бұрын
Coucou :)
@michelramiandry339
@michelramiandry339 9 ай бұрын
Tsara e!
@mamyrabenasolo8832
@mamyrabenasolo8832 9 ай бұрын
Tsara be! Misaotra indrindra !
@rakotoarisonolgarachelloui5156
@rakotoarisonolgarachelloui5156 9 ай бұрын
🙏
@rakotoarisonolgarachelloui5156
@rakotoarisonolgarachelloui5156 9 ай бұрын
Tsara e! Tena tsara👍
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 9 ай бұрын
Bcp de souvenir❤❤😢😢
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 9 ай бұрын
Merci je penses a ma defunte mère ❤❤❤😢😢😢
@redlandcollectif7638
@redlandcollectif7638 10 ай бұрын
Mankasitraka fa tena Kanto loatra e ❤
@rigobertarsenerafiringason7517
@rigobertarsenerafiringason7517 10 ай бұрын
Bravo Dr Lydie sy n'y namany!...chapeau e!
@tinakely759
@tinakely759 11 ай бұрын
Ry Analamangako , ry Iarivoko , ry Imerina 🇲🇬❤
@bakoandrianisa4196
@bakoandrianisa4196 11 ай бұрын
namborahako
@JymiAl
@JymiAl Жыл бұрын
Ontsa ny fo aty an.tany lavitra mandre ilay hira Thanks for sharing
@manitraandria
@manitraandria Жыл бұрын
Aody ry Anamangako, Ry Iarivoko ry Merina Indreto izahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahiko, Ny toloko sy fisaonana No mbola no mbola no mbola raisiko angatahako iarahabana ity fihaonana Aody ry Anamangako, Ry Iarivoko ry Merina Indreto izahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahako, Ny toloko sy fisaonana No mbola no mbola no mbola raisiko angatahako iarahabana ity fihaonana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resi-tosika ny fiainako Ka nandao anao, nandao anao tsy fidiny Aody aody re hidirako, Ry ankany niantombohana Raisonao, raisonao raisonao ny tononkirako mba ho solompanorohana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resi-tosika ny fiainako Ka nandao anao, nandao anao tsy fidiny Aody aody re hidirako, Ry ankany niantombohana Raisonao, raisonao raisonao ny tononkirako mba ho solompanorohana
@Razafimamonjy-y9n
@Razafimamonjy-y9n Жыл бұрын
Tsara fa makasitraka e❤
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 Жыл бұрын
Tena tsara mihintsy, makasitra e!
@dimbiarimananarambelofiana1801
@dimbiarimananarambelofiana1801 Жыл бұрын
Merci laolo ain
@henrietterasamoely6767
@henrietterasamoely6767 Жыл бұрын
tena tsara sady mampahafantatra ny fomba fiaina tamin'izany fotoana izany !!mankasitraka tompoko
@fara504
@fara504 Жыл бұрын
Hafa ihany ny kalon'ny fahiny ❤mankasitraka ny mpihira 👍
@pierrotrazanajatovo617
@pierrotrazanajatovo617 Жыл бұрын
MISAOTRA E ! 'LAY FIARAHAM-PEO, TIAKO, MANAN-JARA NY SOFINA NOTSIDIHAN'NY FEONAREO MERCI. KANTO
@pierrotrazanajatovo617
@pierrotrazanajatovo617 Жыл бұрын
TSSSSSARRRRA É, HAFA IHANY, MISAOTRA HATRANY, MISAOTRA FOANA, NY ANGOLA -TSIKA, NY GADONA, NY ANGOLA, TSY HANGINA AHO, TENA MBA HARENAKO,, GAGA AHO MBA LAZAIN'NY HAFA MAHAY MIHIRA FA TAKONA AMIKO IZANY MIHOATRA AMINAREO HAVAKO, NOSANDAIKO LAFO REHEFA MBA MIJERY AHO...
@nirinasoamalagasy3972
@nirinasoamalagasy3972 Жыл бұрын
MAhamanin-te hody aty an-tany lavitra aty e! Manga feo
@catherinmarozama
@catherinmarozama Жыл бұрын
Tena tsara😍😘🥰
@hortensemachenaud8093
@hortensemachenaud8093 Жыл бұрын
💕🥰🌷
@julienneraz2711
@julienneraz2711 Жыл бұрын
Tsara!
@monjyandriamiarosoa9576
@monjyandriamiarosoa9576 2 жыл бұрын
Gregory le mar
@oravo3297
@oravo3297 2 жыл бұрын
Raitra
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko, ho ela velona daholo, ho tahiny Jéhovah amen 🙏
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko, ho ela velona daholo sy ho tahiny Jéhovah amen 🙏
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 2 жыл бұрын
Mankasitraka anareo rehetra tompoko, ho ela velona daholo ho tahiny Jéhovah amen 🙏
@renerasolofo4563
@renerasolofo4563 2 жыл бұрын
Tena artista ianao Geba. Mandria am piadanana ary enga anie ka tsy ho avelan'ny tanora ny kalon'ny fahiny. Nahavita ny adidinao ianao teo amin'ny sehatra. Ary namela ny fitiavanao ny hira ho an'ny sasany ho avy any aoriana 100 na 200 taona. MISAOTRA GEBA
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Miara-mamindra, mitositosy n'y vorom-potsy. Mankasitraka nizara 🎤😃
@arianalarazafimbola
@arianalarazafimbola 2 жыл бұрын
Ry Iarivoko, ry Imerina... ❤️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Mahafinaritra :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Mankasitraka 😃🎤
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 2 жыл бұрын
👋😻🐒🤸🩱