Efa elaela no tsy nanao ny vocal-ko tao @ demo ka miala tsiny raha misy indro e....lesona piano moa izy ity fa tsy lesona fihirana ;-) Misy version instrumental fotsiny koa navoaka....Mazotoa!
@aloaloromeo3564Ай бұрын
Tena tsara fa misaotra betsaka, manaona raha tendrena ilay hira manotolo dia avy eo atao ny lesona. Na izany na tsy izany dia tena tsara ilay izy😊
@acousticgasypianoАй бұрын
Tsy misy fisaorana e! Yeah ho asiako demo io fa aza matahotra ianao
@aloaloromeo3564Ай бұрын
Araroriko eto, raha manana requête dia aiza no apetraka?
@acousticgasypianoАй бұрын
@@aloaloromeo3564 apetraho eto e
@tnnp102 ай бұрын
Mankasitraka, mba mangataka any « izaho sy anao » any Kiady tompoko
@aloaloromeo35642 ай бұрын
Misaotra betsaka oh, tena tsara. Sao dia misy an’ny “Fo mifampitady”?
@acousticgasypianoАй бұрын
Salama e - iza ilay mpihira?
@VirginieRatsimandresy2 ай бұрын
Miorena mafy tsara azafady tompoko ?! 🙏
@W.M.Razafitrimo3 ай бұрын
Mankasitraka amin'ny fizaràna. 🙏🙏
@rakotorasoa65803 ай бұрын
Misaotra nizara fahalalàna. Mba mangataka ny hiran'ny Groupe Ni Tiako foana na Hiran'i Eric Tahina sy Poopy le hoe tena namana.
@HerisoaDiary4 ай бұрын
Salama, mety afaka mahazo tuto Si tu veux an'i henri ratsimbazafy ve tompoko? Mercii
@jordyram57284 ай бұрын
Mankasitraka, mba mangataka an'ilay hiran'i Hirah sy Tosy koa raha sitrakao
@acousticgasypiano4 ай бұрын
Ilay “Aleo”?
@merrasoa83274 ай бұрын
Tsara mahafinaritra merci
@HuguesparfaitAndriamialivao5 ай бұрын
Prs 3000 no hianarako ato ,fa ilay olana hoatrany kely be ilay touche octav nefa ne ratsatanako matavy kely dia sahirana be am ilay add9
@acousticgasypiano4 ай бұрын
Mety foana io! Tsy voatery tendrena ny 1 @ tanana droite, dia amin’izay misaraka tsara ny 3-5-2!
@HuguesparfaitAndriamialivao5 ай бұрын
Bonjour ramose , mahafinaritra Misaotra tompoko
@HuguesparfaitAndriamialivao5 ай бұрын
Misaotra tompoko ramose a
@HuguesparfaitAndriamialivao5 ай бұрын
Misaotra tompoko
@sitrakarazakarivony78985 ай бұрын
Merci tena tsara, afaka ampianarinao ve ilay Omeo azy hirain'i Rija Ramanantoanina iny azafady?
@acousticgasypiano5 ай бұрын
Salama e! Mbola mila hianarana!!
@andorandriambololona5 ай бұрын
mankasitraka eh
@andorandriambololona5 ай бұрын
mankasitraka eh, miandry ilay tuto sisa ☺
@razakarivonynjaka48585 ай бұрын
tsara
@acousticgasypiano5 ай бұрын
Misaotra e!
@ralijaonatianaa5 ай бұрын
Misaotra betsaka! Ary ilay Tia Tokoa an'i Tovo J'Hay ihany koa ve mba afaka hanaovana lesona?
@acousticgasypiano5 ай бұрын
Salama e - mety mbola ho avy!!
@JessicoJungle-vk4bc5 ай бұрын
Merci e 👍
@VoahangyRakotoseheno5 ай бұрын
Milay bé le izy 🎉🎉🎉🎉❤️❤️❤️❤️❤️
@romainratsimbazafy28756 ай бұрын
Miarahaba, mahafinaritra ny manaraka ny fampianarana dia mankasitraka eh! Fa mba mangataka tuto an'ilay hiran'i Bessa & Bodo "Isaoranay". Misaotra mialoha.
@TanjonaNirinjakatsara6 ай бұрын
mba mangataka ilay Fanja Andriamanantena Taratasy ho anao iny ra maitre aa
@texrand75656 ай бұрын
Merci
@tolojanaharymaminiaina26327 ай бұрын
Mankasitraka zoky !!
@rasolomaladrw15058 ай бұрын
mankasitraka tompoko
@RafahateloJeanPierre8 ай бұрын
Merci beaucoup, c'est très intéressant !
@acousticgasypiano8 ай бұрын
De rien…zarazarao e
@hermra67275 күн бұрын
Cours vazaha no nianarako. Fa ny anal ramose tena flou. Direct be aho miteny fa tsy pedagogue mihintsy enao. 2 mois aho dia nahay nitendry piano. Fa ny anao na erintaona aza mbola flou
@sarobidygabriel50009 ай бұрын
Misaotra betsaka hatrany
@acousticgasypiano9 ай бұрын
Mazotoa e!
@texrand75659 ай бұрын
Miarahaba, afak mb alatsak eto ve le hiran Bodo Hisaoranay azfd, mankasitraka tompoko
@kantonjarasoapatrickrakoto7909 ай бұрын
Mankasitraka 😊
@acousticgasypiano9 ай бұрын
Zarazarao @ namana e! Mazotoa mitendry!
@aloaloromeo35649 ай бұрын
Tena lalina tsara ny fandalinana ny accords fa misaotra nizara… mahalasa vinany Rangahy marina fa mifona…😢
@acousticgasypiano9 ай бұрын
Vitanao io! Aza adino fa misy tondrompeo eo @ description afaka arahinao
@aloaloromeo35649 ай бұрын
Tena mafilotra tsara, sao dia misy an’ireny Solo Andriamasolo ireny ohatra “isaky ny hitanao….”? Misaotra betsaka
@rakmandresy56949 ай бұрын
Salama e, mankasitra tompoko fa tena tsara, De mba mangataka tuto an'le hira, Zatra aho(Tiana), Efa voatondro ('zay), azafady 😊