Hay ve ka nisy an'izao tany e! Taiza ary no tsy mba itako
@vololonaruffin8091 Жыл бұрын
Maraina vaovao merci
@benjakely2 жыл бұрын
Tsara eh. Misaotra betsaka
@coletteramamonjison30953 жыл бұрын
Shalom. Mety mahazo ny tonin'ity hira ity ve aho tompoko? tiako be ary iriko hiraina @ fanamasinana ny fanambadian'ny zanakay amim-batisa. Misaotra tompoko. Mirary soa indrindra. Jesoa Tompo homba sy hitahy antsika hatrany.
@paulinetsiky62383 жыл бұрын
Tsara be zany tanana zany
@ms-servicems21853 жыл бұрын
Mankasitraka fa tsara daholo, mba mangataka ilay "Miverena mitsahara , Jeso no mpiandry tsara a, zay mitandrina ny ondry, tsy hisy hamarara fa tsara karakara" Mialatsiny fa tsy hay ny titre ny