2:01 : "Fanovana sy Fanantenana", voaray ny hafatra. Mahereza tompoko!
@volatahina3978Ай бұрын
Satria hisy fifidianana ve dia afaka mitoroka tsy arahana POROFO! sarotra raisina ambolony ilay fanambarana!asakasak'izay Mino fotsiny
@katiarakotoemile6755Ай бұрын
Salama daholo itsika ato oh.
@AlanFranckyАй бұрын
Woow. Good
@corinnepikulasАй бұрын
Mauvaise habitude ntsika malagasy ny miresaka apparence physique : « toa nahazo aina ? » « hay : toa lasa mahia kely ? » Misy Antony Maha toa miova ny apparence physique ! Tokony tsy idirana làlina izany, ary tsy atao commentaire, mifalia fotsiny raha mbola velon’aina.
@Yvette-r8p2 ай бұрын
Marina mihtsy zany fa matimaty daholo ny olona any mo ny zaza tanora lasa mifoka rongony daholo satria tsisy mianatrra itsony fa tsisy vola ny ray amandreniny Mampalahelobe ao mada ao é..
@RavaoHL2 ай бұрын
Mety dondro
@ericandriana68562 ай бұрын
Mirary fahasalama razokibe !
@DARIVONY2 ай бұрын
Mankanesa aty mitarika f'aza any ampita any no manao vava-na fozatay ê!!!
@carlarose67972 ай бұрын
Itony le miteny hoe tongava de ho samborina ho gagazo n'i rajwel
@DARIVONY2 ай бұрын
@@carlarose6797 Fa Inn no hatahorana ??? Any ampita any no bé Vava n'y fozatay!!!
Salama aby isika Malagasy rehetra 🇲🇬azafady fa raha mbola sarintsariny fotsiny ny fifidianana efa potika ny Safidy 😭😭😭indrisy
@hasinaranaivojaonina2 ай бұрын
Misaotra @ analyse ary mirary fahasalamana ho anao lalandava
@carlarose67972 ай бұрын
Naodi n'i rajwel ny vola n'ny barrages 5 ?
@carlarose67972 ай бұрын
Ialàna pas zany i gascar , mamofona
@carlarose67972 ай бұрын
ialao i gascar
@carlarose67972 ай бұрын
Tsy mazava i gascar : ravatomanga ?
@carlarose67972 ай бұрын
Bravo Fleury. Tolérant
@carlarose67972 ай бұрын
Grande perte i Fidèle. Deuil national.
@MalyounRakoto-pb3jr2 ай бұрын
Ty hangezandRatonton Fleury e 😮
@lazajens2 ай бұрын
Mirary fahasalamana ho anao Zokibe Ray Amandreny, izahay mpanaraka hatrany aty @ faritra eto France, fa saingy tsy mitovy hevitra fotsiny fa mpankafy ny fandaharana eto tompoko
@Smymahl2 ай бұрын
😂 lasa mapme ko Raflera le,rehefa nangataka tsy nahazo dia manisy sarany ndray 😅
@BakolyPhilippart2 ай бұрын
Bon rétablissement 💪
@giseleramasiarinivo97452 ай бұрын
Mirary fahasalamana tompoko o
@harsoa23262 ай бұрын
Mirary fahasitranana eh!
@Margue-er5sw3 ай бұрын
Raha ny fakana sary zrain' Andry RAJOEL no naha afaka délestage, sy nampandr fahalemana sy nahavoky, sy nsmpisy rano. Dua 3fa ekz i Madagasikara no 1ere laharana t@ fandrosoana. Style fotsiny ny sary. Makaleo,lohamboto ny mpitondra. Izy kia vazaha frantsay taratasy 8cm
@giseleramasiarinivo97453 ай бұрын
Misaotra indrindra @'ny fandaharana tompoko
@christianandrianarison89833 ай бұрын
Niray Prom tamintsika teny am CEG NANISANA 75-78 lesy i Pasteur ZakaHarimasy ry Fleury a
@konsultmerging13423 ай бұрын
Ah bon
@rianajohnson44783 ай бұрын
Agent de l'influence fricafr
@andriramaroson85203 ай бұрын
Fa maninona no tetenao hihaino ny hira tianao ny mpanaraka anao Atoa Fleury?
@andriramaroson85203 ай бұрын
Rehefa tsy mahazaka critiques dia tsy mandeha any am-piangonana satria tenin'Andriamanitra no toriana @ ireny toerana ireny!!!! Kavraha mahatsapa tena fa voatohitohina dia tsy mandeha any na koa mieritreritra ka mandinin-tena! Qui se sent morveux, qu'il se mouche! Ka raha mahatsapa fa voatsindrona ka naharary dia Miovaha!
@andriramaroson85203 ай бұрын
VOLA LAY RAHA! Sans scrupule ! Ireny olona ireny anefa no hametrahana fitokisana! Totakely no mitondra! Ao @ Fitsarana no misy injustice!
@andriramaroson85203 ай бұрын
Injustice, impunité, inconscience, immoral, tout est dit !!!
@andriramaroson85203 ай бұрын
Mibahana fotoana lay hira!
@baovolarakotomavo97804 ай бұрын
Analyse biaisée par intérêt
@EtienneRandriamanana4 ай бұрын
Tandremo iany le tavy diso tafahotra fa mapody tampoka
@armandstaelen-dr9et3 ай бұрын
Donner SVP le RIB de votre avocat afin que je puisse vous aider. Merci.
@verojois1154 ай бұрын
Tiak be ilay hira
@simoneanderson6064 ай бұрын
Mm
@antoinetterazafitseheno36744 ай бұрын
Izay indray ilay tsy fitiavana an'i Ravalomanana
@antoinetterazafitseheno36744 ай бұрын
ka sakafon'ny Henjana dia tsy azo esorina ny Min Finances
@MioraRakotoarijaona4 ай бұрын
Alefaa
@rafelyjean22494 ай бұрын
I Razakaboana ihany no ministrin ny finances Hoatrin ny hoe nanome cours Tao @ radio Madagasikara, premiere izahay tamin Izany ary noentiny na kana diploma tany ivelany ny Fampianarana nomeny
@Yvette-r8p4 ай бұрын
Nenaoko ny tsy fiatiavana an dravalo no betsaka .
@hanitrarasamison66894 ай бұрын
Miarahaba anao Mr Rakotomalala Fleury ! Misy fitenenana manao hoe : Mieux vaut tard que jamais, nahatsapa aho fa manana adidy tokony hanohanana anao izay ialako tsiny indrindra fa izao vao afaka mandray anjara amin'ny Avocat. Tsy toy inona akory no atolotro fa ny firaisam-po aminao amin'izao ady atao amin'ny tsy rariny,tsy marina amin'ny firenena izao. Te hanontany aho ny fomba handefasako ilay vola any amin'ny Avocat tsy maharaka loatra aho, misaotra indrindra anao. Mahereza indrindra.
@konsultmerging13424 ай бұрын
Miala tsiny tompoko fa izao vao hitako … omeko anao ny RIB
@alainravonjy51334 ай бұрын
Les névrosés se battent entre eux.
@RavalisonSylvie4 ай бұрын
Salama tompoko🙏🏾
@leroabalita6874 ай бұрын
Juste pour ta gouverne si il y avait pas les officiers cotiers ravalo ne s est pas fait dégage les généraux ambaniandros ont tous fait caca dans leurs culotte y compris les colonels ambaniandros mais il y a un fin à tout
@leroabalita6874 ай бұрын
Le gros soucis c que Madagascar est tombé sous la main d une groupe de mafia si on se réveille pas maintenant Madagascar va droit dans le gouffre après si les cotiers ne réveillent pas ils resteront dans leurs sommeil éternel
@Smymahl4 ай бұрын
Ka Iza mo no manitrikitrika an Gasikara rempoko rendanitra fa rsy i Fidel Ravavany e! Rehefa hoe tsy mpanohitra izy Dia norarafany @ Zay fa matoa tsy nivoka zany d mampiasa ny volan i Ravatomanga 🙆
@Smymahl4 ай бұрын
Ilay hira2 Anie Mr Fleury mandany méga fotsiny e😅 ianao Sady EFA medalin b miresaka 😊