Tadidiko tampoka le K7ko tsy navarin’le sipakely zay hihihi
@josoarajoelison41013 жыл бұрын
Tiako ity hira ity
@vonjymamy72654 жыл бұрын
Tsara loatra ity hira ity, misaotra ô
@andriamiandrytojoniainajos6694 жыл бұрын
misaotreee misaotreeeee
@betsmteny45924 жыл бұрын
Hira tamin'ny mbola kely, tsara foana e
@tokykell5 жыл бұрын
tsara loatra !!
@lydsrama29745 жыл бұрын
<3
@nasorapiandra6565 жыл бұрын
mankasitraka f tsara l hira!!!!!!!!
@lantorabearison33605 жыл бұрын
Tena hitako farany kanto indrindra ... misaotra nizara
@holisterh27386 жыл бұрын
Ntsoo hirako t@ fahazazana! Ehhh nahafinaritra ny taloha e!
@chanffysoudjay57886 жыл бұрын
Mampatsiaro ny taloha !!!
@thiers5267 жыл бұрын
toy ny vao omaly...
@hanitraandriamparany90847 жыл бұрын
Mampahatsiaro ny taloha izy zany leity eh!
@miharyandrianaivo26298 жыл бұрын
Fahatsiarovana be!
@rijarob8 жыл бұрын
Mpanoratra ny tonony: Lucienne Rahabarisoa. Mozika: Tôty. Mpihira: Lalatiana.
@sheenobe18 жыл бұрын
tiako
@armandlefevre37128 жыл бұрын
tsaroako tsara ny duo anizy ireo t@izany tao @ chorale nisy anay annee 90
@naivoal18 жыл бұрын
Tsara é, mampatsiahy ny mbarakaly fahiny
@rasoloerling56208 жыл бұрын
Zany ny tena kanto e!! nandalina mitsy Itompokolahy, sarotra ny hira fa tena mlay na izany aza e!!!
@mahasakyfinengo14267 жыл бұрын
Toty :)
@rzoonirina8 жыл бұрын
mankasitraka tompoko oh tena efa ela no nendrasakao @ ito hira itofa tsraB
@heriniainaratsirahonana74918 жыл бұрын
tena anisan'mba nafinaritra tanteraka ana mintsy io hira io fa izao vo mba henoka tanteraka, mlay be mintsy, fa taiza zay tamzany voalohany vao nivoaka e! Respect pour LALATIANA HAINGO RAJAOFARA
@ranaivosonnyandry26689 жыл бұрын
tena tsara mits ty hira ty na dmbola kely ary no nahenoko az t@ zany anneé 80 zany... merci é...
@niriantsoatahiryandriamaro91819 жыл бұрын
mlay e !
@razaenintsoa62709 жыл бұрын
Mbola jeune loatra angamba i shygirlgasy ka mbola tsy naheno ny version originale tany @ années 80 tany, Itompokolahy Tôty no namorona ny hira. Tsara be.
@rabemanisateddy2304 жыл бұрын
RAZA Enintsoa Hay mbola i Toty ihany? Chapeau e
@MsSambatra10 жыл бұрын
♥♥♥♥
@harisonmasoandro621211 жыл бұрын
LOL
@litabe8111 жыл бұрын
za maka an'la ry be solomaso a
@harisonmasoandro621211 жыл бұрын
atolotra an Onja FG
@harisonmasoandro621211 жыл бұрын
atolotra ho an i Onja G
@harisonmasoandro621211 жыл бұрын
tsy ho tiany, tsy ho tantiny....
@harisonmasoandro621211 жыл бұрын
Misaotra betsaka Sambatra a. efa ela be za no nitady ty hira ty tena misaotra e. tena tiako be y hira ty lalao iray zay tiako indrindra io no mba aiko, fiainako ka tsy foiko