aza atao anizany ranga maman'i Celine kely fa tsy 😂😂😂😂😂😅😅😅😅😅
@andriamaolisoarandrianasoloАй бұрын
Kkkkkkkkkk😂😂😂😂😂
@hanitrasehwi82623 ай бұрын
Mahay manao film mihintsy 😆💞
@RakotoniainaMamy-h5f2 ай бұрын
Haiza ko🍔🍕
@RakotoniainaMamy-h5f2 ай бұрын
Milay be
@hanitrasehwi82622 ай бұрын
@@RakotoniainaMamy-h5fMazotoa 😆
@ravelonoromariaangela29874 ай бұрын
Kkkkkkkkk
@mariellaferinande44855 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ô❤❤
@sidoniesidonie97225 ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤🎉❤🎉
@hjandriamihaja71375 ай бұрын
😂😂😂😊
@tsiory-15 ай бұрын
Tsara Be
@YourSimsRealEstateAgent6 ай бұрын
Mahatezitra mihitsy nanaovandry zareo an'ito hira ito
@RemueJany6 ай бұрын
Ôtran hoe miheno tantara vato tsy mihaina mihitsy le tantara
@tojoherylazz9106 ай бұрын
Tsara ilay votoatin'ny tantara fa ny mpilalao mila manao ezaka kely hampiaina ilay tantara fa tena tsy miaina mihitsy , tsara feo be nareo fa ilay mampiaina tena tsy ao
@EmmanuelRafanomezantsoa6 ай бұрын
Ao tsar e
@nancyclauderakotondramanan36747 ай бұрын
Nga tsy misy saison 2 😟
@AndritianaHerilala8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@SD-zc4yf10 ай бұрын
Tena tsy manaja ny taloha. Milaza anaran'i jesosy/jesoa anaty ny hira n'olona niady ireo nitondra christianisme teto Madagascar, bonne intention fa tena tsy mety, na de rythme tsy ao...
@RandriatsiresyJeancloude10 ай бұрын
Mba mangatak toiny azafady
@tantelysylvainandrianarimamy10 ай бұрын
Miandry poly gaigy & lezava 2, m6 e
@tsiory-19 ай бұрын
Tena Marina
@sariakaandria903710 ай бұрын
Mahaliana
@nancyrollande67510 ай бұрын
Ils l’ont fait de bon cœur c’est tout fa Tsy de hitako loatra le idirany le remix jesosy 😂
@MalyounRakoto-pb3jr10 ай бұрын
Lay teny Frantsay tena tsy ao ... satria chanson patriotique contre la colonisation.
@benjanirinaesthelarahasini352510 ай бұрын
Za aloha voalohany indrindra tsy tia mihitsy ny hira ataotao remix io mihitsy. Faharoa manaraka izany ratsy be ilay izy, otran'ny olona tsy mba manao "écoute" rehefa manao zavatra ary farany : tsy medrika ho an'ilay hira mihitsy ilay zavatra natao ary koa tsy medrika entina hanononana resaka fivavahana mitsy ilay rythme ! Hafatra : mamorona dia manaova zavatra tsara sy medrika ary modely ! Azafady fa masika kely e !
@misathata111510 ай бұрын
Tena aleoko mihaino Rappa fa ity tena tsy tafa alo e_sady tokony natao GASIGASY ilay izy fa ity sady tsy gasy tsy vazaha fa fakahantahaka fotsiny_tsy misy maha gasy ny gasy azy ilay hira_Mety nively kobay ngamba ry zareo razambe raha mbola eto amin'izao
@RakAndhrian-nx4if10 ай бұрын
Malagasy frantsay américaine le izy teto fa tsy hira Malagasy tsouny
@hanitrasehwi826210 ай бұрын
Henjana mints' ko 😆 ka milay ho Aho ilay Izy 🙂
@jocelynejeppsson413710 ай бұрын
Merciee! Bien explication, hirampirenena tsy tokony atao kilalao ze nanovava azy, tsisy firenena manompa hirampirenana karatieee, maro ny maty atsarovana ny fahaleovantena 1960 26 juin, respekt😂❤
@manampisoarandrianarivelo843210 ай бұрын
Secte angaha nareo ???
@tovojoachinramboaniaina113710 ай бұрын
TENA RATSY BE
@randrianandrasanamario201810 ай бұрын
Le izy aza vo manomboka dia teny frantsay no tenenin'zareo nefa hira tolona nialana sy niadivana tamin'ny fanjanahan-tany! Namoizan'ny olona marobe ny ainy! very ny hasin'ny ilay hira! vohitsakitsaka ny fototry ilay tolona! izay no tsy hitiavan'ny olona azy! Rehefa tsy mahay mamoron-kira dia mba fidifidio ihany ny hira atao Cover e!
@samaritain1610 ай бұрын
inona hidiran'i Jesosy amin'izany ?
@TokiniainaR.10 ай бұрын
Hira faneva io ry baina ah, rehefa manova ny tonony dia ny tsara tonga dia mamorona mihintsy zareo fa tsy makamaka amin'ny ampahany toy io fa manimba ny hasin'ilay hira. Raha mihaino ilay feo sy tonon-kira original ianao dia mahatsapa hoe manainga mihintsy ilay hovitra (#vibration) entiny...
@SuperKiady10 ай бұрын
vao maika enao te hipetraka
@ashleynomenjanahary69410 ай бұрын
zanak'ny henjana reny e tsis bedy zany oni eoo 😁
@liantsoarakotomanga315110 ай бұрын
Tena Simba kosa aloha le hira e
@belouhkanto851110 ай бұрын
C’est de la merde enfaite 😂
@heriniainaginorandriamanan749010 ай бұрын
Angah moa tsy efa mahazatra ny mihaino hira toizao e😂😂
@LandriTidahy-xl9cs10 ай бұрын
Ratsy aloh mandainga fa Tena ratsy ar Tena ratsy ee.. sady ilay izy tsy tokony hatao cover ny tena marina
@jaoanjara628210 ай бұрын
Fa ity version ity kosa leisy ratsy a, kkkk
@randrimarianah658710 ай бұрын
Tena mfangaroaro b, niezaka handray Ilay Hafatra fa tsy voaray,
@podgasy10 ай бұрын
Misaotra anareo naneho hevitra o! Midira ho abonné
@tinahodette988610 ай бұрын
Misy hafatra tiany zareo ampitaina ao dia jereo fotsiny ny base ny lokony entiny zareo dia fotsy ny loko fotsy midika inona ? tongava saina ? fa amiko manokana ts de hitako zay olana ry zareo na rhytme americain io na inona refa hira dia hiara ce tout
@zanzibar417710 ай бұрын
Hira vendrana ohatrany hira vendrana rehetra mandé isan'andro @ onjam-peo amizao fotoana vendrana iainan'ny be sy ny maro be : tsy hitako zé mahagaga. C'est une chanson vendrana comme on entend partout et que beaucoup de gens vendrana aiment, il est où le problème ? Si tu es intelligent avec un peu de culture, tu as juste à éteindre la radio et la télé, si les vendrana ils aiment ça aleo izy ho vendrana any. Nous on va juste éteindre la radio, et rester zen en écoutant le silence qui, seul, peut nous sauver dans ce monde de débile plein de types débiles qui font des chansons débiles comme celle-ci.
@secretaireecho391010 ай бұрын
Oui c'est débile et celle-ci ne doit pas être diffusé, et en plus ne devrait pas avoir une autorisation pour un cover et d'en faire un clip qui n'est pas digne du MDRM.
@zanzibar417710 ай бұрын
Vous savez, maintenant, les gens ils écoutent n'importe quoi. Il suffit d'allumer sa télé ou sa radio, y a franchement de quoi rendre complètement débile profond son propre chien ou chat.... Ce qui me fait marrer, c'est les gens qui se plaignent de ça, ça aussi, je suis désolé, mais c'est complètement débile ! T'as juste à éteindre ta télé et ta radio, personne t'a jamais obligé à les écouter ! S'il fallait interdire toutes les chansons débiles, j'ai peur de devoir vous annoncer que les radios et les télés seront toutes au chômage, liquidation totale, redressement judiciaire, plans sociaux généralisés.... Le problème c'est pas les chanteurs débiles. Le vrai problème : c'est les gens qui les écoutent !@@secretaireecho3910
@rasoamiaramananjatovomarin431610 ай бұрын
Le nanao an'ito clip ito no tokony nalaina t@ jeu des Îles. Diso fipetraka le concepte
@jerstrotpicard80210 ай бұрын
Sokiro tsara ni Sofina dia mahahiza miheno fa ni sofinareo angamba efa feno nana ka maimbo be tsimaintsy manakinana fona ny vendra P
@liantsoarakotomanana281110 ай бұрын
Tena ny sofinao kosa ry zoky no feno nana raha hoe tianao ilay hira ka…
@faniramia5110 ай бұрын
@@liantsoarakotomanana2811Tsy azoko mihîntsy hoe Inona no maharatsy ilay hira. Mba lazao fa tsy azoko? Sa vé tsisy tena ratsy ???
@mioraandriamifidy521410 ай бұрын
Tena nosimbainy tanteraka ilay hasin'ilay hira. Ny rivotra mitsoka no maha maika azy fa ilay fanahin'ilay asa soratra tsy nomeny voninahitra... Tena tsy izy 👎👎👎. Tanora tsy avotra!
@miainarak88910 ай бұрын
Manta mohaka kosa aloha lay nanovany azy
@tinasoaprincia9632 Жыл бұрын
Mba avereno mo le tantara lava reny e, tsara be reny