MISAOTRA ANDRIAMANITRA DIA MANKASITRAKA ANAO PASTEUR MAILHOL a SY ISIKA Fiangonana Rehetra
@judaniheriniaina21985 жыл бұрын
Ahona @zay efa ho 2019 zao, aiza zay President nao, mbola tsy menatra foana @famitaham-bahoka.
@todorhasslermampiandranosy85025 жыл бұрын
2019 iza ku no mbola mijery mamgalabaraka anao ny tantara!
@henrirakotovao10046 жыл бұрын
TENA ZAVA DOZA NY MAHAZO NY FIRENENA TOKONY HO TONGA SAIINA @ ZAY SY MIRATRA NY MASONY MALAGASY . DRIDRA @ ZAO FOTONA FIFIDIANA2 ZAO SAMY MIJERY SY MISAINA MIFIDY TSARA NY OLA TENA MADIO ARY HAZO NY MALAGASY REHETRA .ANTOKA HITONDRA NY FIAINANY MALAGASY TSIRAIRAY HO LAVORARY MIALA @ ZAO FAHATRANA MADAVATONA .
@ezechielrasi76726 жыл бұрын
Pasteur, je vous trouve intelligent , que Dieu puisse vous garder et vous accompagne dans votre vie , c'est la première fois que je vous suis
@falir17566 жыл бұрын
Oui, et heureusement pour le peuple malgache qu'il n'y a aucun risque que cet homme soit le président de Madagascar
@ezechielrasi76726 жыл бұрын
je souhaite vraiment qu'il se repente et marche réellement avec Dieu, il y a des moments où le Roi d'israel s'est écarté de la voix de Dieu pour leur propre intérêts, ceci a attiré la colère de Dieu sur le roi et Israel , pour autant Dieu n'a pas abandonné ceux qui se sont repentis avec amour,pour moi il doit faire pareil, et qd bien même il a fait une erreur Dieu ne l'abandonnera pas,
@falir17566 жыл бұрын
Je pense sans vouloir vous offenser que cet est un manipulateur
@ezechielrasi76726 жыл бұрын
@@falir1756 M Fali, non rassurez vous , vous ne m'offensez pas du tout, qu'il soit manipulateur ou pas, s'il revient totalement à Dieu , Dieu utilisera sa chute pour son redressement personnel, étudie la manipulation de David pour avoir Bathseba et la repentance profonde qu'il avait, Dieu a restitué David à nouveau, donc s'il revient je pense que l'Eternel fera de Lui un homme né de nouveau
@ezechielrasi76726 жыл бұрын
je ne suis pas apokalypsy mais je trouve que cet homme est sensé
@koppkiriah28336 жыл бұрын
OLONA ADALA MIANAKAVY !!! Aza mba ny ANARAN ANDRIAMANITRAY ry pasitera sandoka no entina MANGALATRA a ! MPANGALATRA, mpandainga , mpijangajanga, mpamitaka . Ary indrindra indrindra misy DEVOLIN NY FIAVONAVONANA SY FITIAVAM-BOLA .
@jeannotnarcisserazafitsala4516 жыл бұрын
Na i Pasteur Martin Luther King aza tsy nitady fitondrana, fa nitady ny rariny sy hitsiny ho an'ny vahoaka. Fa ny tsy azoko dia izao: nahoana no i Pasitera Maihol irery no nilatsahan'ny fanahy masina sy faminaniana, fa ny pasitera hafa ve vôtany daholo?
@hajaratsimba43346 жыл бұрын
Tsara ny hira sy ny fandrindràna ny zava-maneno sy ny rindram-peo. Manao amin'ny fony ny mpihira raha ny hita. Ny fo no mamaritra hoe mizesta sa tsia izy ireo fa ny Tompo no mahita ny voa sy ny fo. Ny vontoatin'ny hafatra ny zava-dehibe : Mampahafantatra an'i Jesosy izy, mitaona ny olona ho ao amin'Andriamanitra. Izay no zava-dehibe. Hoy i Paoly hoe : fialonana aza no itorian'ny sasany an'i Kristy. Rehefa voatory Kristy sy ny famonjeny ary ny fiainana entiny dia izay no ndeha hiombonam-pifaliana fa tsy hifanaratsy sy hifampitaha isika. Iray ny tanjona : hitondra ny olona ho amin'i Jesosy. Aleo avela ny fifampitahàna sy ny fifaninanana eo amin'ny asan'ny Tompo. Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika hoy Jesoa. Sao dia tonga mpanohitra an'i Jesosy eo sanatria. Samia mahery
@Penguinable_6 жыл бұрын
famorana merina ve io ?
@Tsiory.Damour_056 жыл бұрын
ao amin'i JESOSY irery ihany!
@lunsiah16 жыл бұрын
aleoko lay TDL(True Direction Life), misy fanetrentena kokoa.
@louiseulrichjustoline2156 жыл бұрын
Mankasitraka ee
@kmsizzla27776 жыл бұрын
NY FIVAVAHANA AZA FANGARO POLITIKA RAH OE OLO ANDRIAMANITRA ENAO PFFFFFF
@priscaary53146 жыл бұрын
aleloia tsara tompo
@ninonrandry72777 жыл бұрын
Ny franc maçonnerie ihany no tafapetraka eo satria ny politika dia ry zareo no migerer azy ka ze hiditra eo dia tsy maintsy manaiky io fikambanana io ka de gaga @ nao za Mr Mahol ,aza mety hofitahina ry mpino sokafy ny maso
@rinamanitra96847 жыл бұрын
tiko be mintsy ny hiranty groupe ty
@randrianatenainasidonie17737 жыл бұрын
Andriamanitra anie hitahy anao sy hagnampy anao fa Ray AmanDReny marina ianao Tompoko, mba avonty firenena tsika e!
@dedeakamaakama67617 жыл бұрын
Vola b mihintsy reo
@angelrasoa87787 жыл бұрын
tsara afam-po antegna ao aminao misy fiadanana Amen tsara ny Tompo
@lalainabarisoa23377 жыл бұрын
Tsara midera tompo e
@dyarisorganizer24087 жыл бұрын
Zay lay maavo antsika raha hira zaotl io tsis nteny mits oe b zesta sns fa ra mba am hira fiderana le olona no manao zay mety d misy lasa alavitra b fona n sainy . Tohizo rankizy n fiderana fa mafnartra a
@denisandrianarison21458 жыл бұрын
tena tsara ah!!!
@MahefaNirina8 жыл бұрын
Miadana be mitsy ao aminy ao na misy ny tsy tia aza e!
@rjonico8 жыл бұрын
MPISOLOKY VE NO MBA HASAINA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!SA VOAVIDY !!!!!!!!!!!!!
@jeannotnarcisserazafitsala4516 жыл бұрын
Tsy haiko na mpisoloky izy, fa ny zava-misy aloha dia te-ho filohan'ny repoblika izy. Mijanona ao am-piangonana no tena mety aminao raPasy âââ!
@rjonico8 жыл бұрын
ESCROC!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
@sarikasoleil55779 жыл бұрын
za alou tena nankafy e! vao hitako t@ TV plus le izy tonga d tiko ary notadiavko ato
@sarikasoleil55779 жыл бұрын
tsara fa tohizo,
@ranmirana56529 жыл бұрын
ny fahitako azy dia toa ny tenanareo, laza ho anareo no tianareo hasongadina fa tsy Andriamanitra. Fitoriana Azy anefa ny tian'ny hira hahatongavana.
@yvongasyoficial31269 жыл бұрын
menatra b e! zah ra mpivavaka ao zan maihol zan i!
@ramaryrako50909 жыл бұрын
wawawawawa-
@tomjer36969 жыл бұрын
Tsara kosa e, maazo mizesta nge kristianina fa atao faamontinana fotsiny e (y) mankasitrak :-)
@rovaniainaraissarasoariman87449 жыл бұрын
tsara be!
@ninarakoto66899 жыл бұрын
zesta no tena feno. Tandremo le fihetsika
@raulingidi57344 жыл бұрын
Mankasitraka e
@laminarazafimahatratra41839 жыл бұрын
mandeha kosa le bizna ko
@adamagadaisakara55579 жыл бұрын
Tssssssss !!!!!! Tsy mety zao ehhhh
@andriamampiandraolivier89279 жыл бұрын
Zany an !
@rafenomananasergio604610 жыл бұрын
In kay lay hira mande am 0:55:13 azafady? :)
@rafenomananasergio604610 жыл бұрын
Tsara lay video , mba tiako fantarina ny titre an lay hira mande 00:55:00 environ
@miranahmirado499810 жыл бұрын
maromaro ny otran ty
@clauderandriamitandrina145610 жыл бұрын
rahalahy Mailhol. Ny fanjaka'ny Lanitra no katsahintsika Kristiana ka de izay no imasointsika . Aza de variana loatra @ ity tany ity fa aleo zao ntontolo izao no hiandraikitra izany e!
@ezechielrasi76726 жыл бұрын
n'oublie pas que le prophète Daniel était non seulement un politicien honnête, droit , et fidèle, et aussi par la même occasion était un politicien, il était premier ministre, et c'est par sa fidélité que Dieu a béni Nebogadnezar
@jeannancyanirina410610 жыл бұрын
fooory ehhhh
@jeannancyanirina410610 жыл бұрын
kindinden le olona manambaka vaoka ehhh mahilhol fffff eh
@ezechielrasi76726 жыл бұрын
commence par parler correctement d'abrod
@slamycooly873611 жыл бұрын
ET TES PIEDS TE SERVENT A QUOI ! DIEU T A DONNé DES PIEDS DES JAMBES NON TU TE FOUS DU PEUPLE MALGACHE ET DE NOS ANCETRES DE NOTRE CULTURE TU NOUS FAIS HONTE