Пікірлер
@themelodyproject2334
@themelodyproject2334 2 жыл бұрын
1:58 🔥🔥🔥
@rakotoarisoatahianjanahary6027
@rakotoarisoatahianjanahary6027 3 жыл бұрын
Ny antony ivelomako, sy antony ihirako, dia ho anao ho anao tokoa 😍😍
@MihajaHerinjaka
@MihajaHerinjaka 6 жыл бұрын
2:21 fail !
@clarisserasolofoniana6084
@clarisserasolofoniana6084 6 жыл бұрын
ar saika nenjera enao joseph d'af a!😂😂
@vonjilalainaraherimampiono270
@vonjilalainaraherimampiono270 6 жыл бұрын
Tsara ilay izy fa saika be style lotra Joseph de otran tsy mivoka tsara an
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 7 жыл бұрын
#Sly_star , tena babonao foana zah ref mihira enao , tena tsy miova mits ilay feo même sur scène , mino aho fa ho lasa lavitra enao @ mozika indrindra fa @ fitoriana ny filazan-tsara an-kira tahaka itony , tohizo fa tena mandona fo tokoa ilay kanto avoakanao , mankasitraka anao #Mamitiana_Ratsisompatrarivo nizara ilay horonan-tsary ! ( fanontaniana kely fotsn ho anao Mamitiana a , enao ve Rahavavin'i Lovatiana azfd ?Merci )
@rmams09
@rmams09 6 жыл бұрын
tsy misy fisaorana o :) fifaliana ho ahy ny mizara :) oui,rahavavin'i Lovatiana aho
@andriamanjakarivorakotomal7608
@andriamanjakarivorakotomal7608 7 жыл бұрын
Bonjour, i Lovatiana ve ho avy @ concert aty Tamatave @ 24 juin
@andriamanjakarivorakotomal7608
@andriamanjakarivorakotomal7608 7 жыл бұрын
Sylviane ve ho avy @ le concert aty tamatave @ 24 juin
@hermineratsimbazafy2744
@hermineratsimbazafy2744 7 жыл бұрын
@ramananamahazo262
@ramananamahazo262 7 жыл бұрын
merci les amis!!!! j'avais besoin d'un bouffer de paix de Sa paix!!!!