Пікірлер
@RasolofohanitrininosyRobivelo
@RasolofohanitrininosyRobivelo Сағат бұрын
Mankasitraka indrindra Pasitera @ fampianarana. 🙏🙏🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra.
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 Сағат бұрын
HoAZY TOMPO irery ihany ny fahefana 🙏 Mankasitraka Pasteur Maholy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇
@heryrahajamanana3233
@heryrahajamanana3233 Күн бұрын
Amen
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 Күн бұрын
Voninahitra hoAzy TOMPO irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra , hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇 Soava herinandro vaovao mahafinaritra daoloeeee 🌷
@Manantsoa1960
@Manantsoa1960 4 күн бұрын
Maneo ny fisaorana Pasteur Maholy ary homba anao mandrakariva anie ny Tompo amin'ny adidy Masina izay iandraiketanao.Fitahiana,fahasoavana ary fiadanana ho anao sy ny ankohonanao .Voninahitra ho an'ny Tompo Amena !
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 4 күн бұрын
Tarihò isan'andro aho JESOA ô,mba tsy anao izay mampalahelo ny Fanahy Masinao izay efa namolavolaNao ahy hatrin'ny taloha ka homandrakizay, voninahitra hoAnao irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy, manamafy hatrany ny tokony ahaizana mitondratena manahaka ny " toe-panahy arakan'Andriamanitra" Ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 5 күн бұрын
Ampitombohy ato anatiko sy ireo ankohonako mandrakizay JESOA ô ny fananay " fo madio sy Fanahy mendrika" tahakin'ny itiavaNao anay sy ny fivimbiNanao,ny fiainanay isan-tsengodra,izay alehan'ny tongotray isan'andro ♥️🙏Voaray tanteraka ny hafatrao Pasteur Maholy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA Ilay tiantsika tompoko😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 6 күн бұрын
Ampitombohy ato anatiko sy ny ankohonanako JESOA ô ny toetra feno famindrapoNao ahaizanay miaina anatin'ny filaminantsaina iatrehanay ny fiainanay n'inona2 manoloana anay JESOA ô ❤️🙏 Voaray tanteraka ny tenin'Andriamanitra voazaranao Pasteur Maholy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahimasin'iTompo tompoko 😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 8 күн бұрын
Ampitoero ato anatiko sy ny ankohonanako mandrakizay JESOA ô ny famindrapoNao feno fitiavana ahaizanay mampitombo isan'andro ny fahaizanay mitondratena tsara manoloana ny hafa miaraka @fanetretena manahaka ny fitiavaNao anay hatrizay ka homandrakizay JESOA ô ❤️🙏 Itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahy Masin'nyTompo Pasteur Maholy, mankasitraka indrindra @tenin'Andriamanitra voazaranao entina anomboantsika izao herinandro vaovao bé izao eo ambany fitantanan'iTompo foana tompoko 😇
@DinaRabe-c9r
@DinaRabe-c9r 8 күн бұрын
Mankasitraka Indrindra Pasteur
@IantaHarisoaGabrielleRANDRIANA
@IantaHarisoaGabrielleRANDRIANA 8 күн бұрын
Mankasitraka Pastera
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 10 күн бұрын
Ampitombohy ato anatiko sy ny ankohonako mandrakizay JESOA ô ny Fanahy Masinao,mba ahaizanay manantona anao foana mandritrin'ny tombon'andro sokafaNao hoanay ety @izao tontolo izao ety♥️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy,voaray tanteraka ny tenin'Andriamanitra voazaranao teto @izao Sabotsy 16/11/24 faran'ny herinandro ntsika izao, itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 11 күн бұрын
Ampy ho ahy sy ny ankohonako tanteraka 💯 ny tenin'Andriamanitra,deraiko mandrakizay ny fitivan'iTompo ♥️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy hatrany ny fitiavan'Andrimanitra tsy misy tambiny @ntsika KRISTIANINA tsirairay avy,mafonja ny hafatra tompoko ampy ho entimiatrika ny tontolo andro sy andinihitena tsara . Itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava ny Fanahimasin'iTompo 😇.Soava faran'ny herinandro @izao Zoma 15/11/24 jiaby éééé 🌷
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 11 күн бұрын
Tena Marina, tena Marina, ary tena Marina mihitsy n'y fanazavainao moba n'y teny tanidrazana Pasteur, , dridra fa nyveto madagascar, , Mila mitazona n'y teni tsika sika malagasy Alléluia, misaotra Pasteur
@MarieJeannetteRAFARAVOLOLONA
@MarieJeannetteRAFARAVOLOLONA 12 күн бұрын
❤❤❤❤ Misaotra @fizarana pastera!Jesosy hanome hery sy tanjaka ary tombon'andro lava ho anao .
@FafisoaRakotoarimanana
@FafisoaRakotoarimanana 12 күн бұрын
@TinaRAVIKY
@TinaRAVIKY 12 күн бұрын
Miarahaba Tompoko ary mankasitraka indrindra ny voalaza. Marina mihintsy ny voalazan'i Pastera Maholy hoe: Fahadisoan'ny Raiamandreny ny tsy nampianatra ny zanany ny teny malagasy ka mahatonga ireo taranany tsy mahazo izay mitranga ao ampiangonana.Tahian'ny Tompo.
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 12 күн бұрын
Ampiroboroboy ato anatiko sy ireo ankohonako mandrakizay JESOA ny fitiavam-bavaka mba tena ananay toepanahy manahaka Anao arak'izay tenin'Andriamanitra voambara ❤️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavaNy tompoko 😇 Soava Alakamisy mahafinaritra eo ambany fahasoavan'ny Tompo hatrany daolo!
@jos3613
@jos3613 13 күн бұрын
Misaotra ny Tompo hatrany noho ny fanomezam-phasoavana omeny ny mpanompony manana saina mikaroka sy mampihatra izany eo amin’ny fiainana an-davanandron’ny mpino. Mankasitraka tompoko fa liana amin’ity mana isan’andro ity ary tsy tapaka manaraka izany avy aty tany lavitra.❤
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 13 күн бұрын
AZY Tompo irery hatrany ny fahefana 💯 hatrin'ny taloha ka homandrakizay 🙏 Voaray tanteraka Pasteur Maholy ny hafatrao anio Alarobia 13/11/24.Mankasitraka indrindra tompoko mizara 😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 15 күн бұрын
Ampitombohy ato anatiko sy ny ankohonako mandrakizay JESOA ô ny didimpitiavaNao iatrehanay ny fiainanay isan'andro ampitoniana sy ampifaliana miaraka Aminao n'inona2 manoloana anay ❤️🙏 Mankasitraka Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Fanahy Masin'nyTompo 😇 Soava herinandro vaovao mahafinaritra bé daoloeeee 🌷
@alimiaranaricky-n9j
@alimiaranaricky-n9j 16 күн бұрын
Miarahaba anao Pasitera.Tsy misy fifanoherana lehibe amin ilay resaka hoe tokony hiasa amin ny tenany ny tsirairay sy he tsy tokony ahantra Madagasikara raha miezaka miasa ny tsirairay ny hoe misy ny mahantra dia misy ny manana dia tokony manome sy mizara fa izany no manao sy tia asa soa.
@tsaraandriamihasina1208
@tsaraandriamihasina1208 18 күн бұрын
Mafinaritra foana ny fampianarana Misaotra tompoko 😊
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 18 күн бұрын
AMEN . Misaotra sy mankasitraka tompoko .
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 19 күн бұрын
AMEN 🙏 . VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY . MANKASITRAKA TOMPOKO .
@papathirisha7546
@papathirisha7546 19 күн бұрын
Makasitra indrindra pasteur 🙏
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 19 күн бұрын
Lehibe tanteraka 💯 ny fitiavan'Andrimanitra,aiNy ny manome asa sahaza ny tsirairay avy ❤️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra arakin'ny haben'ny famindrampoNy @ntsika zanany tsirairay avy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇
@papathirisha7546
@papathirisha7546 20 күн бұрын
Makasitra indrindra tompoko pasitera 🙏
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 20 күн бұрын
Ampitombohy ato anatiko arakin'ny haben'ny famindrapoNao aminay TOMPO ô ny mba tena itoeran'ny Fanahy Masinao ahay hamela heloka ny hafa ❤️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fitiavan'Andriamanitra @fampianaranao teto anio Alarobia 06/11/24 . Ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 21 күн бұрын
AMEN 🙏 . Misaotra mankasitraka indrindra tompoko .
@hasinarandria4030
@hasinarandria4030 21 күн бұрын
Meteza hasondrotr'Andriamanitra eo amin'ilay vatolampy hijoroanao
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 21 күн бұрын
Deraina mandrakizay ny Tompo nohon'ny fitantanaNy mahaketrika tokoa ❤️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy hatrany ny haben'ny fitiavan'Andrimanitra antsika tsirairay avy @fampianarana voazaranao anio Talata 05/11/24 izao, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko 😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 22 күн бұрын
Ampitombohy isan'andro ato anatiko sy ireo ankohonako JESOA ny fanamafisana ny mahalehibe ny fahefanao 💯@fiainanay🙏. Mankatelina Pasteur Maholy @tenin'Andriamanitra voazaranao anio Alatsinainy 04/11/24 , herinandro vaovao bé faharoa sahady n'izao volana novembre izao , ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 24 күн бұрын
Ampitombohy ato anatiko sy ny ankohonako mandrakizay JESOA ny finoanay ANAO,mba tena ananay hatrany faharetana ,ka hiandrandranay " fandresena miavaka arakin'ny haben'ny famindrapoNao aminay isan'andro 🙏" Voaray tanteraka 💯 ny hafatrao anio 02/11/24 Pasteur Maholy , ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇.Soava faran'ny herinandro mahafinaritra eo ambany fitantanaNy mandrakizay daoloeeee 🌷
@lisiheryralisa2466
@lisiheryralisa2466 24 күн бұрын
Ho an Andriamanitra irery anie ny voninahitra❤❤❤❤❤
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 26 күн бұрын
Matoky tanteraka 💯 aho sy ny ankohonako Tompo ô,fa tsy mitsahatra ny manavao ny Fanahy Masinao izay efa nitoetra tato anatinay hatrizay Ianao JESOA ô,koa dia Tantano, mandrakizay izahay TOMPO ô 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra oentimiatrika izao fiainana izao, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇
@EliaRazafinimanana
@EliaRazafinimanana 26 күн бұрын
Ny Tompo anie tsy hitsahatra ny manome ahy fo mahay manetri-tena sy mibebaka isan'andro, mba ahafahany manintsy sy manavao ahy, ary hamela heloka ahy hatramin'ny farany Amen
@fenomananadanielranaivoari6477
@fenomananadanielranaivoari6477 26 күн бұрын
Oo o
@RASOLOOny
@RASOLOOny 27 күн бұрын
Fanamarinana kely: tsy ny kolotsaina malagasy ihany no zatra manao hoe : "aza" fa aty an-dafy dia tahaka izany ihany. Ny tsy azo atao aty an-dafy ary dia tena be lavitra noho ny tsy azo atao any Madagasikara. Miala tsiny fa manimba toe-tsaina ilay hoe ny "négatif" amin'ny kolontsaina Dia an'ny malagasy ihany. Nefa izaho Dia efa nipetraka tamin'ny firenena lazaina fa mandroso ankoatra an'i Madagasikara ary dia mahita fa ny zavatra lazaina hoe "typiquement" malagasy amin'ny resaka faharatsiana dia hitako amin'ny kolontsainan'ilay firenena avokoa. Koa aleo re mba tsy alentika otrizany ilay kolon-tsaina malagasy fa tsy mampivaotra. Misaotra tompoko
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 27 күн бұрын
Ampitoero ato anatiko sy ny ankohonako mandrakizay JESOA ô ny finoanay ANAO mba izoranay manahaka ny fitiavaNao omenaO maimaimpoana tsy misy fetrany anay isan'andro 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra oentimiatrika ny tontolo- piainana andavanandro miaraka @Tompo, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇
@jororajerimanana5338
@jororajerimanana5338 28 күн бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko.
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 28 күн бұрын
Avaozy isan'andro aho sy ny ankohonako TOMPO ô itoetra mandrakizay ao aminao,ananay toetra mendrika ny fahasoavana atolotraO anay isan'andro TOMPO ô 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra @hafatra voazaranao anio Talata 29/10/24 faran'ity volan'oktobra ity, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇
@PatriceRamontalambo
@PatriceRamontalambo 28 күн бұрын
Miarahaba Tompoko ! Misaotra betsaka Pasteur ; Tena nampahery tokoa ny Mofon 'Aina ; Hitahy anao sy ny ankohonanao anie Jesoa
@TsiryR
@TsiryR 28 күн бұрын
😊00😊
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 29 күн бұрын
Ampitombohy isan'andro ato anatiko sy ireo ankohonako mandrakizay JESOA ô ny finoanay ANAO ,mba izoranay manahaka ny fitiavaNao anay ❤️🙏 Voaray tanteraka ny tenin'Andriamanitra voazaranao anio Alatsinainy 28/10/24 faran'ity volan'oktobra izao Pasteur Maholy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa JESOA tompoko, mankasitraka indrindra ôôôô 😇
@patriciaandriamahefa3803
@patriciaandriamahefa3803 Ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 Ай бұрын
Tsapako bé tanteraka 💯 Tompo ô🙏 Voaray Pasteur Maholy ny tenin'Andriamanitra voazaranao anio Sabotsy 26/10/24 , faran'ny herinandro n'ny octobre ity, ombanao sy ny ankohonanao mandrakizay koa JESOA tompoko 😇 Soava herinandro mahafinaritra ô!
@henriraminoson2439
@henriraminoson2439 Ай бұрын
Misaotra pasteur
@henriraminoson2439
@henriraminoson2439 Ай бұрын
Misaotra pasteur
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 Ай бұрын
Mankasitraka Pasteur!
@TinaRAVIKY
@TinaRAVIKY Ай бұрын
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ity fampianarana atolotry ny Pastera RAKOTONAVALONA Maholy ity. Asa raha manamarika isika fa isika manao "pouce miakatra" dia tsy midika hoe"j'aime" fa "je n'aime plus"... sa diso aho ?
@lydiegabriellerobilala1977
@lydiegabriellerobilala1977 Ай бұрын
Tena misy akony amin'ny fiainana ara-panahy ny fihainoana ity mofonaina ity . Tena mofonaina marina tokoa satria manova toe-tsaina sy toe-panahy tokoa . Tsapako amiko izany . Mankasitraka tompoko ary tena toa tsy andry ary ny handrenesana anao ny amin'ny manaraka fa mahaliana nefa mitarika ahy hitandrina amin'izay hetsika rehetra ataoko amin'nt tontolom-piainako Ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany ny VONINAHITRA