Tres beau mariage . Beaucoup de bonheur pour votre couple .❤❤
@meliefoulatier68462 жыл бұрын
Sa
@irinaambdilkadri93982 жыл бұрын
Trop beau
@carmeniffbaud61082 жыл бұрын
très beaux moments d'émotion 🥰 Et bonheur 💓 🥳💌
@florentinemarieramahatra49792 жыл бұрын
Arabaina Ianareo! Manja be ny mpivady. Tsara be ny fitafy, ny fandraisana. Tonga lafatra daholo. Makasitraha an'i Andriamanitra aminy fiainanareo mivady, dia hitahy anareo Izy.
@meliefoulatier68462 жыл бұрын
De va
@ainapassionredac49232 жыл бұрын
efa any amin'ny mariage i Antso mbola mikôndrana ihany kkkkk tena sambatra kiala nahazo olona mitovy hadalàna aminy. longue vie à votre mariage. Couple goal
@tsiandramananajerrylalaina48513 жыл бұрын
Ta iza ilay toerana reto chapetre tsara b
@cynthiamoothoosamy1973 жыл бұрын
C'est beau ❤️
@AndriamihajamananaDina3 жыл бұрын
Merci beaucoup :)
@cynthiamoothoosamy1973 жыл бұрын
@@AndriamihajamananaDina est ce que je peux avoir vos coordonnées svp ?
💕❤💕 j'adore 💕❤💕 vraiment...... Maabe fitiavana be 💞💞
@andriatahirizarazanamanjao14534 жыл бұрын
Joli no comment
@juliafenomestine73434 жыл бұрын
Mafinaritra be dia mahereta atramin'ny farany
@vivianemrnt92244 жыл бұрын
Fa MBA aiza tompok mis nio toerana io azafad fa tena tsara be mb afak lazain nareo vé
@rasoanirinakaren39504 жыл бұрын
tsara be, iza kay le photographe de mba afaka mahazo prix ve azafady
@AndriamihajamananaDina4 жыл бұрын
misaotra tompoko, photographe olona hafa mihintsy fa vidéo zao io nataonay io tompoko. afaka mandefa mail ianao raha misy tiana anontaniana . [email protected]
@rovamampiononanalih11764 жыл бұрын
Mbola tay ary nahita aloha zah atreto !!! Ny fiainanareo ao tsara ! Mirarisoa e !!!
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Bonjour Dina, saika mba anontany izaho hoe afaka mba partager ako @ page ako @ facebook ve ny video mariage nao? fa mahafinaritra be ilay ilay izy
@AndriamihajamananaDina4 жыл бұрын
Bonjour, tsy misy olana ka. manasa anao hijery ny page Facebook dia ny no mora kokoa raha hizara ihany :) page : Dina Andriamihajamanana Rajaonah
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
tena tsara loatra le mariage, mbola miampy feu d'artifica koa trop be mahafinaritra
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Taiza kay le espace sy le toerana? Tsy teto Antananarivo kosa aloha matoa misy plage sy ranomasina e. Sinon tena tsara be le vidéo, tena mahafinaritra azonareo htr@ antsipiriany mihitsy. Tsara be le mariage
@AndriamihajamananaDina4 жыл бұрын
Les collonades ny réception, post wedding tany Ste Marie , misaotra indrindra
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Tena tsara be le décoration an'ilay toerana nadraisana mariage.Mahafinaritra be le demoiselle et homme d'honneur. Mahafinaritra be le emotion sy le fahasamabarana. Hita mihitsy ho le plus beau jour de leur vies. Efa tsy mahandry koa ny tenako hoe roviana ny mariage ako fa tena tsara be mahita le anareo.
@itokianaandriamasinoro91014 жыл бұрын
Kayy😍
@fitiagottlicher27114 жыл бұрын
salama o aiza kay le espacr azafady
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
tsra be le mariage e, le décoration koa tena milay be. tsara e
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
super l'endroit. c'est un très joli mariage.. Superbe mariés
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Mahafinaritra be le mariage nareo. Tsara be le bouquet de fleur sy le décoration tao ampiangonana
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Tsara be le toerna le champetre dia le décoration koa tsara be mihitsyµ. Dia avy eo le mbola natao @ alina koa le fankalazana ilay izy tao @ carlton; Tena tsara loatra
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Tena tsara be le mariage nareo. Le thème de couleur koa tena tsara bleu; Raha izao koa izao manao mariage dia ataoko bleu turquoise angmaba ny ahy . Tsara e, indrindra fa le teny @ plage tena oka fotsiny
@farajemimarasoamanarivo15884 жыл бұрын
Tsara be , iza kay le organisateur sy décorateur azafady aafka mba fantarina ve
@Mmr120884 жыл бұрын
Si vous vous retrouviez marié (homme) et avec un enfant, partez avec avant qu'il ne soit trop tard. Sinon, ta greluche te demandera le divorce sans que tu comprennes, elle partira et te demandera la pension, droit de secours et prestation compensatoire ainsi que la moitié de tes biens, tu paieras a minima 15 000€ d'avocat car elle te fera du chantage et de toute façon tu ne seras jamais d'accord sur la somme faramineuse qu'elle te demandera. Les JAF qui sont des femmes veillent a ce que tu casques meme si c elle qui abandonne le domicile conjugal. Maintenant mec t'es averti.
@ritarazafindrasoa8064 жыл бұрын
Woway eee,, mandona fo be <3
@mahprisca38104 жыл бұрын
Tsara be!!
@Rhiainah80004 жыл бұрын
hiran.iza kay zany ee? tsara be.
@AndriamihajamananaDina4 жыл бұрын
Hirany Kiady, tretrika no lohateny
@Rhiainah80004 жыл бұрын
merciiiii
@rasoanirinakaren39504 жыл бұрын
tsara be, aiza kay io espace io azafady?
@AndriamihajamananaDina4 жыл бұрын
Misaotra tompoko, Les collonades ilay espace
@julranai99424 жыл бұрын
Tena amle 👍
@A6109-o9f4 жыл бұрын
woooouuuuuahhhh😍😍😍 ils tres naturels l emotion est là