Film : Lèpre
8:56
Жыл бұрын
Пікірлер
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 6 ай бұрын
Fanjakany aza tsy voaharony
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 11 ай бұрын
Tsy nisy nanaja n'y hafatraho ry reny malala ,mijaly n'y tany nakatohavinao, n'y raha nalatsakireo tia tany ndrazana very maina ,izay tonga eo dia foforana tsy havanona, mandriha ampiadanana tompoko 🙏🙏🙏🙏🙏 i anareo rehetra maritire .
@yvesratsimbazafy5161
@yvesratsimbazafy5161 11 ай бұрын
Tsy noraharahin’ny olona ny hafatrao ry iza moa ny tena anaranao ry mademoiselle
@ranabavy
@ranabavy 11 ай бұрын
pov nul jaloux! Tsy menatra! Vadika atidoha!
@pppppp2558
@pppppp2558 11 ай бұрын
Tsara ny hafatrao bebe Razafindrahety. Sarinao io famantarana ahy io. Buste nalaiko sary tany Dieppe.
@yvesratsimbazafy5161
@yvesratsimbazafy5161 11 ай бұрын
Iza ny anarany razafindrahety hoe eeeee
@pppppp2558
@pppppp2558 11 ай бұрын
@@yvesratsimbazafy5161 io no tena anaran-dRanavalona III
@yvesratsimbazafy5161
@yvesratsimbazafy5161 11 ай бұрын
@@pppppp2558 to otrany malemy lotra zafindrahety koa Tsy atahorandry zala mintsy
@rakotohaingo6810
@rakotohaingo6810 Жыл бұрын
Ze nitondra teo tsis nanana politika manokana momba ny ala na nametraka budget manokana ho an zany ; na taloha na ankehitriny samy mahalala fa tena ilaina ny ala , nefa iM/car mbola malalaka b manin no tsy volena hazo isan-karazany?
@haryhary6633
@haryhary6633 2 жыл бұрын
Indrisy ,efa lasa tany mena i Madakasikara