O Ramose à ny dobo tsihita no mahamanina fa rehefa ita miloampotaka ,misaotra betsaka tompoko Taminy fizaranareo ny film
@AnaJULIA-pe3wy7 жыл бұрын
Miandry ny tohiny azfd ô. Mankasitrak ô
@anidamelina45358 жыл бұрын
Mba mangataka tohiny re topokoo
@hajarandrianarivo92909 жыл бұрын
Tena misy tokoa ny fiainana otranio tantara io
@thiers5269 жыл бұрын
tsara be dia mankasitraka e!
@mampiononarakotondramanana879611 жыл бұрын
tsara e
@121954ful12 жыл бұрын
Misaotra anao mankafy, ny antony dia taty France no natao ny découpage sy ny fandefasana azy tamin'ny internet. Isika Gasy koa anie mahay tsara ny teny frantsay ê! Fa ho an'ireo tsy mahay teny gasy nefa gasy aty France dia nazavaina aminy ny fandehany !
@lalainaramarivelo12 жыл бұрын
maninona ary no atao @ teny frantsay le description nefa le film @ teny gasy o_O