MOFONAINA -27 Novambra 2024  Jakoba 3/13-18
29:20
MOFONAINA -26 Novambra 2024  1 Timoty 5/1-8
16:11
F Mp 241124
28:02
9 сағат бұрын
Culte 241124
47:43
9 сағат бұрын
MOFONAINA -25 Novambra 2024 Galatiana 5/16-18
22:12
MOFONAINA -22 Novambra 2024 Filipiana 1/27-30
18:51
MOFONAINA -21 Novambra 2024 1 Petera 5/1-4
24:39
Culte 171124
47:51
Күн бұрын
Culte 101124
51:08
14 күн бұрын
Culte 031124
1:00:44
21 күн бұрын
F Mp 271024
26:08
Ай бұрын
Culte 271024
52:30
Ай бұрын
Culte 201024
1:09:04
Ай бұрын
Пікірлер
@sittiarabbi6194
@sittiarabbi6194 4 ай бұрын
Mankasitraka hatrany Pasteur a
@njivatianaandriatsifaritan8135
@njivatianaandriatsifaritan8135 5 ай бұрын
Misaotra Pasteur fa tena ilaina lay fampianarana 😊
@valisoarandria1386
@valisoarandria1386 5 ай бұрын
Hmmm, tena nilaiko ho heno t@ ity andro ity mihitsy ilay fampianarana. Misaotra tompoko
@LiliaRamarokoto
@LiliaRamarokoto 6 ай бұрын
Tsara b n'y fampianarana saingy niova Ilay feo nony nisaraka Dia tsy mazava tsara intsony, misaotra Tompoko tamin'ilay Kely azo, tahin'Tompo
@josetteravoniarinary4216
@josetteravoniarinary4216 6 ай бұрын
Mbola misy Kia tompoko n'y Bera
@raherilazavidalin3846
@raherilazavidalin3846 7 ай бұрын
Fiadanana, fanazavana ilay P azafady haotrany tsy heno
@lyanamavokely8887
@lyanamavokely8887 7 ай бұрын
Manahona Pasteur Mihaino ty aho de tena Marina mihitsy n'y toriteninao, fa mieritrerutra aho hoe ,ahona lay fitenenana hoe, Olombelona( Jamba fitiavana.) Da tena ohyra n'y marina ihany io fiteny io an ? Sa ahonq hoy ianao ??? Satura betsaka mihitsy n'y teny fonosin io teny io
@NampiandrazaTantelykenny
@NampiandrazaTantelykenny 7 ай бұрын
azafady efa nivoaka ve ilay fampianarana mikasika ny "fahasarota-piaro? mankasitraka
@welsondedese1608
@welsondedese1608 8 ай бұрын
fianadanan'ny Tompo, azafady mangataka toko sy andininy soratra masina izay hijoroantsika fjkm @ batisa tsy mila mijibika @ renirano sy ny hivavahan-tsika andro ahalady, ary misy torinteny manazava anizany rehetra izany dia mangataka mba alefaso amiko azafady.
@NampiandrazaTantelykenny
@NampiandrazaTantelykenny 9 ай бұрын
Mankasitraka tompoko, tena misaotra ny Tompo fa tsy tonga ho azy ny fizahako ty video ty fa tena mandalo fitsapana mila ho kivy, contraire le zavatra jiaby noresahanao le natako fa kay tsy any lalana. Ny Tompo kay efa mandamina. Encore merci 😉
@FlonaLona-oj3pj
@FlonaLona-oj3pj 9 ай бұрын
❤ fiadanany jesosy daoly oo Mankasitraka ndrindra fa taigna mahery ny arapahy mitomboa fasoavana sy osotra avy aminandriamanitra atrany atrany
@sittiarabbi6194
@sittiarabbi6194 9 ай бұрын
Mankasitraka Pasteur
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 10 ай бұрын
🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏 . Mankasitraka Pasteur @ fampianarana fa tena marina io fahaizana mamela heloka io ary hiainana mihitsy !
@delphinemarie6454
@delphinemarie6454 Жыл бұрын
Amen Mankasitraka indrindra Pasteur mampieritseritra sy mampandinitena ny hafatra
@zoerazan.8493
@zoerazan.8493 Жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko fa velona mihintsy ny fanahy sy ny fahalalana. Mampitombo @ lafiny rehetra. Ainga anie anova ny fomba fijery, fianana, fieritreretana ary ampandin tena ny tsirairay avy izao fampianarana izao. Aoka isika izay mihaino rehetra eto tena hoe hiaiky ny fahalebiazan' Andriamanitra, rehefa taka tsika ny Maha lehibe Azy izay dia manaiky koa isika fa mampiasa olona Izy ampihampita @ tsika izao karazana fampianarana izao.❤ Manoratra izay fihetsem poko aho dia zaraiko fa hitombo @ Fahalalana Azy isika. Aza atao mandalo fotsiny anie ry mpiaino malala isany fa ataovy miraikitra am po tanteraka ireo fampianarana ireo.❤ Good bless
@zoerazan.8493
@zoerazan.8493 Жыл бұрын
Misaotra tompoko, tsy hitako izay lazaina , fa tena resi lahatra @ fampianarana tompoko. Ny faniriako dia ireo olona rehetra izay nihaino en presentiel sy izay mihaino @ you tube , ainga anie tena hisy fiovana ara tsaina , ara mpitondra tena , anie izao fampianarana izao. Tsy ho very maina ka hitombo @ fahalanana tsara .❤ Deraina ny Tompo manome olona mampianatra takaka an'izao. Azy irery ihany ny voninahitra.❤
@NicoleRABE-fo4yq
@NicoleRABE-fo4yq Жыл бұрын
Mitovy hevitra isika
@genevieverandriamananjara2096
@genevieverandriamananjara2096 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@genevieverandriamananjara2096
@genevieverandriamananjara2096 Жыл бұрын
Misaotra Pasteur
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Mazava tsara ny fampianarana !!!fa tena ratsy ilay andrakandramana aloh eee :Sipa =fanaovana tsinontsonona ny vehivavy aza manaiky tsika eeee
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Sipa =kilalao =Andrana=ilay lehilahy no mpanandrana :tsy azo ekena izany apasipasy zany ry vehivavy aaaa
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Bokaka =Sipa ve ??
@verojois115
@verojois115 Жыл бұрын
Taloha zah tena resilahatra fa mety ilay batisan-jaza rehefa nanomboko namaky sy nandiniky baiboly aho tena otrany ts mety an! Satria olona mino sy niaiky ny fahotany daholo no hitako natao batisa ao @ baiboly. Nefa zaza ts mahalala hoe mpanota aho na tsia. Rehefa be izy zay vao mahalala fa mpanota de mino an'iJesosy de atao batisa @ zay . Rehefa vita batisa de handeha @ fiainana Vaovao @ zay . Romana 6:4 [4]Koa niara-nalevina taminy tamin'ny batisa ho amin'ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an'i Kristy tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray no handehanantsika kosa amin'ny fiainam-baovao. Inona mou mahatonga atsika Kristiana feno ts fahamarinana io ? . Mpandainga mpamitaka mpijangajanga sns satria olona ts mahalala ninoninona no atao batisa de lasa mamitatena @ hoe vita batisa aho de rehefa maty dia voavonjy. Nefa ilay fiainana mandeha hoazy tss fiovana satria ts niaranalevina t@ Jesosy t@ Alalany batisa ary ts niaranatsangana taminy de lasa tss fiovam-po ilay Kristiana sady ts misy voa mendrika ny Fibebahana. Olona resilahatra sady nahatsapa ilay fahatsarany ilay niantso azy hiala @ fahamaizinana ho tonga @ fanazavana mahagaga no tokony hatao batisa . Zn avy eo mamoa voa be dia be miaraka @ Jesosy.
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Mankasitraka feno Tompoko fa tena feno sady mafonja no tsarabe ny fampianarana!!zany ka olona niantra dia aoka hihaino sy hianatra !!!misaotra betsaka Tompoko ny Tompo anie hamaly fitia anao Pasteur
@oliverasolonjatovo3062
@oliverasolonjatovo3062 Жыл бұрын
Mankasitraka Pasteur ! Mazava be !
@sahondraramamonjisoa7475
@sahondraramamonjisoa7475 Жыл бұрын
Mankasitra tompoko @ Teny.
@harylidon4098
@harylidon4098 Жыл бұрын
Voninahitra ho an’Andrimanitra ! Mankasitraka Pasteur amin’ny Fizarana ny Mofon’aina . Homba anao sy ny ankohonanao anie Jesosy Tompo . Amen !
@harylidon4098
@harylidon4098 Жыл бұрын
Voninahitra ho an’Andrimanitra ! Mankasitraka Pasteur amin’ny fampianaranao . Homba anao sy ny ankohonanao anie Jeso Kristy , ILAY TOMPO SY MPAMONJY antsika . Ho maro anie ny malagasy handre sy ny teny ka ho isan’ny ireo Ankasitrahan’Andrimanitra . Amen !
@harylidon4098
@harylidon4098 2 жыл бұрын
Mankasitraka amin’ny fizarana Pasteur , Homba anao sy ny ankohonanao anie Jeso Tompo sy Mpamonjy antsika . Amen !
@rabetoandrovololonirina5842
@rabetoandrovololonirina5842 2 жыл бұрын
Mankasitraka fa nazava Pasitera!
@rabetoandrovololonirina5842
@rabetoandrovololonirina5842 2 жыл бұрын
Mankasitraka Pasitera fa tena mazava
@harylidon4098
@harylidon4098 2 жыл бұрын
Amen ! Voninahitra ho an’i Jesosy ! Mankasitraka Pasteur , homba anao sy ny ankohonanao anie ny Tompo .
@harylidon4098
@harylidon4098 2 жыл бұрын
Amen ! Mankasitraka Pasteur amin’izao fampianaranao tena mafonja sy mampifoha ny matory izao . Ho maro anie no hihaino ka hankato ny Tenin'Andriamanitra . Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva anie Jesosy Kristy Mpamonjy sy Mpanjakantsika . Amen !
@djimnaanni8080
@djimnaanni8080 2 жыл бұрын
mofonena anio
@nantenainamelodie1088
@nantenainamelodie1088 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa voaray fa problem tsirena farany
@hantanadia5908
@hantanadia5908 2 жыл бұрын
Tapaka eo @ ilay Jesoa nanome raharaham-piangonana. Misaotra
@nenymada211
@nenymada211 2 жыл бұрын
Tapak a le Feo tompoko
@aishajasminah9926
@aishajasminah9926 2 жыл бұрын
Mankasitraka amin fizarana 🙏
@aimerandriamalazamanana420
@aimerandriamalazamanana420 2 жыл бұрын
Finaritra , misaotra betsaka Pasteur fa tena mazava amiko ny amin'ny hoe batisa . Mirehareha aho fa FJKM
@FENOSOAKELY
@FENOSOAKELY 2 жыл бұрын
Marina be zoky Pastera !!!!
@radoandriantsoa6782
@radoandriantsoa6782 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra!!
@jeanfrancisandriamiarinari5155
@jeanfrancisandriamiarinari5155 2 жыл бұрын
Misaotra Pasteur Tompo Jesoa hombanao hatrany sy ny ankohonanao
@raberyoufy6277
@raberyoufy6277 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra pastera
@jeanfrancisandriamiarinari5155
@jeanfrancisandriamiarinari5155 2 жыл бұрын
Pasteur a ! misaotra mandrakariva an'i Jesoa aho,manome anao tolontsaina tena mandresy lahatra,hanome anao hery sy tanjaka ary fahasalamany foana anie Jesoa mba hanomezany anao tolontsaina
@aishajasminah9926
@aishajasminah9926 2 жыл бұрын
Mankasitraka Pasteur amin fizarana sakafom-panahy 🙏🙏🙏
@edithtoussainte7584
@edithtoussainte7584 2 жыл бұрын
Mampalahelo fa tsy hay atsaraina ny olona fa heveriny fa critique raha mba miteny ny hahatsara kokoa ny fihainoana ny olona.
@marnyjerome9513
@marnyjerome9513 2 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏
@aishajasminah9926
@aishajasminah9926 2 жыл бұрын
Ny fotom-panompona dia fifalina 🙏💖. Mankasitraka Pasteur
@raberyoufy6277
@raberyoufy6277 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra pasitera
@jeannetterasendrasoa7812
@jeannetterasendrasoa7812 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka Pasitora
@tantelyramarokoto3087
@tantelyramarokoto3087 2 жыл бұрын
Misaotra Pasitera