Mpantsaka vavy JAWS BAND
5:04
2 жыл бұрын
Пікірлер
@jedidiaraza9424
@jedidiaraza9424 5 ай бұрын
Nisy vaivy araiky, nandeha natsaka Mila rano hono izy, ilainy refa misasa Rehefa tonga teo nefa izy, nisy lehilahy efa niandry Tsy iza izany e!, fa Jesôsy ihany. Somary nahagaga ihany Jesôsy sy ilay vehivavy eh! Maninona loatra ary ity zoky ity no niandry azy! Resaka inona ôh? fa toa hafahafa Hoe ilay Jesôsy hendry! Niandry an'ikala mpantsaka! Fa haninona eto ianao, hoy Jesôsy nanontany eh! (Hantsaka rano eto aho fa ahoanao inona izany eh!) Non non non! Tsy ity rano ity no ilainô, fa izay rano zè! Tsy ampangetaheta anao intsony mandrakizay. Dia ilay vadin'olona nalainao iny e, avereno! Tsy menatra akory nareo mifanoroka be teny an-tsena! Mila miova ianao vaivy e, mitandrema! Izaho Tomponao no tonga milaza aminao famonjena, vaivy eh! Ref: (Eh! Tsy atsaka intsony Dada e! Mmmh! Tsy mila manovo Mama He! F'ilay rano velogno ôh! Mmmh! Tsy mila vovo nama. He! Tsy mangetaheta intsony e! Hmmh, Raha izay rano izay no sotroina He! Henoy Zagnahary mivolagna Hamaha izay mety ho fatorana! ..... Ref: .... ..... *Ilay rano velonô! Mahela velonô! Mavonjy fanahy, Handovàna fiainana mandrakizay. (x4) Ref: ....
@ZomaIdaDirector
@ZomaIdaDirector Жыл бұрын
Le Theme milay revekou trop ai
@laurarabarisoa6967
@laurarabarisoa6967 Жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara
@lalainanomenaravelosaona189
@lalainanomenaravelosaona189 2 жыл бұрын
Tena mahafinaritra be kosa e.
@joharyramarivelo9640
@joharyramarivelo9640 2 жыл бұрын
Na ny tonony na ny mozika, tsara
@niccoperrandrianarisoah8849
@niccoperrandrianarisoah8849 2 жыл бұрын
tena lasa tsy mety mahafoy an'ty hira ty a fa miaino azy in'droa fara faha keliny isanandro.
@niccoperrandrianarisoah8849
@niccoperrandrianarisoah8849 2 жыл бұрын
Tsara be, sady sara b le figurante
@helitianarasoavelonanahary1945
@helitianarasoavelonanahary1945 2 жыл бұрын
Tiako loatra e🙏🙏🙏😥🤗🤗🤗
@ranivomboahangymendrika850
@ranivomboahangymendrika850 2 жыл бұрын
Tiako loatra <3
@okleram9340
@okleram9340 2 жыл бұрын
Hatsarana gadona re izany👍👌👌👌
@christophecolombe8593
@christophecolombe8593 2 жыл бұрын
Mankasitraka e
@desireraharinirina4621
@desireraharinirina4621 2 жыл бұрын
Mankasitraka tena raitra ilay hira fiderana, mélodie tena mamelombelona fanahy