Jesus Christ est Le Seigneur. "Soa ny eo antanany" Misaotra amin ny hira.
@grhcosyma76704 жыл бұрын
Jesosy ô hanafaka ireo olona maro mbola voagejan'i satana anie Ianao.
@clemencefanjanirina87274 жыл бұрын
❤️❤️❤️🙏🙏🙏
@harilalaandrianasy82694 жыл бұрын
Tsara Jesosy !
@williamrandriamanampisoa77784 жыл бұрын
tena tiko f merci beucoup!
@lazapatrickandrianjarasoa77335 жыл бұрын
Tena mampahery tokoa
@rasoloherimalalamariemiche99255 жыл бұрын
Ity aho jesoa a Amen
@rasoloherimalalamariemiche99255 жыл бұрын
Hoaiza toko mo zahay tompo o
@rasoloherimalalamariemiche99255 жыл бұрын
Mahay ny zavatra rehetra jesoa
@samonmofo76325 жыл бұрын
Tana mampahery be le hira fa hionona aho eeee!! 🙋♀️🙋♀️🙋♀️💖💖DE NY AKANJO TENA MIFANARAKA BE @ HIRA MISAOTRA NAREO EEEEEE MAHAVITA BE AMIN ASA NY TOMPO E EE 🙋♀️🙋♀️🙋♀️🙋♀️🙋♀️
@nirinagaetan64435 жыл бұрын
Tik n mihain an ty hir mialoh n hand hvwk n tran hande hias
@dominiqueramiarisoa96305 жыл бұрын
eny Tompo ô fandalovana daholo ny eto an-tany fa eo anilanao Irery no andrasako na dia tsy mendrika ny anonina ny Anaranao Masina ary aho fa mahatoky kosa aho fa mba ho anisan'ny ny ho eo anilanao aho Amen!!!!!
@andriamananarivorabearivel83565 жыл бұрын
Tompo ô, misaotra Anao aho nohon'ny fitiavanao sy ny famindramponao, inty aho manantona Anao raiso ho isany ireo zandrinao
@samonmofo76325 жыл бұрын
EO AMINAO NO MISY NY MAHATSARA AHY ARY AO AMINAO NO MISY NY TSARA 👏👏💖💖 AMEN
Mba asio tonony eto zay manana azafady! Misaotra mialoha
@princyandriakoto31075 жыл бұрын
Hifankatia isika Naharitra efa ela Niharitra ny hatsiaka Ny hain'andro tsy namela Raha misy hadisoana Dia mifamela hatrany Jesosy no nantsoina Raha rotsaka tomany Ref (1) : Fa Jeso nampihavana antsika eee! Raha sendra adiady ka mafy fatorana tsy hay ravana Fa tia mandefitra foana eee! Mitondra am-pitiavana ny fahalemena 'Zay no tena tia Ireo mafy nolalovana Nangotraka tokoa Raha reny no tsaroana Dia mampamoy fo Fa Jesoa nampahery Sy nampijoro hatrany Samihafa ny fijery Fa tonga iray ihany Ref (1) Ireo taranatsika Raha samy mifankatia Hoe hampianarintsika Ny hoe tia tena tia Fa Jeso no sakaiza Tsy nahafoy antsika Ka na hatraiza hatraiza Hanompo Azy isika Ref (1) Ref (2) : Fa Jeso nampianatra antsika eee! Fa ny tia tena tia dia miseho ho tia amin'ny andro rehetra Tsy miova maharitra foana eee! F'izay lay fitiavana tena fitia Tsy maty ny ony
@joellieravaoharisoa7785 жыл бұрын
Hanandrana hafa tsy fantatra izay mbola hanjo... F'Ianao no tiako ka fikiriko mafy dia mafy dia mafy tokoa... ❤
@sidoniejuster91195 жыл бұрын
mankasitraky indrindra anareo fa tena tafapita ny hafatra ankira e!
@sidoniejuster91195 жыл бұрын
deraina ny Tompo
@joharyfanomezantsoarandimb80685 жыл бұрын
Mahereza ry Afaka amin' ny fitoriana ny Filazantsara. Vontosy Filazantsara ity Nosintsika ity! Mivavaka ho anareo!
@dominiqueramiarisoa96306 жыл бұрын
vonto ny foko mihaino ity hira ary latsaka ny ranomasoko!merci nahalalako ity hira tsy hitako izay ho aleha raha tsy eo akaikinao JESOSY ô!!!amen!!!!!
@dominiqueramiarisoa96306 жыл бұрын
merci pour le partage!j'adore!!!!merci encore!!!
@cameronjesus84113 жыл бұрын
I realize Im kind of randomly asking but does anyone know of a good place to stream newly released movies online?
@fabianwinston73713 жыл бұрын
@Cameron Jesus Flixportal =)
@cameronjesus84113 жыл бұрын
@Fabian Winston thank you, I signed up and it seems like they got a lot of movies there :) I appreciate it!
@fabianwinston73713 жыл бұрын
@Cameron Jesus You are welcome =)
@tiahservice13436 жыл бұрын
Misaotra anareo dia misaotra indrindra ny Tompo , raiso @ finoana izany fanampahakevitra izany, dia ho vonjena sy ny ankohonanao,
@manasehudson4196 жыл бұрын
Tena tsara
@ratolojanaharyhbienaime7146 жыл бұрын
tena tsara ilay tononkira, mba mangataka playback raha misy e!!
@lovaamdriatoavina50726 жыл бұрын
tena tsara n tompo fikiriko mafy ts ial ato amiko iz mandrak izay amen
@mirananambinintsoa93196 жыл бұрын
tena tsara fa misaotra e
@oilivonjisoanambininjanaha13486 жыл бұрын
Mankasitraka Ny AFAKA , Tiko loatra fa tena mankahery be ahy