Tena tiako be, mankasitraka e 😉😊. J'écoute en boucle... Misaotra e.
@ikkerandriamparany51036 жыл бұрын
tiko loatra ilay tonon'ity hira ity sy ny feony ary tena mampanetry tena tokoa
@AsSa-kh8jz6 жыл бұрын
Tompo ô manmindra fo @nay 😍😍
@kisenbien6 жыл бұрын
feonao ve ilay mihira?
@FOBECFRIJOLITO6 жыл бұрын
oui iz 2
@kisenbien6 жыл бұрын
Tsara fa misaotra namelona indray ny hira. Ny tsy ampy kely fotsiny araka ny fanaovan'i Gabhy Ratsito azy fahavelony dia rehefa ilay farany indrindra iny mandeha ilay feon-kira fa eo amin'ny "Fa fandaharana efa vita izao" no miara hiraina ary somary miakatra ny temps hanaovana azy :)
@FOBECFRIJOLITO6 жыл бұрын
Raha tsy mahadiso, toi nga andahan'ny Cathy, cousin Ranto
@kisenbien6 жыл бұрын
Eny.
@FOBECFRIJOLITO6 жыл бұрын
okok ka za dadan'i Koloina zanak'i Mama Lala ambatomainty
@carmenrandria18676 жыл бұрын
Waaaaouh! Tena Mahay mihira ary tena manan-talenta marina isika Malagasy ka! Bravo et Merci :=)
@odetterani9896 жыл бұрын
mangotika ny foko mijery ty clip ty, eny tokoa fa tena zavamisy eo amin'ny fiaraha-monina ny fijalian'ny ankizy mahantra toy izao, ny zaza tsy manan-tsiny nefa dia mizaka saady fangirifiriana. Ny Tompo anie hijery manokana azy ireny ary mampahery ny rehetra anty ny fahasahiranana mafy.