Tena tiako ito hira ito . Misaotra ny Tompo dia misaotra ny Hosana !
@raherindrasanagilbertos67113 ай бұрын
tena izay mihintsy e,Jesosy fifaliako izao,tsy manana ambiance amin'ny zavatra izao tontolo izao intsony,vahiny amiko ny zavatra izao tontolo izao amin'izao.Hatsariavako an'i rahalahy @Rasamison David Olivier izany hira izany,le Duo ntsika tamin'ny fahatanorana e
@tahianaandriampaniry81023 ай бұрын
Tsara loatra e!
@NiryRavao3 ай бұрын
Tena tsara be ilay hira. Mamelombelona ny fanahy
@arsenerabarison82313 ай бұрын
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra
@MichelaNanasy4 ай бұрын
🥹🥹 tena manome hery ho ahy foana ity hira ty🥰🥰
@sahondrasoarandria6 ай бұрын
Rehefa nanome tso-drano ny Fiangonana sy ny vahoakan'Andriamanitra Iny izahay mivady Dia nihira ity hira ity, latsaka ny ranomaso, ankehitriny tena hitanay ny fisandratan'ny vahoakan'Andriamanitra, voninahitra ho Azy irery ihany, mitomboa hosotra hatrany Joseph d'Af
@kalamazookam92017 ай бұрын
❤❤❤
@nomenjanaharyrak76117 ай бұрын
.
@kolorandrianera75338 ай бұрын
Ny voninahitra dia ho an'andriamanitra irery ihany
Misy audio original ve...tany ho any Amin taona 2000 tany ngamba izy zay
@njakarakotoarimanana798210 ай бұрын
Amen
@paule-anneekam359811 ай бұрын
Tsara loatra ❤️❤️❤️Alleluiaaaaa Alleluiaaaaa ❤️🙏🏽
@HarilalaRak11 ай бұрын
otrn oe jejo loatra zan le clip...tsy mitory tsara
@Louisette12311 ай бұрын
Mankasitrak ö Ho Tahin ny Tompo hatrany daolo e
@laurettebrigitteramahazoso869511 ай бұрын
Amen Mankasitraka n'y mpamorina , n'y Fanahy Masina i inspiré anao hatrany Tohizo ho an'ny antoko pihiira n'y fifikirana@ i Jesosy @. Fahamarinana s'y n'y. Fabamasinana Tahian'i Jesosy daholo Voninahitra dia ho an'Atra Ray Masina idd Sady tokana any an danitra Mahereza s'y mazotoa daholo Tena tiako koa ianao
@Félicité-r1m Жыл бұрын
Tsara bé miintsy ny fitoriana Aran Kira fa saingy ambany n'y feonareo ao Amin youtube oh
@DumaAndrianarivonyMi-jao-oy7cd Жыл бұрын
Mialy😮❤❤❤
@kolorandrianera7533 Жыл бұрын
Androany aho vao naheno ity hira ity, mampahery be ana ilay hira, ao anaty adin-tsaina, ao anaty fahangatsiahana tanteraka amin'ny finoana Mbola maninjitra ny tanaNy amiko Andriamanitra 🥲😥😭😭 FITIAVANA tsy misy ohatran'izany❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Fa tsara ny mihira Ho an'Andriamanintsika Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana Azy avokoa ny hery sy fahefana Izy ilay fiandohana sy fiafarana Fa tsara ny mihira Ho an'Andriamanintsika Fa mamy sy mendrika Azy ny fiderana Ampinga azo antoka indrindra Satria vatolampy tsy mba mifindra Miderà Azy ry kintana rehetra, ry lanitra masoandro sy volana Miderà Azy ry olona rehetra, ry biby ao an'ala voromanidina Tsy takatry ny saina ny fahefany Fa mahagaga ny asantanany Amin'ny fahoriana Izy mampitraka Satria Mpanjakan'ny Mpanjaka
@saholyraholimandimby6714 Жыл бұрын
TIAKO LOATRA ILAY HIRA.
@rindraramananjoasy938 Жыл бұрын
ny voninahitra ho an 'Andriamanitra ❤❤❤
@rindraramananjoasy938 Жыл бұрын
ho an Andriamanitra ny voninahitra ❤
@andriamaheryt.ratsimba2771 Жыл бұрын
❣
@rijasoajeanjacquesrajaobel5164 Жыл бұрын
JESOSY re izao Lehilahy izao e
@rijasoajeanjacquesrajaobel5164 Жыл бұрын
Miambena fa tsy fantatrareo izay hiavian ny Tompo
@rijasoajeanjacquesrajaobel5164 Жыл бұрын
Raha misy olona ao amin i Kristy dia olom baovao izy ; efa lasa ny zavatra taloha indro vao vao ireo 🙏