Ahatsiarovana zavatra maro toko re a. Tsara, tena fatratra tokoa
@ra-ems1532Ай бұрын
30/09/2024 tsy voaisako intsony ny nihainoko sy nijerena azy fa rehefa manembona sy malahelo ny any aminay izaho dia mihaino azy. Mandria ampiadanana Sefo
@livaRAKOTONINDRAINY4 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤
@sandrifyramira23456 ай бұрын
Qui est encore là en 2024
@kaelmcrypto7 ай бұрын
mlay foana ty hira ty
@MauriceGenet7 ай бұрын
Tena milay be izany version izany. Ny mpitendry moa tena avo lenta be: gitara, batterie
@HajhareAlfonce-vo8jd7 ай бұрын
Tegna tiako hira tao e
@mozikamalaza80487 ай бұрын
Tsars e❤️❤️
@rianalaC8 ай бұрын
FAVI TROP NAREO!!!! MAKALAZA E!!!
@HarittinaRANDRIAM9 ай бұрын
2024 mbola mihaino ilay hira
@voarynkalo959810 ай бұрын
izao sisa eh
@annahasinandrainarakotozan660611 ай бұрын
Décembre 2023 🇩🇪
@santatrafaniryrakotoarijao112711 ай бұрын
5dec2023 😊😅 mahatsiaro 😅
@tsilavorandrianaivoarisoa905311 ай бұрын
Omena anareo nandresy t@ ity fifidianana ity
@hasinarakotoarimanana767811 ай бұрын
ho’aho, rony masom-panahiko leitsy Mahatsiaro ireo andro taloha, ‘zay nivimbina lefo-maranitra Nahatrobaka fo manirery ô Banjinin’ny ory izy ireny, ary tairiny fa tsy mifoha Ka kotsan’ny fahatsiarovana Ireto maso ankiroa izay mijery Tia anie, e e eny tiako ho ’aho (2), reo toerana maro naleha ho’aho Dia mba vangivangio sombinaina, fa lavitr’ilay elanelana Ary izaho, mbola tsy afa-mankany Tia anie, tiako ho’aho; tena vazon’ny lavitr’izao Kalokalon’ny manin-te hody, hirahiran’ny tofoka koa Ka manisa ireo andro tavela Ny sioka nitobaka very, no tiako hameno ny saina Ny fanadinoina tsy misy Raha mbola tany koa ny tany Tia anie, e e eny tiako ô (2), ka na vahona izao na tangena Fitsapana ka nisy isainana, hanadihadiana ny lasa Hanembonana ny eny an-tanàna
@zanahandria2259 Жыл бұрын
10 taona lasa Zay fa mbola mihaino fona. N'y hafatra tena mitombona fona 🙏 Ny contexte Koa vé?
@tantelyharimanana5040 Жыл бұрын
mankasitraka e
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
Bravo! Merci pour ce bon moment! :-)
@evsimple Жыл бұрын
Tsara mozika, tsara feo mirindra tsara, tsara tononkira. Mahafinaritra e. Tsara fa tohizo.
@francoisegerminacarron4500 Жыл бұрын
Maha tsiaro hita taloha
@brtko83 Жыл бұрын
Yes
@gertrudebernadette5584 Жыл бұрын
Tsara e
@ainarazafindrakoto1378 Жыл бұрын
MANKASITRAKA ONE VISION MADA DIA CHAPEAU BRI A ASIO VAZO MTENY NDRAY ALOHA RANGAH FA ZAHAY ETY AM TANANANAREO ETY ITAOSY TENA MIONDANA A
@mostarbelamontabedoudounel6347 Жыл бұрын
2023 fa mbola tsara le vazo aaa!
@raharimbahoakanicole5535 Жыл бұрын
Tena tiako be mintsy le hira merci🥰
@ratovononyjamesharisson1832 жыл бұрын
Tsara foana
@inellerabezanany88432 жыл бұрын
Tiko be leisi tonton c' est qon qon fait la chasse
J'adore cette chanson. Ça me fait penser à mon adolescence. 🙂🙂🙂
@solofojaonaandrianavony93902 жыл бұрын
(Pussycat:Mississippi) Now the country song forever lost its soul When the guitar player turned to rock 'n' roll And every time when summer nights are fallin' I will always be callin', dreams of yesterday Mississippi I'll remember you Whenever I should go away I'll be longing for the day That I will be in Greenville again (The Beatles:Ticket To Ride) I think I'm gonna be sad I think it's today, yeah The girl that's driving me mad Is going away She's got a ticket to ride She's got a ticket to ride She's got a ticket to ride But she don't care .... I don't know why she's riding so high She ought to think twice She ought to do right by me Before she gets to saying goodbye She ought to think twice She ought to do right by me (Ben E King: Stand By Me) When the night has come And the land is dark And the moon is the only light we'll see No I won't be afraid No I won't be afraid Just as long as you stand Stand by me So darlin', darlin', stand by me Oh stand by me Oh stand Stand by me, stand by me If the sky that we look upon Should tumble and fall Or the mountains should crumble to the sea (Linda Ronstadt:It's so Easy) It seems so easy (it's so easy, it's so easy) Oh-oh, so doggone easy (it's so easy, it's so easy) Yeah, it seems so easy (it's so easy, it's so easy) Oh-oh Where you're concerned my heart can learn Oh-oh-oh It's so easy to fall in love It's so easy to fall in love It's so easy to fall in love It's so easy to fall in love It's so easy to fall in love Oh-oh-oh It's so easy to fall in love
@chantalhibon67192 жыл бұрын
Oh le retsy hé milay bé zany se fait kidnappé par des filles zany ha 😅😅😅
@chantalhibon67192 жыл бұрын
Vofelaka Sady vodaka purée Iza bandy hiseho any 🤣🤣🤣🤣faut être costaud hein 😅😅🤣
@lantoherynirinarazakasoa82732 жыл бұрын
Misaotra indrindra ❤
@christianrakotondrazafy20032 жыл бұрын
Mississippi (Pussycat no mpihira azy). Hira nanamarika ny fahazazana, hira heno matetika tam onde courte rehefa alina. Misaotra nampitamberina ny fahiny
@tahinageorges6122 жыл бұрын
Mdr dadatoa Princio 🤣😂
@irenerazanadrakoto41812 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@fara5042 жыл бұрын
Milay nareo zala an👍
@dominiqueramiarisoa96302 жыл бұрын
24/01/22 Je ne m'en lasse pas! j'adore vous écouter les filles!!!!!