I like the sound of this song... very intense feeling...
@RandrianarivelomananaMandaniaiАй бұрын
matsiro e
@iantratotyrobinsonjoel42943 ай бұрын
sao mba misy manana lai version jazzy anito? merci
@TourMusicalAfrique3 ай бұрын
❤ 🇲🇬
@officialclairegmusician4 ай бұрын
Never heard him sing this! Pretty badass👌
@radourazaf39605 ай бұрын
fier d'êtres malgaches 🇲🇬
@edermanutencaoejardim91386 ай бұрын
Comme je ne parle pas malgache, je vais le dire en français : je suis brésilien et j'adore Madagascar
@edermanutencaoejardim91386 ай бұрын
Quelle langue est-ce??
@AmboaraRAITRA7 ай бұрын
2024 🤧
@BangoAbo7 ай бұрын
C'est à la fois une déclaration d'amour pour le pays et une demande de protection au Zanahary.c'est le plus bel hymne du monde.et c'est la terre sacré pour nous Malagasy.
@maximinandrianirina28287 ай бұрын
Mamy kely mintsy ry Stéphanie izany
@Zarathustramalay26737 ай бұрын
Beza lsaac, yathaarth, male emma & bé tưởng lam
@ralahiroaherisoanjato41468 ай бұрын
Tsara e
@dood5879 ай бұрын
Resak'etotra🤔
@isabellarazanamamonjy633 Жыл бұрын
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬♥️♥️♥️♥️♥️
@rakotondramananasamuel3970 Жыл бұрын
sao misy ilay fangalampiery lolo sy farah iny?
@RarendratovoSIFINDRAKIRO Жыл бұрын
Merci e bravo🎉🎉🎉🎉
@rindrarandriamanga3536 Жыл бұрын
Mankasitraka foana eee!!!😍😍😍
@ariravel-iv1eu Жыл бұрын
🎉🎉🎉❤💛💚💙💜🙏
@francisavisse691 Жыл бұрын
les meilleurs du monde je vais aller vous voir
@dbuc4671 Жыл бұрын
v bbcgdgdergeg no i am n
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Embona.
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Tsy mety lany manja io hira io. Malagasy isika e :-)
@telegrandbenoit55782 жыл бұрын
🖐️👁️👁️ les super womens 🌼🌼🌼 trio rythmique band🍹🍹🍹
@telegrandbenoit55782 жыл бұрын
Bonjour 🌕⛅ Mada 🪕🪕🪕🔊🎼🎼🎵🎵réveil musical 💥Noëly christmasi 2️⃣0️⃣2️⃣2️⃣🎄Rykala 🎄Vazo🎄
Merci lesy ra bi @ le guitare à...ssuuurrrr miitssiii e
@ravosonmickael11202 жыл бұрын
Tapaka eo am le tena nendransa . GG
@IKiady2 жыл бұрын
efa mba nandray anjara nitendry 1984-1989 niaraka t@ Pasitera Naivo , aleon' i Bessa nihira fa nahatendry tsara ny hirany rehetra i Pasitera
@mirayolga74642 жыл бұрын
❤❤❤❤ ZOky Lala,
@rianakinky15613 жыл бұрын
Ndriiiii ... Indrisy fa banga an'i Nary 😢
@niniratsimba77043 жыл бұрын
Magnifique bravo 👍👌
@akonfan35993 жыл бұрын
Sauvage lesy gasy retou mdrr mba amevou respai madame président you barea !
@vonializay3 жыл бұрын
MANASA AN’IALAHY (Andry Rasolo) I- Mitsangàna ialahy Atsaharo ny ahiahy Amboary ny tsy mety Ary saino vetivety Fa ny toetra ratsy Dia fantatra mantsy Fa afaka ialàna Toy ny hadalana Chorus : Amafisiko etoana Fa tsy zava-poana Ny fisiana olona Mitraka mba hitolona II- Mivonona ialahy Hijoro ho lehilahy Amin’ireo fitsapàna Izay mameno ny tanàna Olombelona ihany Ary samy mandia tany Na ialahy na izaho Ka indraindray mitalaho III- Manam-panahy ialahy Rahatoa mahasahy Miaro ireo mahonena Sy voan’ny tsindriahazolena Fa mbola dezaka Ka mila ezaka Vao hanjaka eto an-tany Izany fitiavana izany
@josephligron33133 жыл бұрын
Mafinaritra lotra
@tsitorandria85733 жыл бұрын
Milay zalahy a!
@psikotor3 жыл бұрын
4:30 shit's so good
@ikotojaona37023 жыл бұрын
Ca va be le guitare avec le feo manga eee ,misaotra e!