Tiako be hira ty ai ! tahian ny Jesosy hatrany nareo dia mirary Noel 2024 sambatra ho antsika rehetra ❤❤❤❤fiadanana no tononina aminareo rehetra AMEN 💖🙏🙏
@gshvs80579 күн бұрын
Amen❤❤❤
@HaingonirinaAndriambeloson-w8u9 күн бұрын
Misaotra tena lesona sy fanantenana tokoa
@dominikfranz488316 күн бұрын
Ich will auch soeinen
@enintsoanivo968719 күн бұрын
Mamelombelon'aina,mankasitraka dia Samia maharitra @ asa fanompoana ❤️.
@martinjean702821 күн бұрын
OK KTKB mankasitraka e
@lalaochababy175923 күн бұрын
Réf- Lomaia malakia Tsy ho tratse ty afara Sarombaho ty Jesosy Fa ie avao ro lala ( 2 fois ) 1- Ndre maro ty soa Fandrike mahavoa Fiaigna tsy hita fara An- dagnitse ao ro raha ( 2 fois ) Réf... 2- Fiaigna mamerevere Devoly maneresere Mamary anao tsy ho agne Mba mihevera rolahy ( 2 fois ) Réf une fois ..... 3- Intoy ty talily Ty fagnavota tsy avily Fa ty ambeasa mpavande Mpamerevere Ndate ( 2 fois ) Réf....
@rasoamalalabellah77429 күн бұрын
❤❤❤❤ misaotra Tompo ô fa mamelombelona n'y fanahy izany Hira zany , amen
@petepeterpetersen4923Ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤
@Christina-c1cАй бұрын
Cute❤
@andjelkadragicevic8751Ай бұрын
🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤❤❤😊😊😊😊😊😊😊😊😊🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉🎉❤🎉❤🎉🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤😊😊😊😊❤😊❤😊😊❤😊❤😊❤😊❤😊❤😊🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉🎉❤🎉❤🎉❤🎉❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉❤🎉🎉🎉❤🎉❤🎉 das ist süß
@alainsolorazafimandimby2567Ай бұрын
TSARA BE TIKO BE LE TENU
@sylvoalias3 ай бұрын
mankasitraka hatrany misaotra ny zanak'i Libanona nametraka hafatra soa .Izay manan-tsofina aoka izy hihaino ka hahare ny teny soa voafono an-kira eto. misaotra anao Tompo ....soa ihany fa eo ianao hitarika ny lalanay. Ka hoy aho hoe :Vonon-kanaraka anao aho anio mandrakizay.
@mahafalybeauty90053 ай бұрын
Ao avao Toliara zay lahy ❤
@mahafalybeauty90053 ай бұрын
Mahavelo bevata ! ❤
@desireJhone4 ай бұрын
Coral ambohipaly betafo
@raymrabe11724 ай бұрын
NY FIAINAKO- TROMPETRA FANANTENANA Tsy ho haiko tantaraina Jeso ny fitiavanao Harena sarobidy mamiko ka holalaiko Satria ny gadra nentiko, e voavahanao Ka tonga velombelona ny aiko Dia tano hifikitra mba tsy hahafoy Anao Na maro ireo ankaso ento an-taninay Ny fiainako ny ho aviko Na ireo fikasako rehetra rehetra Tompo o Ny tenako ny hirako Na ireo vavaka iantsoako anao Atolotro apetrako Ho eo am-pelatananao ireo Ray o Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao Ambara-pialako handao izao tany izao Dia tsy hatahotra aho fa manana Anao Na maizina mikitroka aza ety Tsy haiko ny hangina ka tsy hanandram-peo ho Anao Anolotra ny dera izay mivoaka avy ato am-poko Ka raha tonga ny andro izay hiverenanao Dia hira fihobiana no dradraiko Ianao no masina ianao no mahery Ianao no Mpamonjy sy mpanavotra T & F : Eugène Ramanankoraisina
@lemavorecords4 ай бұрын
Misaotra indrindra e!
@raymrabe11723 ай бұрын
@@lemavorecords Tsisy fisaorana e
@OnjaMalala4 ай бұрын
Tahin'i Jesosy aby lahy ❤, merci Trompetra 🥰
@officialclairegmusician5 ай бұрын
🤟🤟
@vincentmaneva91385 ай бұрын
tsara loatra. mampitomany
@tablegod5 ай бұрын
this guy just got a fortnite emote
@96liebe5 ай бұрын
SÜSS
@RIvo_fj5 ай бұрын
Sao de misy misy "KTKB Jesosy Avao" clip
@congo2435 ай бұрын
jjkl
@tiita65 ай бұрын
tiako
@fifalianaandria74205 ай бұрын
Ny mpamanga groupe
@MrRUFFINRaveloniaina5 ай бұрын
❤
@RIvo_fj5 ай бұрын
👏👏👏🫶
@Gilbert-sd8ob6 ай бұрын
Soasoa mare, aba , nigniko ! Tandregnesiko avao koa ty kaikin'i Jesosy ❤🙏🙏🙏
@Gilbert-sd8ob6 ай бұрын
Maharesy lahatra tokoa ny fiainanareo am-pinoana lehibe 🙏
@sidoniesidonie97226 ай бұрын
💔💔😭😭🙏
@cindyholtkotter15616 ай бұрын
😊🥰🥰🥰🩷🩷🩷🩷🩷🩷💖😻😻🐶🐶🐶
@centrefiscalihosy83556 ай бұрын
Mankasitraka ee
@raharivony82126 ай бұрын
AMEN🙏🏻❤️❤️
@ClaudiaRaharimalala-qm1on6 ай бұрын
Merci tsara b
@livah137 ай бұрын
merci
@v.m.s.rakotomanga33107 ай бұрын
Misaotra indrindra Andriamanitra ô fa lehibe ny anaranao ! Hideranao mandrak'ariva izahay 🙏
@ursulafaratiana41157 ай бұрын
Voaray ny hafatra zaiko. Bravo pour la chanson Florin. Deraina Jesosy
@livah138 ай бұрын
Quelle merveille cette chanson !
@setaramahefaharison39608 ай бұрын
Tsara loatra e. Tsara bé ilay hira, tsara bé koa ny exécution
@leilarakotoson98209 ай бұрын
Tiko loatra ny taniko .Tiko ianao ry madagasikara ❤❤❤❤
@Horipa-b7r9 ай бұрын
Ahy i Madagascar
@marielefrancois95259 ай бұрын
AMEN AMEN AMEN !
@marielefrancois95259 ай бұрын
💞🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@coletteeulalierandriamanga90689 ай бұрын
Mankasitraka ❤
@bodonantenaina125610 ай бұрын
❤️🙏❤️
@JulienRakotonomenjanahary10 ай бұрын
Ankiniko Aminao ny Fiainako Jesosy, na maizina mikitroka aza ety !