Misaotra betsaka nizar de miandry Tohiny oooh ❤❤🙏🙏
@SimonJohn-nz9io15 күн бұрын
Here from tanzania Now from tigo to Yas👍
@Lala-t5d5k3 ай бұрын
Tena marina ary izaho mitovy hevitra @ i Koto " VENDRANA NY GASY"
@Lala-t5d5k3 ай бұрын
Misaotra Koto Manampahaizana ianao...... Ny malagasy tsy mahataka-javatra ka izay masaka ao andohany no hiziriziriany. Manahirana ny miady hevitra @ olona tsy mahataka-javatra...... Izaho manaraka, ary tia an'i Koto, manantsaina, Manampahaizana. Mankasitraka Koto
@Lala-t5d5k3 ай бұрын
Tsy afaka ampitahaina Koto sy Big Ianao manantsaina ..... Big pokaty, tsy mianatra.... Izaho tena tsy tia Big sy ny mitovy aminy....
@Margue-er5sw3 ай бұрын
Miteniteny fona ity ramatoa. Ny marivo salosana dia mino io. Fisolokina koa io sy misy joatr'zany
@mraj22343 ай бұрын
ie, mandeha ny bizna fivarotana clé usb sy spectacle sns, miditra ny vola, fa rehefa tonga amina stade iray isika, ohatra hoe, ahoana no résolvena problème haut niveau mila mampiasa compétence scientifique dia eo no raisina, tsy vitan'ny vola.
@tianasaib90033 ай бұрын
Aza raharahiana monsieur Koto fa tsy misy ilavana azy le pihira tsy nahita fianarana iny
@tianasaib90033 ай бұрын
Le mec n'a même pas de diplôme
@tianasaib90033 ай бұрын
Monsieur qui est a Madagascar droguée et alcoolique izy mianakavy any Madagascar any
@tianasaib90033 ай бұрын
Ne te casse pas la tête monsieur Koto vous êtes bien continue comme ça
@tianasaib90033 ай бұрын
Aza raharahiana n'y aminy monsieur qui ne servent à rien droguée alcoolique daholo izy mianakavy any Madagascar any
@tchenpa42094 ай бұрын
Ianao Soeur Fabiola efa nitsidika ny afobe @ izao fahavelonao izao. Ho any koa ianao izany sy mpanaraka anaoo rehefa maty.Tena mino tokoa aho fa tany @ afobe ianao satria mitatitra lainga avy any.Fantatrao tsara fa diffamation publique no ataonao ary tena azo toriana tokoa ianao.Inona no ambaranao rehefa hangataka porofo ny zavatra nolazainao ny fitsarana?Ary inona koa ity sainan'Israely ity?RIDICULE be mihintsy ny zavatra ataonao sy lazainao.Olona fohy fisainana daholo ny mpanaraka anao.
@Jordan-er1re5 ай бұрын
F iz m enw manambany n olona rehetra io, samy aty ivelan f az manambany a
@arimananaancette-yz5ul8 ай бұрын
Ny fianarana no lova tsara indrindra je suis d'accord avec toi Koto.
@arimananaancette-yz5ul8 ай бұрын
Tegna marigny zany Koto mankasitraka anao.
@inayatsama60598 ай бұрын
Mankasitra razoky koto a. 🙏🙏
@JeanDavidRazafimandimby8 ай бұрын
Tena tssy feo tsony le Amin farany
@philibertsolondrainy31928 ай бұрын
👍👍
@abuharis70099 ай бұрын
Salam flag falestine no this flag ,,,,,,,,
@angelenjoro27939 ай бұрын
Mifagnarah areo 2 mboh mifankatia aveo tsy tsara miady
@adriansluf11 ай бұрын
„Hotel Manager“ (GER) no fiantsoana ny asan‘i Koto. Io Diploma io koa dia mitondra ny hoe „gérant d‘hôtel“ @ teny FR ary any @ Hotelfachschule (GER) („ecole d‘hôtellerie“ FR) ny mianatra azy. Ary marina tenin‘i Koto fa ny Receptioniste @ izao fotoana izao dia matetika tsy mantsy mahay ny rehetra manodidina ny fitantanana ny hotely iray misy azy. Sady mpitambola koa raha tsy diso aho. I Koto tsy nanambony tena fa manambany olona ny fiteniny ka tokony hifona sy hiala tsiny eto izy mba hampitony ny mpihaino.
@RostandRayas11 ай бұрын
merci président
@ainarazafindrakoto137811 ай бұрын
tsetsatsetsa tsy haritro fotsiny an tena zany mintsy ve no fanononan'i Gascar ilay informatique(TECHNICIEN SUP DE RESEAU INFERMMATIQUE) sy ordinateur(ORDUNATEUR)??? sa mba disodiso fotsiny ihany?
@marietodi8495 Жыл бұрын
Mpivarotra tanindrazana enao é
@estellesoumira7010 Жыл бұрын
Anao io mihitsy Mami Ravatomanga mampahatra ny firenena malagasy ty, eto anao manao mahay manazava, anao chef ny dahalo eto Madagascar 🇲🇬 miharaka aminy Andry Rajoelina Français mpamosavy
@dinarako4063 Жыл бұрын
qu'est ce que c'est que cette manie que nous avons de mépriser tout ce qui n'est pas cadre sup autre?? Devoir expliquer pendant 15mn ce qu'est un réceptionniste?! En quoi un réceptionniste n'aurait pas le droit d'émettre son avis d'ailleurs?? Ce n'est pas avec ce genre de mentalité qu'on s'en sortira
@SergeNicolas-e5c Жыл бұрын
Tena olona mitonatonana mitsy kou ti razoki tii
@DARIVONY Жыл бұрын
Dia ampianarinao hingitrika mandavataona daholo toy ny nataonao ireo solombavambahoaka hofidianao ve
@AminaMamine-vo3wg Жыл бұрын
Sao Ary EFA nahazo vodiondry varotra an I Madagascar
@AminaMamine-vo3wg Жыл бұрын
Bonjour misaotra mintatara fa mpivarotra tanindrazana daholo n'y pitondra rehetra
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Noho tax ndravalo tsy mbola naloany no tsy namelan ny rajoelina tiko hisokatra..namotika orin asan olona i ravalo dia nakaton ny fanjakana koa ny azy...valim piakarana fidinana...handroba volam bahoaka ao indray ialahy..tsy maharesy tgv eo ialahy ry tsy tia natinalite ah.
Orinasa tsy mahaloa hetra avela hisokatra va kkkk,mba tadidio ry siteny fa nijaly olona tam fitondrana ravalomanana satri hidiny daholo zay orinasa mitad h dépasse azy kkkkk
@SergeNicolas-e5c Жыл бұрын
Tsy hainy siteny zany ee olo miteny teny fona io tsy mba madinika
@andryrakoto2958 Жыл бұрын
Bavo Koto, l'important c'est de conscientiser il faut que chaque Malgache soit conscient de leur choix pour un vrai developpement durable
@DarivadasenMyandee Жыл бұрын
IL faut un leader c'est Marc RAVALOMANANA Dari Myandée Ile Maurice
@DarivadasenMyandee Жыл бұрын
MONSIEUR LE PRESIDENT , BRAVO VOTER POUR MARC DARI MYANDÉE MAURITIUS
@jeanpierrevalerie1160 Жыл бұрын
UN VRAI MENTEUR ( la démocratie , est aussi le droit institutionnel de dire ou de raconter des bêtises )🤔
@jeanpierrevalerie1160 Жыл бұрын
SADY NY MALAGASY MARO hanisa ranga tsisy miasa sy miraharaha an'zany KOTO zany a .Raha za ianao tsy mody any intsony , satria EFA betsaka loatra Zay bandy miandry ao Zay , Dia hitan'i ranga ZANY MALAGASY vendrana zany 😮
@jeanpierrevalerie1160 Жыл бұрын
KOTO : EN TOUT CAS , IL A RÉUSSI, IL FAIT TRAVAILLER 4000 MALAGASY, ndana teneno reo Malagasy 4000 misasa @ horon'asa reo hoe hakatona n'y horon'asa , satria Zay fijerin'i ngahy Koto. Voahopa ianao raha mody.
@leroabalita687 Жыл бұрын
Combien a coûté la robe verte de vohaingo ? L hôpital qui se fout de la charité
@julieraz23977 ай бұрын
Oui je pense qu’il aurait juste dû la fermer 😂
@zafinjanadambo Жыл бұрын
Mpanao lainga tsara lahatra i rajoelina fa n'y vitan drajoelina tamin ity firenena ity ry roland tsy vitanao n'a oviana n'a oviana rah mbola madagascar ihany i madagascar...firy taona naha maire anao aloha fa tena zéro ianao ry roland am zava bita par rapport ndrajoelina n'a hanaratsy à ndrajoelina toy inona ianao eto am firenena...antitra fotsy loha ihany i roland tsy hita zay mba napoaka manerana an i dago.. ministrin y asa Vaventin drajao tsy hita mba zava mivaingana lba vita manerana n i dago...zéro laza.
@lucralijaona2874 Жыл бұрын
za mipropose oe atao en duplex ny interview ana personalité publique am manaraka d isan ny invité en duplex i Koto manao interview anze vahiny nasaina, fanampiny, aleo i Koto no misuggérer anle personalité publique tiny sy tokony hadihadiana par rapport am toe draharaha politique misy eto madagascar, mety hety ve zany?
@fernandrasolofoniaina5816 Жыл бұрын
M KOTO manoana ny fotokevitra etinao za eto ary de tohizo fa efa nataoko ny partage OK
@fernandrasolofoniaina5816 Жыл бұрын
Enao ra vo miteny vola de tsy mety
@jeanpierrevalerie1160 Жыл бұрын
Président de la république : KOTO Premier ministre : MAIHOL Vice première ministre : Sr FABIOLA Ministre ny fahasalamana : Luc H Ministre Sport : KOHEN Ministre culture : HARIFIDY Ministre affaires étrangères : HERINAIVO Ministre ny population : TSARATSARA 😅😮
@Eirorian1 Жыл бұрын
Misaotra amin'ny information ! Tena fetsy sady ratsy be !
Fitsarana malagasy efa tsisy raha msnjary .anso draiky mahita fa hsboaka didy rango 2012 jusqu'a zao tsy délibéré ary reo mpitsara ao @ny cours suprême hoe fa tsy hay akory atao affaires nareo ty fa maro reo so anatio affaires io kolkoly.