Grave be ty kabary ray ty Diso fiantefa le mpikabary
@nirinasoamalagasy39723 жыл бұрын
Tsy hay ny tsy hankasitraka amin'ny fizarana mahafapo nataonareo mianadahy, ho toy ny laingom-boaloboka anie ny fahalalana sy ny fahaizana anananareo ka andrantsanana vao misandtahaka e!Mitomboa hasina tompoko!
@ianjaraniainarazafimahefa17904 жыл бұрын
Efa mifangaro fivavahana, fa mety ka
@mariellaferinande79535 жыл бұрын
Mankasitra tompoko tena tiko be
@kantorakotonanahary23055 жыл бұрын
Misaotra tompoko fa tena manampy be anay ny nataonao!
tsara fa adinonao fa fahorina le izy ! moramora iany !
@rahasina39125 жыл бұрын
Tsy miseho ho mahay noho ny mpikabary akory tompoko ny tena fa misy ny madilana ho tetenina "TSY SOLOM-BODIONDRY NO FILAZA AN'INY VOLA ATOLOTRA INY FA TENA VODIONDRY ARY TENA VADY NO ANGATAHANA FA TSY TSY SOLOM-BADY"
@ramamonjisoajeananselme29566 жыл бұрын
Tsara de tsara tompokolahy le kabary saingy indrisy tsiny iray no naharatsy azy. Miedinedina loatra ianao manao azy anefa kabary an-karatsiana no ataonao ka manjary mampiseho tsy firaisana alahelo amin'ny manamanjo. Noho izany tena am-pitiavana no hitenenana eto, tafika an-drefatanana tsy hisoko fa hirangaranga. Manana fanetre-tena kely. Misaotra e!
@rakotoarivonymioranasolo64506 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko tamin'ny fizarana fa tena mahafinaritra, tohizo hatrany e!
@jersnat39786 жыл бұрын
Manaja tompoko! tena efa tsy miambakavaka fiteny intsony, tohizo hatrany: Mirary soa
@ahmadyoussouf86 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra re tompoko ô !
@erickalalainaravoson76937 жыл бұрын
Miarahaba indrindra tompoko! Misy mailaka azo hifandraisana ve raha hiara hiasa?
@miadanarakotondrasoa72007 жыл бұрын
mb afak maaz kabry ampanabadian ve azafady
@elisearthemise98817 жыл бұрын
Tena mahafinaritra be ny miheno anareo dahy mikabary tsara be fa misaotra tompoko,tsy azo adinohina marina ny teny ndrazana,tohizo fa tsara 37ans aho no eto France fa ny teniko tsy hadinoko Misaotra tompoko
@ralaitongamaximilienjeancl99037 жыл бұрын
misaotra ary makasitraka anao ny tenako eh!! sambatra ny gasy fa manana ny maha izy azy fa adala ny tsy tia ny azy!! misaotra anao mapianana sy nanome lesona
@lazalazatiana32524 жыл бұрын
ba omeo ohabolana mahakasika ny fianakaviana
@oniniainastephanierakotoma26017 жыл бұрын
mahafinaritra tohizo ihany tompoko
@MamyHR8 жыл бұрын
Misaotra betsaka, tompoko.
@olivierrafetisolomanana35889 жыл бұрын
Tena mahafinaritra!!! aiza no misy fianarana kabary tena mba tsara raha eto Antananarivo?
@manohynyfitia82499 жыл бұрын
misaotra betsaka. Hafa be ny an'ny Merina: tsy jerena ny vola, tsy miady varotra,... Ary ahoana raha mba vola kely no ao anatin'ilay valopy? ohatra hoe telo hetsy fotsiny
@tinachristien84087 жыл бұрын
Satria ny zanaka tsy hatao amidy fa kosa voninahitra hifanomezana lahy sy ny vavy io