ATO AM-PONAY FOANA RABAINA
4:08
4 жыл бұрын
TOI PLUS MOI Finaritra
2:59
4 жыл бұрын
Пікірлер
@jeannoeleracama1709
@jeannoeleracama1709 3 ай бұрын
super. continuez toujours dans le bon sens. merci
@poundalee5281
@poundalee5281 Жыл бұрын
Bravo👏bravo👏
@johnnybancalin7292
@johnnybancalin7292 2 жыл бұрын
Magnifique
@kumarimarthin1346
@kumarimarthin1346 3 жыл бұрын
misaotra Tompoko🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@oliviarianaharisoa97
@oliviarianaharisoa97 5 жыл бұрын
Mahay be nareo kanto
@jessijean2823
@jessijean2823 5 жыл бұрын
ts tafaboakanao le byonce
@fabricerabariniriana8350
@fabricerabariniriana8350 5 жыл бұрын
tsara kah, fa inona moa zany tena dikan'le hoe version finale eo am'titre ? afaka tediavina ve hoe version avant finale de misy hafa koa ao? tsy mila vaniny ry zareo fa otrany ni-rater zvt zany hoe efa final vao nahita nefa mbola te ahita ny avant an! f'aza raisina serieux akory (y)
@lalouandria5484
@lalouandria5484 5 жыл бұрын
Fabrice Rabariniriana : resak montage no nahatonga an’io fa tsy dia misy importance b lotra
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 5 жыл бұрын
tsara fa tohizo ô!
@bodohanitraray6599
@bodohanitraray6599 6 жыл бұрын
mba aso hira malagasy hoe mba jerena fa tsara aloha ilay hira teny vahiny. Fa manao ahoana rehefa Tence mena no ataonareo azafady
@randriafenomananasehenonts6555
@randriafenomananasehenonts6555 9 жыл бұрын
Tsara be.
@faniryando6042
@faniryando6042 9 жыл бұрын
mankasitraka tanteraka ny Diary mozika fa tena afa-po daholo ny fianakavina.Nahafinaritra be ny fiaraha-miasa sy ny zavatra ataonareo!mirary soa ho an'Ekipa rehetra.
@dagosy
@dagosy 9 жыл бұрын
tsara an!!! tiako be, misaotra tompoko
@nyanjatinahaly4737
@nyanjatinahaly4737 9 жыл бұрын
tsara an!
@valoharavahoaka1516
@valoharavahoaka1516 9 жыл бұрын
Manja! Mazotoa ary Mankalaza ry zareo! Miandry ny tohiny e!
@fanantenako
@fanantenako 10 жыл бұрын
tsy misy mihira gasy mitsy ze orchestre manao medley ato, misy antony manokana v?
@mialyrandria6395
@mialyrandria6395 9 жыл бұрын
Ny antony angamba mety hoe sarotra be ny hanao ny hiran'ny artista gasy samy gasy nefa tsy miera. Fa any amin'ny mariage zareo sur fa manao. Za koa mitady Orchestre manao medley gasy ohatranao fa mikasa ny hanao mariage any Dago amin'ny fin 2015. Raha vao hira vazaha tsy voanay mivady. Aty efa mankaleo ny hira vazaha, ko hody any ve mbola tsenain'ny hira vazaha koa. Mino aho fa manao Medley Gasy reto Orchestre reto, tiko ny fihirany aloha atreto.
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 7 жыл бұрын
sady hafa ko ny hirantsika malagasy e
@ludonjaka
@ludonjaka 10 жыл бұрын
tsara be e.mankasitraka indrindra
@waytogovoyage
@waytogovoyage 10 жыл бұрын
shhhhh!! ratsy
@ludonjaka
@ludonjaka 10 жыл бұрын
tsara leis io lebandtiti.
@sahobiniainarakotovao9255
@sahobiniainarakotovao9255 10 жыл бұрын
tiko tiko tiko eee <3
@OlivierHajanirina
@OlivierHajanirina 10 жыл бұрын
mankasitraka eh