Mba soratana Ilay anaran'ny A/C THERACK RAMAMONJISOA
@FaniryRazanamoelina3 ай бұрын
tena tsara be
@solorasolomona62283 ай бұрын
Hira ankafiziko loatra, na ny feony na ny tonony.❤ Mankasitraka .
@reineramboasalama95164 ай бұрын
Eéee...double sento eee ...
@reineramboasalama95164 ай бұрын
Kanto !
@julienjackie68874 ай бұрын
Hafa ihany ny kalony fahiny 😊 Mankasitraka ô ❤
@AndriahRazafy4 ай бұрын
Cette chanson me souvenais un moment
@mangiran-dratsy5 ай бұрын
Andrianary RATIANARIVO
@Renoi_noir6 ай бұрын
Tokony mba nasiana fil ihany ireo micro an😒🇲🇬
@cyberfihavanana84616 ай бұрын
hafa ihany ny kalon'ny fahiny
@RaharivohitraLala7 ай бұрын
oadrayy
@RaharivohitraLala7 ай бұрын
Milay ranga a! afaka be!
@rogerrakotoarijao62967 ай бұрын
Très belle chanson également !! Merci.
@DanielleAinafanahy7 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤
@bachdu137 ай бұрын
Tena kanto Misaotra besaka 🙏🏽
@LALY923707 ай бұрын
Mankasitraka indrindra e 🙏
@tokyrandrianarivelo19287 ай бұрын
Kanto Dia kanto ❤
@tokyrandrianarivelo19287 ай бұрын
Tanora mankafy kalon'ny fahiny moa ny tena.. ka Dia mihaino finaritra dia finaritra tokoa ❤❤❤
@lisiheryralisa24667 ай бұрын
Iza izany beso izany ?
@heryandrianarivelo82947 ай бұрын
Toa I Dadabary ihany ny fahenoana azy no manao ny beso...
@ernestinelegros3157 ай бұрын
Misaotra betsaka amin'ny fizarana fa tena mahafinaritra be lay hira.Tamin'ny mbola kely aho dia efa naheno ity hira ity fa androany dia tena mazava tsara ny toninkira sady tena mahay mampiara-peo izy mirahavavy. Iza moa ireto mamelona ny hira ireto azafady? Zany ka hira malagasy. Tena mamerina mihaino foana aho io fa tena tiako be. Mankasitraka ê!
@LALY923707 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏. Ny mpihira eto dia i Farah sy Ranja, tao amn tarika Ranjal, anisan'ny namelona ny kalon'ny fahiny nanomboka ny taona 1990.
@madarazaf68757 ай бұрын
👏🏽👏🏽👏🏽Misaotra betsaka nizara é. Tena kanto 👍🏽❤
@razafimahefaralimanana257 ай бұрын
Bravo tompoko ô! Tena hafa n'y hira taloha,
@LALY923707 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
@abdonjoseranarivelo7367 ай бұрын
Tsara mihitsy mankasitraka
@974LTC8 ай бұрын
Mankasitraka ❤.
@madarazaf68758 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara é ! Mba mitady ny originale ihany koa raha misy 😊
@LALY923708 ай бұрын
Mankasitraka e !
@razanakotodidier8985 Жыл бұрын
eto ry Lala no toera mangina
@LucileRabearimanana Жыл бұрын
Vehivavy malagasy mihira amim-pahamaotinana , amin'ny feo mirindra tsara sy manga . Fatratra aok'izany . Afa- diana , afa-po aho m pijery sy mpihaino . Velominareo ny kolontsaina malagasy, mahabe fanantenana. Misaotra indrindra, ramatoa isany .
@LALY92370 Жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko !
@kevinmiarintsoarajaofera4749 Жыл бұрын
old but gold❤
@LucileRabearimanana Жыл бұрын
Tena mampihetsi-po . Tsapa fa tsy amboamboarina fa tena avy amin'ny fo mahavehivavy malagasy . Miarahaba an'ilay mpihira misolo an'i Henriette. Tena misy mpisolo izy , mihira amim-pahatsorana fa tsy be Angola , maotina tsara koa ny fihetsika rehetra, ny fiakanjo , ny volo... Tena kanto . Voatahiry tsara ny mahamalagasy ka mampitsiry fanantenana ato anatin'ny rivotra mitsoka avy any ivelany.
@LALY92370 Жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
@LucileRabearimanana Жыл бұрын
Misy hira malagasy hafa hirainao ve aza fady , hositrahanay mandala ny kolontsaina malagasy ? Misaotra indrindra, tompoko.
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Tena tiako, mahafatifaty loatra nareo ! ♥
@joxdior Жыл бұрын
Misaotra e. Mankatelina
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Mahafatifaty loatra ny feon'i Ranja sy Salomon ! ♥♥
@sahondrarey-vignau2071 Жыл бұрын
Ndriiii lay fifaliana niserana ihany...💔 😢
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Bravo, j'❤❤❤!
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Salomon une personne que j'admire beaucoup avec son talent et toujours avec sa belle voix, j' ❤❤❤❤
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Salomon manam-peo tena miavaka amin'ny maro ! mendrika amin'ny hirany rehetra, tena mihira amin'ny fo ka tafita tsara ny hafatra. Mankasitra tompoko ! ❤
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
❤❤❤❤
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Ndriiiiii mahafatifaty loatra ny mijery anao sy Salomon mampiara-peo amin'ireo hira maro. Tena manohina fo ! Merci Ranja ❤.
@LALY92370 Жыл бұрын
Mankasitraka indrindra ê !
@fitahianamalala3943 Жыл бұрын
Mangorangorana mintsy ny fo mihaino azy.Mankasitraka e
@fitahianamalala3943 Жыл бұрын
Betsaka no nihira azy ity,fa tena tiako loatra ny nanaovanareo azy ity ❤️ ❤️ Mankasitraka e!
@LALY92370 Жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka 🙏
@rambelosonsolohery4247 Жыл бұрын
Henri tatsimbazzfy
@vivreodilon54912 жыл бұрын
eto ry lala ny hira tsara, de mankasitraka fona e
@evelyneah-thion9202 жыл бұрын
Cette chanson me fait pensé a mon enfance, le kalon'ny fahiny tout les dimanches soirs à cette époque puis ont pensé déjà au lundi matin réveil tôt pour aller à l'école à pied. ❤️❤️ Veloma ry Said Omar
@paulinetsiky62382 жыл бұрын
Ntsooo mahafatifaty te hiara hihira hihira aminareo aho zany
@paulinetsiky62382 жыл бұрын
N'a mpihira na n'y hira kanti loatra
@paulinetsiky62382 жыл бұрын
Aoka re
@joharyravaloson82502 жыл бұрын
Wast Ravelomoria, directeur de l'Ecole Régionale d'Anjouan en 1913, a commis de son séjour à Anjouan une pièce de théâtre, Noro Kaïma. Cette pièce met en scène une histoire d'amour entre deux jeunes gens, Noro Kaima, fille de sultan issue de la lignée des Al-Madua, et Said Omar, un garçon de la lignée des Al-Masseli, deux groupes rivaux. Le dénouement sera d'ailleurs tragique, marqué par la mort du Sultan Abdallah, la prise du pouvoir par Said Omar. Les chants créés par Naka Rabemanantsoa qui ont agrémenté cette pièce restent encore célèbres dans les kalon'ny fahiny, chansons d'autrefois occupant une place importante dans des événements de la vie malgache aussi importants que le mariage, la circoncision et le retournement des morts. Il s'agit principalement de deux chansons : "veloma ry ilay Anjoany" (Handao Ity Tanàna Mahazatra) et "veloma ô ry Said Omar !" Cette dernière chanson relate les adieux d'une fille malgache se séparant de son prince charmant, comorien, qui l'a ignoblement trahie. Mais complètement détachées aujourd'hui de Noro Kaïma, la pièce originelle, ces chansons font leur petit bonhomme de chemin, au point de faire partie aujourd'hui du fond musical populaire des hauts plateaux malgaches.